SOA KANTO

SOA KANTO

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SOA KANTO, Beauty, cosmetic & personal care, Ambohitrimanjaka, Antananarivo.

02/10/2026

😍🔥 ILS SONT DE RETOUR ! NOUVEL ARRIVAGE DISPONIBLE 🔥😍

🥰 Noho ny fangatahanareo maro dia tonga indray ny stock !

💖 Tena tian'ny client-nay ity savon ity ka vetivety dia lany ny stock teo aloha !

🙏 Misaotra indrindra anareo rehetra tamin'ny fahatokisana sy ny commande !

✨ Ho an'ireo efa niandry, ary ireo mbola te hanandrana azy, dia efa afaka mandefa commande indray izao !

⚠️ Stock limité – Aza miandry ho lany indray vao hanafatra !

📩 Commande en message privé
🚚 Livraison disponible

💖 Merci pour votre confiance !

28/10/2025
21/10/2025

💋Tonga indray ilay Savon au Beurre de Karité sy Coco malefaka tinareo be!
Ho an’ireo mbola tsy nahazo na maniry haka indray dia efa disponible izy izao✨

🧴 Ao koa ny Crème Réparatrice — izay tsisy vina amintsika ny fiasany
💝Manasitrana sy manatsara ny hoditra

❌tsisy effet secondaire 🌸
❌Tsisy corticoïdes

💰 Vidiny tsy niova :

Savon : 20.000 Ar

Crème : 20.000 Ar

💝 Efa maro ny afa-po tamin’ny vokatra Soa Kanto an! 💝

🌿 Produit 100% naturelle avec garantie ny antsika an!
💢 Mitazona tsara ny teny nomenay izahay :
👉 Raha tsy mahita vokatra ianao dia mamerim-bola izahay.

🚚 Livraison manerana ny Antananarivo izahay , ary afaka mandefa any faritany koa.

📞 Contact : 038 89 444 01

28/04/2024

🌹Miverina madio be ny faritra rehetra izay asiana an'io SAVON spécial pour visage Sy CRÈME RÉPARATRICE io🌹
✅Mahafaka tache bé mihitsy
✅Manala mony, panda , ride,point noir
✅Miaro ny hoditra tsy ho maina
✅Manakatona masokoditra
✅Manasitrana ny tarehy Simba Sy may ny masoandro
✅Manalefaka ny hoditava
✅Manasitrana ny areti'koditra rehetra sy
Izay Mety ho problème aminy hoditra
👉Na tache efa ela na vao haingana Dia afany avokoa
Ka raha te hanafotsy vatana ,na faritra tina ho fotsy Dia Io no efficace indrindra
Garantie 100%

🚨👉 AVERINA NY VOLA RAHA TSY MAHITA VOKATRA MANDRITRA NY HERINANDRO😊

Prix: SAVON spécial pour visage 20000 ar
CRÈME réparatrice 20000 ar
Raha Mila fanazavana fanampiny mp avy atrany💌
Manao livraison manerana ny Antananarivo Ary mandefa any aminy faritany ihany koa

Contact :038 89 444 01

07/02/2024

MANANA OLANA AMIN'NY VOLO VE IANAO?
Volo mihongotra be
Volo vakivaky
Loha sola
Volo maina
Volo tsy mety lava
Natokana ho anao mihitsy ity sérum anti-chute ity
√Mampaniry volo vetivety
√Mampatevina volo
√Manome aina ny volo
√Nanamafy ny fotom-bolo
√Mampalefaka volo
√Manala angadrano
✓Mety -bolo rehetra
Tena efficace ary aingam-piasa
Sans effet secondaire
Prix 15000 ar
Manao livraison manerana ny Antananarivo izahay ary mandefa any amin'ny faritany ihany koa
Contact :0388944401

Website

Address


Ambohitrimanjaka
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SOA KANTO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.