Fy Tafy

Fy Tafy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fy Tafy, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from Fy Tafy's post 07/09/2024

Izahay nampitafian'ny Fy Tafy!!

13/12/2023

Salama aby oooo!!! Tongasoa daholo eto amin'ny pejy!!

04/12/2023

Kely sisa dia krismasy!! Alefa mora Haingana daholo ny ato. Tsy mihoatra ny 40000Ar!!

07/07/2023

Ny tanana iray tsy maharay sahafa
Ny tanana iray tsy maharay kofafa
Fa izt roa no miara-manainga,
Izay vao mahavadika bainga!💪
Te hiara-hitafy malagasy tsara ve ianareo roa. Vonona ny Fy Tafy!

07/07/2023

Fy Tafy ❤️

Photos from Fy Tafy's post 04/05/2023

Salama daholo ny namako. Ireto ary ny vidinireto efa tonga dia vonona ireto ho an'ilay liana. Olona iray, endriny iray, Fy Tafy iray. Ezahina ho tsy be mitovy aminao (mba tsy hitenenako hoe tsy misy) fa hiavaka hatrany ny Fytafinao.😊🇲🇬

03/05/2023

Fy Tafy dia faly mandray ny Malagasy rehetra hitafy n'y vita malagasy👗💃, manaraka toetr'andro. Afaka mamorona ho Anao, afaka mpanjaitra afaka izay fanirianao ihany koa!! Ndao hiaraka hankafy ny Fy Tafy Malagasy isika e!🇲🇬

Category

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy Tafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.