Mizorah
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mizorah, Beauty, cosmetic & personal care, Loharanobato itaosy, Antananarivo.
01/07/2025
Fa dia nahoana loatra ary ity Taona 2025 ty
30/06/2025
Aza adino lay réaction nareo a
27/06/2025
FANAFODY NATORALY FITSABOANA NY ARETINA KOHAKA
Fotoana tena hisehoan'ny kohaka izao ririnina izao. Tandremo fa rehefa tsy voatsabo haingana ny kohaka dia mety hivadika tuberculose.
ZAVATRA ILAINA
Tantely.
Akondro masaka.
Rano.
FOMBA FIKARAKARANA AZY
Alaina ny akondro masaka tsara 1 dia potserina anaty lovia jobo. Rehefa vita izay dia araraka rano kely sy ny tantely 5 sotro fisakafoanana, ka avela mifangaro tsara izay vao azo ampiasaina tompoko.
FOMBA FAMPIASANA AZY
Tsy maintsy hoanina isaky ny mifoha maraina sy ny hatory hariva. Rehefa avy nisakafo avokoa izany.
FAHARETANY
Mandritry ny 7 andro misesy fotsiny dia sitrana avy hatrany ny kohaka tena nampijaly anao teo.
FANAMARIHANA
Marihina moa fa tsy maintsy maraina sy hariva ihany no fampiasaina ilay fanafody natoraly izay namboarina teo. Mazava ho azy fa tsy maintsy manao vaovao hatrany ny hampitso. Aza adino fa zaza 3 taona miakatra sy ny olon-dehibe no afaka mampiasa ity fanafody natoraly ity.
Zarao sao mahasoa ny hafa ity fanafody natoraly ity. Aza adino ny mi-abonnée ny pejy.
©️Ny Hafatro Orima
Hafatra ankira
21/07/2023
10/06/2023
Afaka manety manantona atranonao aho .Afaka aminy fotoana rehetra .Raha mahalina anao mp na miantso 0330775319
Mahavita coupe rehetra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Loharanobato Itaosy
Antananarivo