Vitalia

Vitalia

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vitalia, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

🌱 Vitalia – Des produits naturels, des résultats visibles, et un petit coup de magie pour votre beauté quotidienne! ✨

🔸Huiles végétales
🔸Compléments alimentaires végétaux
🔸Poudres d'argiles
🔸Graines végétaux

#Bio #Naturel #Assuré

29/09/2026

Félicitations 🎉🥳 Maman Kenzo Sy Miangola ❤️
Izay milalao ihany no mahazo🥰
Abonner-o ny page 💚

25/09/2026

Jp Goûter ✨🥰

1- Abonner-o ny page Vitalia
2- Mentionner-o namana 5
3- Partager-o en public sy anaty groupes
4- Asio j'aime ireo pub Vitalia

Ataontsika tirage izay tsara vintana sy tena mpanohana ny pejy ✅💚

Bonne chance 💕

25/09/2026

Inona no tinareo ?🥰
JP Crédit sa Goûter sa produits Vitalia ?

24/09/2026

💛 ARGILE JAUNE VITALIA — Ho an’ny hoditra madio sy mamirapiratra 🌿✨

Mitady fikarakarana voajanahary sy tsotra ho an’ny tarehy ve ianao? Andramo ny Argile Jaune Vitalia 💛

🌿 Inona avy ireo soa azo avy aminy?

✨ Mampamiramiratra ny hodi-tava.
Manampy ny tarehy hahazo endrika madio, vaovao ary mamirapiratra kokoa.

🧖‍♀️ Manadio ny hoditra amin'ny fomba malefaka
Rehefa atao masque dia manampy misintona ny sébum be loatra sy ireo loto eo ambonin’ny hoditra. Manome purification ny hoditra.
Mety amin’ny hoditra malomaloka, reraka na tsy mamirapiratra.

💛 Fikarakarana malefaka
Anisan’ireo argile ampiasaina amin’ny soin naturel izy.

✨ Ahoana ny fampiasana azy?

👉 Afangaro amin’ny rano kely ny Argile Jaune mandra-pahazo pâte malama.
👉 Hosory manify amin’ny tarehy.
👉 Avela hipetraka minitra vitsy, fa aza avela ho maina tanteraka sy hihamafy be eo amin’ny tarehy.
👉 Sasao moramora amin’ny rano.
👉 Farano amin’ny huile végétale hydratante na soin mahazatra anao. 💧

💛 ARGILE JAUNE VITALIA
Fikarakarana tsotra, voajanahary, ho an’ny routine beauté-nao. 🌿

📞 Vitalia : 034 79 060 18
📍 Tana & Fianarantsoa
🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara

23/09/2026

✨ DES CHEVEUX QUI MÉRITENT TOUTE VOTRE ATTENTION ! ✨

Vous rêvez de cheveux plus forts, plus résistants et plus beaux naturellement ? 🌿💆🏽‍♀️

Découvrez ULTRA POUSSE de Vitalia, une huile capillaire formulée avec 5 ingrédients soigneusement sélectionnés :

🥑 Avocat
🌱 Fenugrec
🌿 Romarin
🧅 Oignon
✨ Vitamine E

💚 Une huile pensée pour prendre soin du cuir chevelu, nourrir la fibre capillaire, renforcer les cheveux et aider à limiter la casse.

Pour vos cheveux crépus, bouclés, lisse, frisés ou ondulés : offrez-leur un véritable moment de soin. 🤎

🌿 ULTRA POUSSE — Des cheveux plus forts, plus longs, naturellement !

📦 Flacon 100 ml
📩 Commandez dès maintenant auprès de Vitalia
📞 034 79 060 18

23/09/2026

Félicitations 🎆🎉 Dada Ferl Jünîor fa tsara vintana🥰
ULTRA BOOST 3 EN 1 🍑

20/09/2026

FISARIHANA ULTRA BOOST 3 EN 1 🥰✨
Mihemotra Alarobia maraina ny fisarihana Ultra boost 3 en 1 noho ny antony manokana avy aminay. Ataontsika tirage eto izay rehetra mandray anjara sy nanaraka fepetra ❤️

Ao amin'ny commentaire ny lien ho an'ireo izay mbola te handray anjara 😊

✨ Vitalia : Ny fikarakarana vatana dia fomba iray hitondrana fahatokisan-tena ho anao ! 🥰

🪄 ULTRA BOOST 3 EN 1 🍑
Akpi • Fenugrec • Petit Cola

MIKARAKARA – MANABE – MANATSARA NY HODITRA SY VATANA

🌿 Ultra Boost 3 en 1 dia menaka voajanahary manambatra ny hatsaran'ny Akpi, Fenugrec ary Petit Cola, ka manampy :

🔸 Manabe ny vatana sy hanome forme amin'ny fomba natoraly
🔸 Manome fermeté sy élasticité ny hoditra
🔸 Hanome fahatokisan-tena sy fahatsapana tsara amin'ny tenanao

💖 Satria ny hatsarana dia manomboka amin'ny fikarakarana ny tena.

📦 Disponible Tanà sy Fianarantsoa
🚲 Livraison partout à Madagascar
📱 034 79 060 18

18/09/2026

Bonbons 🍬
Rojo KeSy , Lem Rak , Merkel Andrianarivo
Izay manohana ihany no mahazo✨🥰

16/09/2026

Jp CRÉDIT ary✨🥰
✅ Abonner-o Vitalia
✅Mentionner-o namana 5
✅Partager anaty groupe

Photos from Vitalia's post 16/09/2026

Hey !! 🤠 🥃
Aza adino ihany koa fa manana ireto ARRANGÉ mafanafana ireto isika miaraka amin'ny Victoria - R.A ✨🥃

Afaka misafidy tsara izay goût tinareo amin'izao andro mangatsiaka izao 🥶

🥃FRESH : Citron - Menthe
🥃RED : Hibiscus - Cannelle
🥃GOLD : Ananas - Vanille

🚲Aterinay mivantana any aminareo Raha tsy afaka mivezivezy ianao.
✅ Disponible Tanà sy Fianarantsoa
📞 034 79 060 18

Telephone

Website

Address


Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vitalia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.