Jo&Jo Fripe
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jo&Jo Fripe, Health/Beauty, Anosibe, Antananarivo.
17/08/2023
❌❌ arrivage mafatifaty bé daholo o! ❌ ❌
Efa eo Amin sary prix tsirairay 😊
Aza Tara ary o!
💙 Misy gratuit livraison sasany fa jereo izay mety
Pas plus de 20.000ar
04/05/2023
Coucou 👋 mandray commande tshirt bonne fete maman izahay an.
❤afak atao tsotra toy nyamin'ny sary
❤ afaka personalisé ihan koa
🌻tshirt birthday koa mbola mandraykoa na an'anakizy na andehibe
23/04/2023
24/03/2023
Mandray commande t-shirt izahay ho an'ilay zaza antsika ireny
Misy couleur s'y motifs izay tinareo
Ihany KOa
Alefao ary commande o
23/03/2023
Short mafatifaty ho anareo lehilahy
Misy uni
Misy Lacoste
Misy Palm angels
Taille S à Xl lamba vascose mikasoka
Alefao ary ny commande fa mandefa amin'ny faritra izahay Dia afak manao livraison ihany KOa
Mp fa Samy manana prix
12/03/2023
Pokétra tsara bé o!
Efa hoavy Zao ny fety izay ilay jejojejo Tia poketra ireny
Photo réel
Alefao commande 50.000ar
Mp avy atrany
26/02/2023
Arrivage Manitra be oooo!!
Pt 38/39/40/41/42/43/44
Mp avy hatrany
Mba mangataka j'aime ilay page
21/02/2023
Io ary e!! Misy couleur afa KOa dia managatak j'aime ilay page azafady
21/02/2023
Sao misy Liana o!
Taille XS, S et M
35000ar
Photo reel
18/02/2023
Mandray commande dia mis efa dispo KOa an.. Aza misalasala manontany
Dia mangataka j'aime page
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Anosibe
Antananarivo