Biotanyma
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Biotanyma, Health/Beauty, Antananarivo.
15/08/2023
🇲🇬 Gripa, sery sy kohaka mitony miaraka amin'ny Baume Tigra !
📍 Jifao eny amin'ny instituts Homeopharma, grossistes sy épiceries mahazatra anao ary !
-----------------
🇫🇷 Atténuez grippe, rhume et toux avec Baume Tigra !
📍 Disponible dans les instituts Homeopharma, grossistes et épiceries !
14/08/2023
🇲🇬 Ny havizanana dia mety ho sakana amin'ny fanatanterahanao ireo asa tokony ho ataonao mandritry ny tontolo andro.
Tsy fahampian'ny torimaso, ny hakizitinana, ny tsy fanarahana fomba fisakafoanana ara-pahasalamana, na koa ny henjikenjin-dava dia mety ho fototr'izany.
Koa, ireto ary misy torohevitra vitsivitsy atolotray :
👉 Ataovy ampy ny ora hatoriana : ahenao ny fotoana hijerena fahitalavitra sy finday ary solosaina.
👉 Mihinàna sakafo ara-pahasalamana : voankazo sy legioma no tsara kokoa
👉 Maka aina : " méditation ", " yoga " na koa maka fotoana hialana sasatra sy hakana rivotra
👉 Farany, henoy ny filàn'ny vatanao. Raha mahatsapa tena vizambizana ianao, aza atao ambanin-javatra ny maka aina kely mandritry ny asa ataonao andavanandro.
-------------------------
🇫🇷 LA FATIGUE : Comprendre pour Mieux Contrer !
La fatigue, cette sensation parfois envahissante qui peut affecter notre quotidien et notre bien-être. Pour mieux la contrer, il est essentiel de la comprendre et d'identifier ses causes.
Manque de sommeil, le stress, alimentation déséquilibrée, ou rythme de vie trop intense peuvent en être la cause.
De ce fait nous vous conseillons d'adopter :
👉 Une bonne hygiène de sommeil : dormez assez et limitez le temps d'écran
👉 Une alimentation équilibrée et riche en nutriments : priorisez les fruits et légumes
👉 Des moments de détente et de relaxation : méditation, yoga, ou simplement une balade en pleine nature
👉 Enfin, n'oubliez pas d'écouter votre corps. Si vous ressentez de la fatigue, accordez-vous des pauses quand nécessaire. Apprenez à gérer vos activités.
01/08/2023
🇲🇬🌿💆 Vatana salama miaraka amin'ny Biotanyma ! 💚✨
Amin'izao volana aogositra fialan-tsasatra izao, araraoty ny manokana fotoana hijerena ny tenanao. Kolokoloy ny volo, ary mampiasà shampooing Biotanyma manamandina sy mahasalama azy. Aza hadino koa fa mamokatra baumes isan-karazany ny Biotanyma. 🌸🌿
Mirary volana feno hamamiana ho anao ary izahay ! 💕🌞
--------------------
🇫🇷🌿💆 Prenez soin de vous avec Biotanyma ! 💚✨
En ce mois d'Août, n'oubliez pas de chouchouter vos cheveux avec les shampooings de Biotanyma et de garder la forme avec leurs baumes! 🌸🌿
Passez un mois plein de douceur ! 💕🌞
04/06/2023
🇲🇬 Mirary fety sambatra ho an'ny 🌸 RENY 🌸 rehetra izahay !
--------‐-------
🇫🇷 Nous souhaitons une bonne fête à toutes les 🌸 MAMANS 🌸 !
Le Groupe SIRR souhaite une Joyeuse Fête à Toutes les Mamans 🥰🥰
11/05/2023
🇲🇬 Tongava maro ary o ! 💫🌿
-------------------
🇫🇷 On vous attend avec impatience ! 💫🌿
10/05/2023
🇲🇬 Any amin'ny FIM ary ny fotoana an ! 😍
--------------------
🇫🇷 Rendez-vous à la FIM ! 😍
On vous donne rendez-vous à partir de demain jusqu'au 14 Mai pour la Foire Internationale de Madagascar 2023. 😁
Le Groupe SIRR sera présent avec tous nos collaborateurs.😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101