Mon combat contre le surpoids By Rabofy
Bats-toi pour y arriver �
29/09/2026
Coucou les manjaaa ❤️
Poziko tao an-trano taloha sy amizao 🤭🥰
Tena hafa mintsy lay manana fahatokisan-tena 🥰 … Hafa mintsy lay Babo aminy tenanao ianao aloha 🫶
Hafa mintsy lay mahazo matetika oe Manja enao ty 🤭😝
Hoy aho oe ay kay fiovana miainga avy aty amiko 🙂
Hoy ahy aloha no anaovako manitra sy milamina ary jejoo jejoo na mijanona ato an-trano ary 🥰
Mampiakatra be ny Fahatokisan-tena 🥰
Ovy lasa frites 🍟 zay ngamba mahafehy azy 🥹
PS : AZA ADINO FA PROMO BE NY 11V XXL DEFI CHALLENGE PENDANT 40 jrs Ho anao te anary +10kg ❤️
Bisous bisous 💋
28/09/2026
Mba ataovy sary naturelle kia 🥱😂
Aza manao maquillage fa tsita kory 😌
Io ki ry totoa sera poziko mitan andro marary mintsy io 😂
Bisous bisous 💋
🔥 11V CHALLENGE XXL 40 JOURS 🔥
Natao ho an’ireo olona te hanala 10kg na mihoatra ity challenge ity!
✅ 40 andro feno fanamby
✅ 40 andro hianarana sakafo ara-pahasalamana
✅ 40 andro hanaovana activité sy habitudes tsara
✅ 40 andro ahafahanao manova ny vatanao sy ny sainao
Tsy hoe manonofy fotsiny intsony…
Izao no fotoana hihetsika sy handraisana fanapahan-kevitra!
💪 Raha leo ny hatavezana…
💪 Raha te hahita fiovana tena izy…
💪 Raha te hiverina hatoky tena indray…
Tongava miaraka aminay!
🔥 40 andro monja dia afaka manomboka ny fiovana lehibe indrindra eo amin’ny fiainanao.
📱0343390619 ou mp pour plus d’info
27/09/2026
Coucou les manjaaa ❤️
🚨 Lava be sy gazety be fa ra mahasoa anao dia vakio atramin’ny farany , Ra kamo ianao hamaky fa lava loatra dia dingano fa tsy natao ho anao izany 🙏
👋Te iresaka aminao aho androany 🥹
Tsapako sy iainako daolo ny iainanao anatinio hatavezana io 🫶
Nisalasala be aho ra anokatra ity page ity satria anisany farak’izay tsy tiako zany oe iseo vahoaka izany 🙄
Nohon’i Zavatra niainako sy nampiainina ahy tao anatiny hatavezana aho
Za ilay olona tsy mba natoky tena , tsy niraraha ny vatako tsony satria efa oe matavy be .. tsis mety amiko daolo zay ho anovako .. Akanjo malozotra sy tsy mba misy endriny fa otrany bodofotsy be no antonona ahy hoy aho tato an-tsaiko satria .. Potika tanteraka fahatokisan-tenako
Vao mivory olona dia tsy mande fa leo be le tenitenina … 🤧
• Mety Oziz nareo zao oe « Zahay Ngeza tsy azo tenenina sy mba anarina fa tonga dia Mora tohina … Nefa fitiavanareo anay no mba itenenanareo 🥱
=> Eny eee ••• Tsy afaka ho tapenana vavanareo Mpiara-belona tsy manana olana anaty hatavezana .. Fa tadidio :
🔺Ny vatan’iny olona Itanareo ngeza be eny @ arabe iny tsy ainareo ny antony nahatonga azy ho ngeza
🔺 Tsy ainareo ny ezaka mety efa ataony
🔻Tsy ainareo ko zavatra zakainy
🔺 Tsy olona maty eritreritra izy Fa misy antony zay tsy ho tsapanao sy takatrao ra tsy iainanao
🔺 Manana Fitaratra sy Tonga saina tsara Zay oe Matavy … Tsy mila ampatsiahivina intsony , Na oe mila adroadroanareo , Sy esoana na imehezana vao ho ainay 😏
▶️Nareo ary tsy miaina ny Fanesoana isan’andro iainanay sahirana maika fa zay miaina amzany isan’andro ? … Misy koa efa miezaka am rehetra fa tsy mety miena … Ary zay no antony ireny CHALLENGE eto reny 🥰
✅ Ka zao ..
Ra vavan’olona , Ra esoeso zany efa Ainay tsianjery zany 😉
Ny fiovana rangaaa afaka miova daolo ny olona rehetra fa misy antony ao …
🙆♀️Tsy Mora anie zany Oe fiainana efa sarotra , Ny stresse, depression .. Ny Sopk .. Mbola etsy andaniny e 🫶
🌻DECLIC iray iany dia ampy .. Ary isaorako Mitafotafo ny olona rehetra nitsipaka , Nandao ahy tao anaty Hatavezako be pro max … Ny nanakalo ahy tam akanga tsara soratra 😆
Ny Niomehy ahy vao mandalo aho oe .. Otrany barika manga nen-dry …
Akotrany tenako dia ianareo no anisany Nanapahako DECISIONS 🙏
Ny ahy Atrany fisainana , Fomba fijeriko , Ny Kely ndrindra tato amiko no novaiko fa tsy tavy be ako iany 🥰
Ka zao … Tsy voatery ianao iditra Challenge Vao iova be , Afaka ataonao rery io ra mahavita manana discipline ianao , Mahavita mikaroka ianao dia vitanao io rangaaaaa 🫶
👣Ra kosa ianao tsy nety nahavita atramzay .. Niezaka nanena foana fa eee .. Miena kely d miverina , Te hanana zany fiovana tanteraka na fomba fijery , Fihaina , Ianatra an’izany oe Fiainana vaovao 🥰 Olona vaovao 😉
✍️Dia Nataoko ho anao io CHALLENGE BY RABOFY misy isan-karazany ao … Simple , xxl , Privé , Transformation ❤️
🫡 Poids izay tinao esoriana dia vitanao izany , fa ho ampianarianay anao zany oe :
🎀GLOW UP et On vit qu’une fois 😉
Miaraka ireo ( Tsy misy mampijaly tena be .. fa mila miaina tsara kanefa sady anaty fiovana sy fahombiazana )
⛔️Ra tsy manana faharetana fa mila miena aingana be , Mila misotro thé sns .. Savons mampahia dia Challenge no vahaolanao anefa
🚫Tsy Zay no nataoko aloha fa tena oe NANOVA FAMINDRA mintsy … mila faharetana sy Fahavononana zany ❤️
Am-pitiavana be 🥰
‼️Ra mahaliana anao dia ataovy oe
IOVA AHO 🔥 ka ameko anao details momba challenge fa PROMO isika zao 🙏
Bisous bisous 💋
25/09/2026
🔥 CHALLENGE 11V XXL BY RABOFY – 40 ANDRO 🔥
Ato ary e … Atao tsika PROMO BE MAX IZY AM ITY ❤️
🔥Satria feno 46.000 abonnés ny Isika zao ❤️
✨ Vonona ve ianao hanova ny tenanao ao anatin’ny 40 andro?
Tsy régime fotsiny ity fa fanovana fomba fiaina miaraka amin’ny fanohanana isan’andro, mba hahafahanao mihena tsikelikely, miverina matoky tena ary maharitra amin’ny tanjonao.
Ao anatin’ny Challenge dia hahazo:
✅ Fanaraha-maso sy fanohanana isan’andro
✅ Torohevitra momba ny sakafo
✅ Famporisihana isan’andro
✅ Vondrona hifanohanana sy hifampaherezana
✅ Torohevitra hisorohana ny fiverenan’ny lanja
✅ Fampianarana hananana fahazarana tsara maharitra
💚 Tsy maninona izay lanjanao ankehitriny, ny zava-dehibe dia ny manomboka.
🔥 Ataovy sorona kely anio, mba ho salama kokoa sy hatoky tena kokoa rahampitso.
📩 Soraty hoe “GO” na mandefasa hafatra privé raha te hiditra amin’ny Challenge 11V XXL By Rabofy – 40 andro.
Ny fanovanao dia manomboka anio! ❤️
📞0343390619 ou mp directement 🥰
23/09/2026
‼️Ehhhhhh ato ary tsika ‼️
CHALLENGE SIMPLE 25 JOURS — PROMO BE MAX 🔥
⛔️ Satria feno 45K followers isika izao 🥹❤️
Mankasitraka anareo rehetra manaraka ahy sy manohana ny combats-ko hatramin’izay. 🫶
Efa ela be ianareo no nangataka Challenge Simple…
👉 Ka ity indray mandeha ity dia NOHATAONTSIKA SIMPLE INDRAY! 😍🔥
🎯 Te hiala +5KG mihoatra ?
✨ Te hanova ny fomba fiainanao & fomba fijerinao ?
💪 Vonona hiditra amin’ny GLOW UP ve ianao ?
👋 BYE BYE SAC BANANE !
25 jours pour commencer à changer tes habitudes, ton mindset et surtout… toi-même. ❤️🔥
🚨 PROMO BE MAX — ne ratez pas !
📩 Places limitées — MP raha vonona ianao !
📞0343390619
22/09/2026
Coucouuuu les manjaaa ❤️
Firy kg tinao asorina amizao tsika miresaka zao ?
Nenah mbola misy 15kg no mila esorina 🤭😆❤️
Bisous bisous 💋
Tena matavy kia nareo kaaa 😂
17/09/2026
Coucou les manjaaaaa ❤️
Ela ela zay satria nataony Grippe namay 😒
Rodan’i grippe tato 🙂↔️
Bisous bisous 💋
11/09/2026
Coucouuuu les manjaaaaa 🥹🥰
Sendra nisavasava dia naita anity sary taloha ity ☺️😂
Nahazo takolaka ve nareo avy nanao vacances sa tsia ? 😆
Tantarao oe erahana mamaha ny olana ? 😝
Bisous bisous 💋
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 22:00 |
| Tuesday | 09:00 - 22:00 |
| Wednesday | 09:00 - 22:00 |
| Thursday | 09:00 - 22:00 |
| Friday | 09:00 - 22:00 |
| Saturday | 09:00 - 22:00 |
| Sunday | 00:00 - 00:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Mon combat contre le surpoids By Rabofy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.