Tsah Shop

Tsah Shop

Share

Vente de produit cosmétique et de chaussure en ligne.

Photos from Tsah Shop's post 27/07/2023

Hello hello, entana vaovao be,
Pointure 37 38 ihany no misy, tongava manontany sao dia lany 🥰💖❤️

Photos from Tsah Shop's post 01/06/2023

Mbola disponible hatrany ireto
Article en provenance d'Allemagne
Anontanio izay mahaliana

Photos from Tsah Shop's post 30/05/2023

La fête des mères approchent
Porofoy aminy fa tinao izy
Avec une carte personnalisé pour accompagner nos délicieux chocolats

Photos from Tsah Shop's post 25/05/2023

Fete des meres na futur mere io, na ny grand-mère ary.
Aleo izy mba ho manjamanja sy hibikabika foana.
fanomezana mety ho azy ireto

18/05/2023

Efa akaiky hono kay izany Fete des meres.
Porofoy azy amin'ireto ny hamamin'ny fitiavanao azy.
Mamy ny fitiavako any Mama 🥰😘

Photos from Tsah Shop's post 13/05/2023

Hellooooo
Tonga ny Hiver.
Tonga koa izahay miaraka amin'ny produit miaro ny volo amin'ny mangatsiaka sy ny fanala, misy koa ny serum ho an'ilay olona tia manao volo amin'ny fer sy broshing reny mba tsy hanmiba azy be loatra
Vitsy izy ato sisa ann

Photos from Tsah Shop's post 11/05/2023

Kikou les loulou😁
Coloration Reel blonde
Shampoing ho an'ny volo miloko mba tsy d manimba azy loatra.
Tongava manjifa fga tena tsara be

08/05/2023

Hello,☺️🤓
Ato ihany koa ary ny crème dépilatoire.
sady manitra tsara no mapalama oditra.
Tys maniry haingana be tahaka ny atao rasage io an🥰😇

Photos from Tsah Shop's post 07/05/2023

Hello Hello😊😉
Tonga indray ary ny lokomena💄💋🫦 vaovao
Marque TREND
Ao ny matte dia ao ihany ko ilay mangirana
Ny vidiny 💲 mora a,
Anontanio izay mahaliana

Photos from Tsah Shop's post 06/05/2023

Arrivage vaovao,💖 tongava mijery 👀dia anontanio🗣️ izay mahaliana, ny vidiny💲 mirary hatrany

Photos from Tsah Shop's post 11/03/2023

Arrivage vaovao anio izany, afaka tsy ho ela ny détail

Photos from Tsah Shop's post 09/02/2023

Youhou,😁
Rouges a lèvres 💋💄, coverstick, crayon a levre💄
Samy manana ny prix any fa mp raha misy mahaliana 👄😉😁

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Besarety
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:30
Friday 07:00 - 17:00