Rov'Art
✨ Glow up, Nail it, Be Beautiful ✨
Tel : 0389845659/0333032360
26/09/2026
Gainage à partir de 20.000ar chez Rov'Art 🥰😘
Teto izao nisy repousse de 5 semaines 🥰
Tokony mba efa mahay combo lèvres daholo kosa izay efa nanaraka ny pejy tato ehh🥹🙄? Sa ahoana?🥰❤️
Inona indray no atao tuto manaraka?
Miandry izay teneninareo eo dia ataontsika✨😊
19/09/2026
Tena tianareo ilay soft glam an😍🥰
Eo aloha avant/après manjakely😏😘
Tsy nokitihina ny volomasony teto satria vao avy nanao microblading izy😘❤️
📞0389845659 raha haka rendez-vous🥹✨
18/09/2026
Maquillage soft glam by Rov'Art🥰❤️
Avoakantsika eo ny tutoriel😘
https://www.facebook.com/share/v/19KY8taYQR/?mibextid=wwXIfr
📞0389845659 pour les rendez-vous
📍Sur Tanà
Contenu hafa mihitsy🥰❤️
Andao hiaraka hamboatra bonbon siramamy😅 Inona ny anaran’io any aminareo any?
Tsy haiko fa nampahatsiaro anah ny fahazazako io sady tena matsiro😍
Regarde la vidéo jusqu’à la fin😊❤️
12/09/2026
Coucouuu daholo🥰😘
Elaela zay ehh🥺 Somary sady sahirana kely zah io fa restez connecter amin’izay fa manomboka miverina active tsara eto amin’ny pejy ah amin’ny herinandro😍😊
Hiverina amin’izay ny vidéo tuto isankarazany❤️
Tianareo ve zay? 🥹
Sur ce bonne soirée mes amours🥰❤️
📞0389845659 raha haka rendez-vous✨
When Rov'Art cook 😍😘
Gainage daholo❤️❤️
Sur Tanà📍
Transition manja be 🥰
Expectation VS reality🙊😭
Tandremo enao sao toranaaaaaaa
Des avants et après matsiro kely daholo🥰😍
Guest-makeup ✨
Ato amin’ny Rov'Art raha hanao réservation❤️
Aza hadino manaraka ny pejy ohhh😘
Sur Tanà
0389845659
Vlog vlog kely🥰❤️
Efa ela ity fa izao vao navoakako😅
Coucou Fagneva Tsara 😘😘
Alaivo aingana ny rendez-vous❤️
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
101
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 22:00 |
| Tuesday | 06:00 - 22:00 |
| Wednesday | 06:00 - 22:00 |
| Thursday | 06:00 - 22:00 |
| Friday | 06:00 - 22:00 |
| Saturday | 06:00 - 12:00 |
| 18:00 - 22:00 | |
| Sunday | 06:00 - 12:00 |
| 18:00 - 22:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Rov'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.