Tana massage relaxant
Massage relaxant
16/08/2025
Ho anao rera-dava ,tsy mahavita n'inona2 ,voa mifoha maraina dia reraka,efa nihinana calcium,efa nihinana magnesium fa torovana total.
tsara ny mampatsiahy fa tsy afaka amintsika zanak'olombelona ny harerahana satria miasa ary rehefa miasa mafy dia reraka.
Tana massage relaxant dia manao massage Otra manala havizanana massage Partielle vatana ambany ihany na vatana ambony ihany. Massage general vatana iray manontolo.
ho anareo mitady mpanotra tena mahay?
Tana massage relaxant dia manana don voajanahary, manana fahaizana sy fahalalana manokana ny methode manaraka ozatra lalina na ny massage des tissus Profond muscle par muscle ,izay tena hazahoanao aina tanteraka "soulager"
Manandrama aloa de ho hitanao fa tsy mitovy amin izay efa hitanao rehetra tany ny fomba fandraisako anio Muscle @ vatanao
io.
30.000 ar/seance massage 45mn avec deplacement
Rendez vous sur mp
11/08/2025
🟨 Asio sakamalao amin’ny tongotrao – fitsaboana tsotra, mahomby, ary voajanahary 👣
Ny sakamalao dia manampy amin’ny fanamafisana ny hery fiarovana, mampihena ny fivontosana, manatsara ny fivezivezen’ny rà , ary manamaivana soritr’aretin’ny sery sy gripa. Ny fametrahana azy amin’ny tongotra dia mampiasa ny teboka reflexology izay mifandray amin’ny taova anatiny ka manadio ny vatana sy mampiroborobo ny fahasalamana.
FOMBA FAMPIASANA :
🟢 1. Kikiso na teteho sakamalao vaovao.
🟢 2. Apetraho ao anaty lamba madio na gaze nalona tamin’ny rano mafana.
🟢 3. Afatory eo amin’ny faladian-tongotra, avelao 30 minitra–1 ora, tsara kokoa alohan’ny hatory.
TOMBONTSOA :
Manamaivana fanaintainana sy havizanana.
Manatsara ny fivezivezen’ny rà sy mitazona tongotra ho mafana.
Manamafy ny hery fiarovana ary manadio ny vatana.
Andramo ity fomba nentim-paharazana ity ary tsapao ny herin’ny sakamalao manomboka eo amin’ny tongotrao!
Vokatra Avy Any Alaotra
14/07/2025
10/05/2025
Vous vous sentez fatigué ou souffrez de migraines, de stress, d’anxiété et de fatigue mentale ?
Conseils pour prier fort Lavez-vous les pieds, appliquez de l’huile sur vos mains et massez la plante de vos pieds. Appuyez sur le point indiqué sur l'image pendant 2 à 5 minutes, en appuyant doucement et fermement. "Pied gauche"
Un massage complet du corps est également très utile pour soulager cette fatigue physique.
N'hésitez pas à appeler le numéro sur la "page" 034 31 361 29
03/05/2025
Techniques de relaxation du corps: BASE/APPROFONDIE/ANTI-STRESS.
01/05/2025
Mba fantatrao ve fa....
Rehefa tsy ampy torimaso matetika ianao dia toy izao no hiafaran'io Atidohanao io???
"Atrophie cerebrale"
Matetika mahazo ny olona efa nahazo taona izy io.
Rehefa manomboka manao toy io ny atidohanao dia izao no hitranga :
🔺 Manomboka miha sahirana ianao ianao rehefa hamindra
🔺 Manomboka mangovitra ny vatana
Tsy ho vitanao intsony ny hicontroler io vatanao io
Maladie de Parkinson
🔺 Manomboka verivery tadidy
Toy ny Alzheimer mihitsy ny fitrangany
Dia eto ilay hitadiavan'ny Fianakaviana mpiandry fa lazainy fa misy fanahy ratsy kanefa tsy izany mihitsy fa ny atidoha no simba
Averiko indray ity : Ny torimaso alohan'ny amin'ny 12 ora alina no tena ilain'ny atidoha. Ny aorian'izay efa fanampiny fotsiny
Raha amin'io fotoana io izany ianao no tsy matory dia fantaro fa manomboka mihasimba tsikelikely tsikelikey ny atidohanao.
"Aza atao hatsirambina ny fahasalamana fa io no voalohan-karena"
Ny massage na otra @ vatana iray manontolo dia manampy betsaka anao mba hitondra anao @ torimaso lalina.
---
Indrana
22/04/2025
tena reraka ve ianao
mila fitoniana kely
mitady mpanotra tena manana traikefa tsara
aza misalasala miantso
tana massage relaxant
Sur rendez vous mp na 34 31 361 29
02/03/2025
Ny sakafo ara-pahasalamana dia manome ny otrikaina ilaina amin'ny vatana mba hiasa tsara sy hihazona ny fahasalamana.
06/09/2024
mila fahaizana ny manotra (massage)fa tsy ataotao fahatany.
Arakizao ita @ sary izao toy ny mitondra tomobilina ihany izy io, mihaino feona motera voa mamindra vitesse dia toy izay ihany koa ny otra ,mihaino ny lalankozatra rehetra @ alalan ny pression ary mahita ny tokony lalan ny tanana rehefa mi-masser.
Niresaka pression tsika teo ,araka izany tsy natao ho an´ny olona malemy tanana ny otra fa mila olona matanjaka sy mafy tanana
Laharana page tana massage relaxant sur rendez vous foana tompoko mp na 0343136129
21/07/2024
Éliminez la Fatigue et le Stress avec une Séance de massage relaxant
20/07/2024
NY HAVIZANANA
Pahazo ny akabetsahan'ny olona ny havizanana satria tsy maintsy miasa ary rehefa miasa mafy dia reraka ny vatana
Ho fisorohana izany havizanam-batantsika izany dia
tokony ho ampy torimaso adiny valo isan'andro, mandamin-tsaina,tsy manao ezaka mafy be ,vizana loatra.
Ilain'ny vatana ihany koa ny fanaovana Massage na otra manala havizanana hamerenana ny herimbatantsika sy mba hampavitrika mba hazoto @ zay atao
Tsy ny faritra rehetra amin'ny vatana anefa dia azo o***a avokoa, ka tsara raha olona efa manana trahikefa amin'izany no antonina.
manasa anao itsidika sy anao j'aime ny page Tana massage relaxant fa misy torohevitra mahasoa anao
laharana: 034 31 361 29
Mirary soa!!!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo