AFS S.A
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AFS S.A, Health/Beauty, Antananarivo, Antananarivo.
29/07/2025
🎉 PROCHAINE RENTRÉE 🎉
👉05 Août 2025 👈
✅Mitady fampianarana teny Frantsay vé ianao? Mbola DÉBUTANT ?Manana olana amin'ireo voalaza etsy ambany :
-Mahazo izay lazain'ny olona fa sahirana rehefa hamaly
-Mbola tsy mahay resaka Vocabulaire sy Grammaire
-Menatra miteny eo imason'ny olona
-Tsy mahatoky tena
-Tsy mañana fahasahiana
-Mpianatra hanomana soutenance
-Efa miasa fa maniry hianatra teny Frantsay mihitsy
❌Raha mahakasika anao ireo .Aza misalasala miditra hafatra miafina na (MP) 💌 na ihany koa miantso mivantana
🏢Toerana : Ambodivona
Repère : Espace Médical
📞Contact : 032 69 084 51
31/10/2024
Mitady fianarana français ve ianao? Mbola tsy mahay mihitsy nefa maniry ny hafehy ny teny français?
👉 mandray foana izahay tompoko
🇫🇷 Cours de français parlé Week end pour les débutants
MP pour plus d'informations
🏡Lieu : Ambodivona Espace médical
☎️ 038 99 455 99 et 038 12 763 77
30/10/2024
Cours de français parlé Week end
👉 Maniry ny te hahay teny Frantsay nefa mbola sahirana miteny
👉 Manana fahasarotana, Matahotra ny handiso rehefa miresaka amin'ny olona
👉 Maniry ny hitady asa ihany koa nefa tsy mahafehy ny teny vahiny
👉 Anisan'ireo mpianatra manomana boky nefa mbola sahirana miteny
Aza misalasala ary mandefa MP na Miantso na ihany koa manantona ny centre ny fa vonona ny hanampy anao izahay ato amin'ny ALL FORMATION SUCCESS
CONTACT: 038 99 455 99 na 038 12 763 77
Repère: ESPACE MEDICAL AMBODOVONA
26/10/2024
Cours de français parlé Week end
- Rentrée ouverte
🏡Lieu : Ambodovona Espace médical
☎️ 038 99 455 99 et 038 12 763 77
23/10/2024
" Tout vient à point à qui sait attendre, à condition que tu travailles tout à long de ton attente,"
Mbola mitohy hatrany fandraisana ho an'ireo izay maniry hianatra teny frantsay isakin'ny Weekend
Aza misalasala ary manantona ny centre na mandefa MP avy hatrany fa afaka manampy anao izahay.
contact: 038 99 455 99
038 12 763 77
22/10/2024
Cours de français parlé weekend
Rentrée 25 OCTOBRE ho avy izao
samedi et dimanche : 8H-10h
10H-12H
Lieu : Ankadifotsy - Ambodovona
Repère ESPACE MEDICAL
Contact:038 99 455 99
22/10/2024
MP ho an'izay mbola sahirana miteny frantsay na mbola tsy mahay mihitsy, mandray anao izahay
21/10/2024
Cours de français :
Rentrée Lundi 28 Octobre 2024 .
3 fois par semaine
Lundi - Mercredi - Vendredi .
Horaire : 7h30 - 9h
11h - 12h30
2 fois par semaine .
Mardi et Jeudi .
Horaire : 7h - 10h
10h - 12h30 .
MP raha mahakasika anao .
Toerana : Ambodivona repère espace médical .
Mankasitraka tompoko .
Cours de français parlé pour les débutants
👉 Tsy mbola mahay français parlé mihintsiny ve IANAO?
👉 Mi-comprendre iany fa rehefa hamaly dia sahirana?
👉 Tsy mahay mametraka fanontanina aminy teny frantsay?
👉 Tsy mbola mahay mamaly fanontanina?
👉 Tsy masahy miresaka aminy olona maro fa menatra, na misy tahotra ?
Raha misy mahakasika anao ary ireo dia mandefasa mp avy hatrany fa afaka manampy anao izahay tompoko.
Rentrée : 09 / 10 / 2024
Ora : 11 heures .
26/09/2024
Cours Samedi et Dimanche .
Rentrée: 28 Septembre et 29 Septembre .
Ora : Samedi : 9H - 11H
Dimanche : 10H - 12H .
MP raha liana ianao .
25/09/2024
Cours de français parlé pour les débutants
👉 Tsy mbola mahay français parlé mihintsiny ve IANAO?
👉 Mi-comprendre iany fa rehefa hamaly dia sahirana?
👉 Tsy mahay mametraka fanontanina aminy teny frantsay?
👉 Tsy mbola mahay mamaly fanontanina?
👉 Tsy masahy miresaka aminy olona maro fa menatra, na misy tahotra ?
Raha misy mahakasika anao ary ireo dia mandefasa mp avy hatrany fa afaka manampy anao izahay tompoko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antananarivo
Antananarivo