Tsiky page

Tsiky page

Share

Lamaody sy entana an tokatrano

13/11/2025

Shampooing 250 ml
Bol casté
Alefa 20000 izy rehetra 10 ny isany
Mavo 4
Manga 4
Maintso 1
Rose 1
Mp ary

10/06/2025

Elaela tsika an 😍😍
Liss Éphena fanaovana lissage brésilien
60 ml
Amin vidiny 15000 ar
Ra maka 2 miakatra dia mahazo réduction
Mp na 0349288605
Manao livraison mandef am faritra rehetra 😍

06/05/2025

😍😍Asitsika lalao eto am page 😍😍
Mahazo éphéna liss fanaovana lissage aty aminay izay manaraka ny fepetra 😍😍
-Abonnéo ny page tsika
- Invitéo ny namana anaraka ny page
-Mentionné namana 5 ao am commentaire ilalao s anaraka n page tsika
-Partageo ity en mode public s anaty groupe ty pub ty d ataovy ao am commentaire rehefa vita

😍Ataotsika amin 2 juin ny fisarihana 😍

Photos from Tsiky page's post 24/04/2025

promotion 30000 ar izy rehetra
Botox + lissage brésilien 😍😍

Photos from Tsiky page's post 28/01/2025

Manana vola simba sy mihitsana ve ianao ??😉
"AMPOULE KERATIN"😍
(Traitement Intensif anti-chute)
❌Sans Sulfate ❌Sans Parabène ❌Sans Silicone
A BASE D'HUILE D'ARGAN, COLLAGÈNE, KERATINE, PROTEINE, VITAMINE B3/ B5/ B6
🍀Mampaniry ny volo
🍀Mampitsahatra ny volo miongotra
🍀Manala vakivaky sy tapatapaka na ringidringitra sy tsy mety mangirana 🤗
🍀Mitsabo ny volo simban'ny Loko , Fer , Brushing
20.000ariary pour 1 boite de 10pieces
Venez vite en mp pour passer votre commande💬
Tel 0349288605☎
📞
Livraison Tana / Expedition Province

Photos from Tsiky page's post 26/01/2025

😍😍mbola misy ny botox capillaire soin cheveux atsika
Prix 20000 ar 😍😍
Mbola mis ko fanaovana lissage brésilien kera organic
Prix 25000 ar 😍😍

Mp na 0349288605

Photos from Tsiky page's post 22/01/2025

😍😍Tonga indray ny arrivage tsika 😍😍
😍😍Liss booster fanaovana lissage brésilien 😘😘
😍😍produit manatsara volo sady mapaniry volo b 😍😍
😍3 à 6 mois ny faharetany 😍
😎Misy 60 ml 15000 ar marihina fa ra volona akiz somary manify dia ampy aminy 😍
😍Misy 120 ml ian ko 😍

Izay manjifa dia mahazo fampianarana mapiasa azy gratuit aty aminay

Mp na miantso 0349288605

Photos from Tsiky page's post 18/01/2025

anotanio zay mety amtsika ary e 😍😍😍
Liss booster
Fanaovana Lissage brésilien
120 ml 20000 ar 😍😍
Kera organic bio fanaovana lissage brésilien ian ko
150 ml 25000 ar 😍😍😍
Afaka manw livraison izahay mandef province Ian ko 😍
Mp na 0349288605

02/11/2024

Misy Lina am botox capillaire cheveux v ato
Mikarakara volo
Mitazona boucle
Mapijanona hitsanany volo
Volo simbany loko sns
MP ary fa alefa 25000 ar fotsn

01/11/2024

Te hikarakara volo v enw
Tonga ary ny botox soin cheveux
Prix 25000 ar izy rehetra
MP ary
Afak manw livraison

14/03/2024

Ity Ary ny lalao e 💗💗
Hahazoana crédit 5000 ar izay tsara vitana
Toy izao ny fepetra aryy
Abonnéo ny page
Inviteo ny namana hanisy j'aime page de captureo ao am commentaire
Partageo en mode public ity publication ty
Am 31 mars ny valiny lalao alefaso ary 💗💗💗

12/12/2022

Queu de cheval tresse
Tsy mangirana
1m ny alavany
Couleur marron café
Prix 15000 ar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo