SoftHealth.mg

SoftHealth.mg

Share

La santé et le bien-être basés seulement en figue de barbarie 🌵

Photos from SoftHealth.mg's post 28/11/2025

🚨 URGENT URGENT 🚨

Contact : 038 24 090 52
: 038 05 543 90

🌧️ Fotoana mampihanaka GRIPPE sy ny aretina izao!
Aza miandry harary vao mihetsika ❌

🔥 IDEAL BAUME –Famonjena vatana haingana 🔥
✅ Manampy hampatanjaka ny hery fiarovana
✅ Manala rehoka sy manamaivana kohaka
✅ Manala rivotra sy mampahazo aina ny zaza
✅ Manampy amin’ny fanaintainan’ny vanin-taolana
✅ Mety amin’ny goutte, arthrose , rhumatisme
💥 EFFET TSAPA HAINGANA
💥 Mora ampiasaina
💥 Mety ho an’ny ankizy sy olon-dehibe

⚠️ STOCK VOAFETRA
⚠️ Betsaka ny efa manafatra amin’izao fotoana izao

📩 Alefaso mp haingana ny “INFO” na “COMMANDE”
Livraison disponible eto Madagascar 🇲🇬

🔥 Rehefa manana IDEAL BAUME ao an-trano ianao dia milamina kokoa ny fianakaviana!

Photos from SoftHealth.mg's post 26/11/2025

🌿✨ Vokatra Voajanahary ho an’ny Fahasalamanao! ✨🌿

📲 Contact & Commande :
📞 +261 38 05 543 90 | 📞 +261 38 80 113 96

🚨 Tsy mahita vahaolana amin’ny fery anaty, cancer, ulcère, asthme, sns?
💪 Te hiaro tena sy hanatsara ny fahasalamana?

🌟 1️⃣ NOPAL CARE – 500ml : 20.000 Ar
💚 Manadio ra sy aty
💪 Manamafy hery fiarovana
😌 Manala adin-tsaina

🌟 2️⃣ NECTAR FIGUE DE BARBARIE – 500ml : 20.000 Ar | 1L : 40.000 Ar
🔥 Mampihena tavy sy cholesterol
🧠 Mandamina rarin-tsaina
💖 Manampy amin’ny fo, vavony, tsinay, prostate, cancer, sns

🌟 3️⃣ IDEAL BAUME – 25g : 10.000 Ar | 65g : 20.000 Ar
💥 Fanafody fanaintainana: goutte, lamosina, hozatra, vanin-taolana
👶 Mety amin’ny zazakely ho fiarovana sy fanalana rehoka
🌬 Manala rivotra sy fihenjanana

🌟 4️⃣ NOPAL & NONI – 500ml : 20.000 Ar
🧠 Manampy amin’ny Alzheimer, sinusite, migraine, rhumatisme, fibrome, calcul rénal, sns
⚡ Tsy misy effet secondaire

🚚 Livraison manerana ny nosy – Haingana sy azo antoka!

💌 Message mivantana aminay raha te hividy na hanontany!

Photos from SoftHealth.mg's post 24/09/2025

Miarahaba antsika rehetra 👋,efa manomboka mandray commande izahay ,ny prix tena mbola tsy niova fa ny qualité tena lasa tsara kokoa
Aza misalasala ary manontany amin'ny mp na antsoy ny 📱038 24 090 52
📱034 56 030 09

11/09/2025

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Ehrlich Stein, Raks Lvs

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

03/09/2025

Salut🤗efa miverina mandray commande izahay an,, prix tsy miova hatrany☺️😘 contact :0382409052

07/04/2025

Couco daholo! 😘

MIRONGATRA BE NY VALAN'ARERINA AMIN'IZAO KOA:

👉Mihinanà sakafo bé (magnésium) + voankazo misy vit C : NECTAR DE FIGUE DE BARBARIE tena magnésium naturel sady misy vitamine C ,tsy misy produit chimique tena mampiakatra hery fiarovana Io 👉mihinana : tongolo be,tongolo gasy...
👉Mihinanà légumes.
👉Mihinanà tsaramaso mena na mara indray mandefa isan-kerinandro fara-faharatsiny,, mihinanà ravim-bomanga(vit D) sy anamalaho matetika fa tena mampiakatra hery fiarovana.
👉Ahenao ny fihinanan-kena fa tena tsy mety amin'izao valan'aretina izao.
👉Fadio ny mihinana zavatra misy produits chimiques.
👉Ahenao araka izay azo atao ny mihinana sakafo efa voahodina.
👉Ataovy ampy tsara ny torimaso.
👉Rano mafana sotroina raha azo atao.
👉HAJAO TANTERAKA NY FEPETRA ARA-PAHASALAMANA.
Mirary soa

03/04/2025

👉GRIPPA : MIRONGATRA BE SADY MAHERY
🔴INONA NO TOKONY HATAO? 🔴

😰😰😰Maro ny mitaraina fa mamely mafy ny grippe amin'izao fotoana izao. Mila mitandrina isika noho izany, indrindra ireo zaza kely, ny antitra, eny na isika tanora aza. Virus no miteraka azy io (influenza) ary tsy ilavana antibiotique ny fahasitranany noho izany.

🔴Ahoana no fisehony?
-mafana hoditra
-mikohakohaka
-mety harary ny tenda
-mety haharary sy hangotsokotsoka ny vanin-taolana
-reraka be foana
-marary an-doha be.

🔴Mila mamonjy toeram-pitsaboana isika raha toa ka:
- tena tsy zaka ilay izy, mafana hoditra be efa ho 5 andro mahery, reraka be, déshydraté (maimaina), sempotra, tsy namany/nipipi efa ho 12 ora, mangamanga ny molotra, mahararirary any amin'ny tratra, marary an-doha foana ary tsy mety ho sitrana fa vao mainka mihamafy, sns...
Tandremo fa mety hamono ny grippe ⚠️

🔴Inona ary no tokony hatao raha voan'ny grippe isika na koa mba hiarovana azy?
-Misotroa rano matetika satria ny hatsembohana ateraky ny grippe dia manary rano, ary indrindra raha sady mandoa.
-Fadio ny misotro zavatra misy 🍻🍻🍻🍻alikaola sy café satria mampamanimany ireny ka miteraka fahaverezan'ny rano ihany koa.
-Ahisino foana ny lelo ary ataovy madio tsara ny orona

🔴Ny fananantsika hery fiarovana matanjaka dia manampy betsaka amin'ny fahasitranan'ny gripa na koa miaro azy. Noho izany dia tsara raha mihinana sakafo manamafy hery fiarovana isika. Ankoatran'ny Vitamine C hita ao amin’ny FIGUE DE BARBARIE dia manampy be ny hery fiarovana ary miady amin’ny harerahana .
Tsy mila zavatra hafa intsony fa io ihany dia ampy hampitombo Ny hery fiarovanao ary miady amin’ny harerahana

Misy hatrany ny nectar de figue de barbarie amin’ny vidiny tsy miova fa :
15000 ariary : bouteille en plastique
20000 ariary: bouteille en verre

🔴💯💯Manaova ampy torimaso😴😴😴 tsara, adiny 7 isan'andro fa tena ilaina izany. Rehefa tsy ampy torimaso isika dia malemy ny hery fiarovana.

Photos from SoftHealth.mg's post 27/12/2024

Contact : 📲+261 38 05 543 90
☎️ +261 38 24 090 52


❗️ AMIN’IZAO FOTOANA MAMPIRONGATRA NY ARETINA IZAO, IZA NO TE HO AFAKA ? 😍
❗️VOKATRA NATORALY VAOVAO BE❗️
➡️ NOPAL & NONI
INONA IZANY ???

Fangaro vaovao novokarina manakambana ny asan’ny NONI sy ny RAKETA

MAMPIAVAKA AZY :
- Mora atelina
-Tsy be fofona
-Vaha olana ho an’ny AMPIJALIAN’NY :
‼️aretina azo avy amin’ny firaisana , olana ao amin’ny ozatra , aretin-koditra , cancer efa ela , aretin’ny voa , règle douloureuse, olana ao amin’ny tranon-jaza ka tsy hahazahoana zaza, sns

AINGAM-PIASA BE

NATAO INDRINDRA HITSABOANA :
Alzheimer,cancer,diabète,tensions, cholesterol,sinusite,crampe,migraine , calcul rénal,rein,goutte,kyste,rhumatisme, fibrome,arthrose,arthrite,fièvre,fièvre typhoïde,allergies,fery, aty,vavony,fo , fahatsetsenan’ny lalan-dra, impuissance …

VIDINY TENA MIRARY : 20 000 ar bouteille de 500 ml
❌ TSY MISY EFFET SECONDAIRE, VOKATRA NATORALY

Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany

Manao livraison izahay ary mandefa any amin’ny faritra

17/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Tsiresena Manjakahery, Ralala Senior, Nilam Hiridjee, Sami Ratsimba, Lucienne Pascale, Lydia Dimasy, Brigitte Solo, Tsimantreky Samuel, Felana Ras, N'art Andrianarivelo, Haingo Theodine, Tojofifalina Djeyciannie, Mamiarisoa Aline, Julius Ramahefahasinirina, Bell Razafi, Tsouh Raharintsoa, Fara Ramahandry, Diana Rakoto, Sylviane Tolojanahary, Sombiniaiko Miah, Sedera Hartinah

11/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Vololonirina Raharimanana, Belizah Tsiady, Estherine Rahariniriana, Wu Tang Olivier, Razorette Krat'yy Larissa, Fidy Chic, Miandr Su, Shäyräa Laä Chärñëuse, Rose Marie, Malala Arotiana, Loannie Robbye, Reine Mood, Mum Wai, Rasoanandrasana Veronique, Riley Riah

07/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers !

Ra Lalaina, Mamisoa Nadia Alphonse, Ny Aina Rasamizafy, Florence Maya, Izaia Na Isaia Rakoto, Ran Yrine, El-Black Angel, Lanto Randrianatoandro, Røgęr Duven, Lovina Shah, Anja Raz, Skaylah Cenillah, Nanà Randria, Lovasoa Setra

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo