LIOT Beauté
Formations coiffure✨
22/12/2024
Bonjour❤❤❤ ❌📢Efa misokatra manomboka rahampitso an🎉🎉❌
😱Promotions b @ ty volana ty😱
7.000Ar daoly na lava na fohy❌toerana tsy miova✔️
Maka Rendez vous dieny zao😘
0381787382
Bonjourr❤❤
Manomboka rahampitso atr@ Alakamisy misy promotions manao 5.000Ar fohy 7.000Ar ny lava❌
Maka rendez vous⛔
22/08/2024
Coucou ry malala isany an👋👋👋
Tafaverina soamatsara indray oh❤❤Promotions be zoma sy sabotsy🎉🎉🎉
5.000Ar ny manao volo fohy 7.000Ar ny volo la❌
Pose faux ongles 5.000Ar
Aza tara maka rendez vous⛔
05/08/2024
Ato indray aveo an👇👇
31/07/2024
Coucou harivariva oh😍😍😍
Andao atomboka rahampitso ny promotions 5.000Ar😱🎉🎉 maro be nareo no taraiky fona⛔
5.000Ar ihn ko n pose faux ongles
Aza tara maka rendez-vous📌
Toerana Antsofinondry ⛔
📞0381787382
Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! Anjara Sarobidy, Tåntēlÿ Vãlįsüå, Sylvie Ratiantsoa, Ékïn'ih Rãh Harison, Kanto Diane
27/07/2024
Mankasitraka anareo rehetra tonga nanao manjamanja tato @ nay androany👋❤❤
Tiko be daoly nareo😘😘
Coucou nareo👋👋
Anao directe kely zah zao mombany ilay promotions antsika manomboka rahampitso araho ary sody taraiky⛔🎉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo