Authentica MG

Authentica MG

Share

Produit cosmétiques en provenance d’Europe
Authentique et Original

29/04/2026

VO miodina kely dia tena tsy maharaka. Fa inona zany tena mapalaza be anty ankajo ty 😅🤔🤔🙄

28/04/2026

Bonjour Bonjour ooo 🤗👋
Misaotra betsaka antsika zay efa nanjifa produit tato aminay dia manasa anireo zay mbola tsy nanjifa kosa fa efa betsaka ne oa no afapo eee
Ty produit ty maro mpitady b. 1monja sisa misy

- Pour des cheveux renforcés, nourris en profondeur et souples
- Formule de soin à la kératine et aux péptides
- Renforce la structure des cheveux et réduit la caisse des cheveux
- Pour les cheveux structurellement abîmés et cassants

Photos from Authentica MG's post 14/04/2026

Salama salama aby eee 👋
Ela izy zany an !!! Inona vaovao ela2 zay ???
Iza mbola tsy nanjifa produit tato aminy ?? Efa betsaka ne oa no afapo sod taraiky eo dray eee 😅
Destokage avant arrivage
Araraoty zay mbola tsy nahazo eee.
👉 -70.000ar daoly fa vonjivonjeo ary eee 🤗

Efa am sary avokoa mombamomba azy tsirairay

09/02/2026

Salama eee 👋
MBA apa motiver antsika iatrika anty erinandro vaovao be t'y dia misy Tenin'Atra ty zay azoko omaly ka zaraiko amitsika

NY ANDON'NY LANITRA SY NY TSIRON'NY TANY
Gen 27:28
Ny TENY omen'Atra dia FITAHINA
Ny teniny no amadika anah arak'izay lazainy
Ny olona manana TA ao aminy dia sarotra ravana. Ny fanatrehany no miaro anah tsy ho azony ratsy
⏺Ny andon'ny lanitra dia herin'Atra miaraka amiko.
Tsy ny diplôme no mamory harena fa ny herin'Atra.
⏺Tsiron'ny tany dia vokatry ny tany
Ny andon'ny lanitra dia mapavokatra ny tsiron'ny tany
ITY TAONAN'NY TSY FISIN'NY OZONA FA FITAHINA
Nyolona refa tahin'Atra tsy azo ozonina
ASOAVINA ZAY MANISY SOA AHY ARY OZONINA ZAY MANOZONA AHY DONC TSY AZO OZONINA MANDRAKIZAY AH

26/01/2026

Salama eee 👋
Arrivage tsika ko ty zareo an


⏺Nettoyant, renforcement et restructurant
⏺Apaise le cuir chevelu sensible et sec et aide à soulager les démangeaisons
⏺Pour les cheveux abîmés, sensibles et secs

✨ Ingrédients : kératine, panthénol, allantoïne

Produit 💯 authentique en provenance d'Europe et certifié dermato ✔✔

Photos from Authentica MG's post 14/01/2026

Salama aby eee 👋
Misy lina am resaka ouvrage métallique ve ato ??
Tiko manamarika fa tsy resaka produit ihany no ataotsika fa zay rehetra momba ny vy rehetra dia ataotsika avokoa ( varavarana, varavarakely, vavahady, grille....)
Ka aza misalasala ary manotany eee.
Sationany ftsn reto am sary reto

14/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hanta Kely, Cãmĩ Llã, Tatiana Meuble Déco

09/01/2026

Bonne année aby eee 🎉👋
Nanaona fety tao ??
Mbola misy2 lay produit hoan'izay mbola tsy nanjifa an.
Aza taraiky fa presque efa lany2 avokoa ny gamme complet antsika.
Zay fa bonne journée daoly eee 🤗
Ataovy milay ny androany fa aza mihaopefy ftsn an
Prenez soin de vous
😘😍

29/12/2025

Coucou tout le monde 🤗👋
Efa ifarana ty ny taona zareo a.
Iza mbola tsy nanjifa produit tato aminay. Efa betsaka ne oa no afapo eee. Aza manaiky tara an !!!
Produit authentique 💯✔

06/12/2025

Bonsoir Bonsoir 👋
Mangingina be ny page ela2 tsy teto ka inona ny vaovao anareo eee ??? Aona ty orana lava tsisy farany ty, tena manimba volo b ny orana an ☔💧
Aza matahotra fa ato aminay misy solution amizany eee
Produit authentique 💯 daolo, certifié dermato ✔✔✔ et en provenance d'Europe
Presque mbola dispo avokoa produit zay itanao ao fa tsara ihany manotany ka aza misalasala ary eee 👍🤗

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Antananarivo
101