Mode by Miarantsoa

Mode by Miarantsoa

Share

����

19/03/2024

Coucou 🥰❤️

Félicitations 🎊 Fanojo Rah

Aza adino ny manao partage sy mi_ mentionné namana amin'ny publication 🥰

13/03/2024

Coucou 🥰❤️
Sac 4 séries manjakely, qualité tena tsara ♥️👌

Prix : 35.000ar

10/03/2024

Coucou daholo o 🥰♥️
Asintsika JEU 'ndray ve???🎁🎊'Ndao ary eeeeee ♥️🥰
Olona roa izay tsara vintana no mahazo an'reto poketra ireo(afaka misafidy couleur)
Ireto ary no atao raha te ahazo

👉Asiana j'aime ny page Mode by Miarantsoa sy Mia'Ntsena
👉Invitenao ny ami anao "tout sélectionner" i_j'aime ny page anakiroa reo, capture atao ao amin'ny commentaire( page roa) ilay capture tout sélectionner
👉Partagenao amin'ny mur mode public ity publication ity

Prix ho an'izay hividy : 18.000ar

Photos from Mode by Miarantsoa's post 07/03/2024

Coucou 🥰♥️
🥥🌴 Huile coco pressé à froid 🥥🌴 indray no atolotra ho antsika 🥰♥️
Tena tsara,manitra malefaka mapite hihinana anie hoa ny fofony ee🥥🥰

👉Mety amin'ny zazakely
👉Afaka atao amin'ny tarehy ( manadio)
👉Afaka atao amin'ny volo
👉Afaka atao amin'ny sakafo,azo hoanina tsara mihintsy......sns
Tena bediabe mihintsy ny Ilana azy io ☺️🥰

Prix : 10.000ar 100ml en bouteille
: 85.000ar 1 litre

Manao Livraison ☺️

Photos from Mode by Miarantsoa's post 06/03/2024

Coucou daholo o🥰♥️
Misy liana amin'ny 🥥🌴"Huile coco pressé à froid"🥥🌴 ve Ato??
Tena ilaina be mihintsy izy ity na amin'ny andavanandronao ary an🥰♥️

* Manitra malefaka tsara
*Mety ho an'ny zazakely
* Afaka atao amin'ny volo
* Afaka atao amin'ny tarehy( Démaquillant)
*Afaka atao amin'ny sakafo,afaka hoanina tsara mihintsy.... Tena bediabe mihintsy ny Ilana azy io an

Prix :
_ 10.000ar 100ml en bouteille
_ 15.000ar 100ml en bocal
_7.000ar 50ml en bocal
_ 85.000ar 1 Litre en bouteille

05/03/2024

Coucou 🥰❤️
Manomboka ny Jeu d'interaction par semaine isika an♥️
Félicitations aloha Mami Tiana nahazo point betsaka indrindra tam'ity☺️, miditra Mp Dia omenay cadeaux 🎁
Alefa zareo an🎉🎊🎁 Samia mihetsiketsika📢
Bonne journée 😘

Photos from Mode by Miarantsoa's post 04/03/2024

Coucou 🥰♥️

Ireto indray ny sac disponible oo

Manao livraison, mandefa any amin'ny faritra♥️🥰

Prix sur chaque photo
Manome prix de gros

02/03/2024

Coucou daholo 🥰♥️
Félicitations Ny Aiko nanao partage betsaka indrindra nandefa taty amin'ny Mp☺️
Jeu d'interactions indray no ataontsika amin'ny manaraka,,Samia ary mihetsika fa omena cadeau izay be points indrindra ☺️🥰

Bonne journée 😘🥰

01/03/2024

Coucou daholo 🥰♥️

Androany avant 19h no andefasana ilay capture ao am Mp an😊 . Capture avy ao amin'ny mur ni_partagenareo🥰
Izay mandefa amin'ny Mp no hitako
Bonne journée daholo 🥰😘♥️

Photos from Mode by Miarantsoa's post 27/02/2024

‼️ ARRIVAGE Bandoulière ‼️
Tena qualité au top🥰♥️
Mafy tsara, kelikely mahfatifaty 🥰
Prix : 27.000ar
Prix de gros : 23.000ar plus de 3 pièces ♥️

Photos from Mode by Miarantsoa's post 26/02/2024

‼️ LIQUIDATION ‼️

Prix tena hoe cadeaux mihintsy no ataontsika am'reto🥰♥️🎉🎁

24/02/2024

Coucou daholo 'ndray oo ♥️🥰

Elaela tsy nasiantsika JEU Ann🎉🎁 Alao isakin'ny Asabotsy no ataontsika ny LALAO
'Ndao 'ndray ary hoan'izay te ahazo an'ty Bandoulière 3 pièces ity eee🎁🎉🎊

Tsotra fotsiny no atao an😉

👉 Partagenareo ity publication ity,any am groupe misy anareo,sy amin'ny mur.‼️Izay manao partage betsaka indrindra no mahazo azy‼️ Capturena ilay partage dia alefanareo Mp na ataonareo ao am sous commentaire
👉 Mentionné_na Mode by Miarantsoa

'Ndao ary e🎁🎉
Amin'ny Zoma no jerena ny valiny☺️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo