Claudia's Shop

Claudia's Shop

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Claudia's Shop, Health/Beauty, Vontovorona, Antananarivo.

Photos from Claudia's Shop's post 06/03/2024

πŸ“’πŸ“£Alerte arrivage πŸ“£πŸ“’
πŸ’Ž Efa Tonga indray ny arrivage vaovao an πŸ’™
πŸ’Ž Ilay manafotsy helika sady mitroka hamandoana tsara πŸ’¦
πŸ’Ž Manome hanitra tsara kely sady mihaja ho anao mandritra ny tontolo andro, nefa koa tsy midofaka be fa malefaka tsara🌬️
πŸ’Ž Standard ilay izy an, mety na ho an'ny lehilahy na vehivavy πŸ•ΊπŸ’ƒ

MP πŸ’Œ ny commande ary na koa afaka miantso ny laharana 0345413194

Photos from Claudia's Shop's post 01/03/2024

πŸ‘‰β˜˜οΈβ˜˜οΈ Ny ve πŸ€”πŸ€—?

πŸ‘‰ Afaka miasa ao aminy avokoa ny olona rehetra izay vonona πŸ’ͺπŸ’ƒ

πŸ‘‰Mamokatra ny produit rehetra fampiasan-tsika andavanandro izy, toy ny savony, Shampoo, dΓ©odorant, aprΓ¨s Shampoo, dentifrice, crΓ¨me, eau de toilette, couche bΓ©bΓ©, serviette hygiΓ©nique, sΓ©rum, power bank, vovon-tsavony, liquide vaisselle, huile de bain, cΓ’ble chargeur, calcium, ....sns πŸ›οΈπŸ›’

πŸ‘‰ Ireo produit fampiasa ao an-trano ireo fotsiny no havadika ho marque dia lasa fidiram-bola vaovao iray ho anao sy ny ankohonanao πŸ₯°πŸ’°πŸ’°πŸ’Έ

πŸ‘‰ Tsy ratsy anefa fa sady ara-pahasalamana no manaraka ny fenitra iraisam-pirenena, nefa mora vidy ny vokatra , raha mitaha amin'ny vokatra hafa mitovy qualitΓ© aminy πŸ’™β€οΈ

πŸ‘‰ Ianao koa malalaka tsara amin'ny fotoananao rehefa manao πŸ’ , afaka manao asa hafa satria tsy miasa anaty birao βœŒοΈπŸ˜‰

πŸ‘‰ Midira MP avy hatrany raha mahaliana anao ny hiara-hiasa aminay fa hazavaiko anao tsara izy πŸ’Œ

23/02/2024

❀️ ❀️

Dentifrice novokarin'ny natokana ho an'ny Zaza sy ny ankizy πŸ‘―

🌹Hanamora ny fiborosian'ny zanakao nify πŸ₯° sady hampazoto azy hiborosy nify foana πŸ˜‰πŸŒ
🌹Tsy masiaka anπŸ“ tsiro fraise ilay izy πŸ“πŸ“πŸ“, hafa mihitsy πŸ˜‹πŸ˜

πŸ‘‰Mp ny commande ary

Photos from Claudia's Shop's post 22/02/2024

🌺Mikarakara volo πŸ’†πŸ’πŸ’‡

πŸ”₯ Simban'ny fer na brushing sy Babyliss ve ny volonaoπŸ₯Ί?
πŸ”₯ Lasa manify sy miongotra be veπŸ˜”?
πŸ”₯ Tsy mety maniry ihany koa ooπŸ€”πŸ˜•?

πŸ‘‰Ity ity no vahaolana tsara be homeko anao πŸ€—πŸ˜

πŸ‘‰ Shampoo manarina sy mitsabo ny volo simba izy ity πŸ’ƒπŸ’šπŸ€

πŸ‘‰ Tsy vitan'izay fa sady manala angadrano koa ✨πŸ”₯πŸ‘Œ

πŸ‘‰ Nefa koa sady tena maharitra ela mihitsy vao lany, kely ihany mantsy dia ampy mampandrovy be ny volo rehefa manasa loha aminy πŸ₯°πŸ’†

Ohatra izao ny voloko rehefa avy sasaina aminy πŸ‘βœŒοΈ
Tiako ery, Sady mangirana no malefaka be πŸ’πŸ’™

Photos from Claudia's Shop's post 21/09/2023

Fikarakarana voloπŸ’†πŸ’‡ amin'ny andro mafana 🌞⚑⭐(tohiny)

Toy ny zava-maniry πŸŒΏπŸ€ihany ny volo, mila fikolokoloana, tondrahana rano, hasiana zezika ary rantsanina mba haniry sy hitombo tsara πŸ€πŸ€—

Noho izany, raha tiana hihalava sy ho salama ny volo dia tsara raha :
πŸ‘‰ hasiana menaka, ny hodi-doha sy ny tahom-bolo, hampitsiry azy izany no sady hiaro ny tahom-bolo amin'ny masoandro sy ny hatsiaka ary ny rivotra sy ny fanala, miaro azy tsy ho vakivaky πŸ₯°
πŸ‘‰ Manana sΓ©rum izahay, hanampy anao amin'izany, mampaniry volo ny tena asany 😍 afaka hatao bain alohan'ny hanasana loha, na koa hatao menaka fanosotra tsotra fotsiny
πŸ‘‰ Tena tsara ho anao te hanalava sy hikarakara volo izy ity πŸ’›πŸ’›

Nb: afaka hanorana koa nefa, tena manampy manala fanaintainana vetivety βœŒοΈπŸ€—

Mp ny commande ary

19/09/2023

Miarahaba Γ΄h πŸ₯°
Elaela isika tato tsy niresaka ☺️

Ndao hiresaka momba ny volo indray ary eh πŸ’†πŸ’‡

Ny fomba fikarakarana ny volo amin'izao andro mafana izao no ndeha horesahan-tsika ✌️⭐

Tadidio fa manimba volo ny masoandro an🌞πŸ’₯ tsy dia tsara ny mi-lΓ’cher volo amin'ny hain'andro be
Ireto misy toro-hevitra kely ho antsika vehivavy ho fiarovana ny volo amin'ny masoandro :
πŸ‘‰ Manao satroka rehefa mivoaka
πŸ‘‰ fatorana miorina na hatao chignon ny volo
πŸ‘‰ Randranina tokana ny volo

Araho ny pejy ary fa mbola hisy toro-hevitra maro be momba ny fikarakarana volo ho hitanao ato πŸ₯°πŸ€©

Photos from Claudia's Shop's post 26/08/2023

🏜🏜 Manomboka mafana ny andro 🌞πŸ”₯
Misy foana ity πŸ‘‰ πŸ‘ˆ ity ato aminay an πŸ’™πŸ’™πŸ’™

Mitroka tsara ny hatsembohan'ny helika sady malefaka be ny fofony πŸ€—πŸ˜
Manafotsy helika πŸ™†βœŒπŸ’™
Maharitra 48h be izao 😍😍

Izaho aloha dia tsy te hiova DΓ©o hafa intsony fa afa-po aminy eh πŸ’™πŸ’™πŸ‘

Mp ny commande ary πŸ’¬

27/07/2023

Rehefa ririnina ohatra izao ny andro dia manjaka ny areti-nify😟😟

Tena ilaina ny fahaizana misafidy ny dentifrice hampiasaina mba hikolokoloina ny nify 😁😁

Andramo ange ny eh

Araho ny pejy ary fa hozaraiko eto ny tombontsoa azo avy aminy 😍❀

04/07/2023

πŸ‘‰ Te hampitombo ny fidiram-bolanao ve ianao amin'izao fiainana sarotra izao?
πŸ‘‰ Na koa eo am-pitadiavana asa hatao fidiram-bola?
πŸ‘‰ Renim-pianakaviana mba te hanana petit boulot ve?
πŸ‘‰ Na koa mpianatra mba te hahaleo tena ara-bola?

Mbola mandray mpiara-miasa hatrany izahay ato amin'ny an ✌😍
Ndao fa hazavainay anao tsara ny hatao rehetra ao?

MP πŸ’Œ ary raha mahaliana anao
Voafetra ihany ny toerana fa aza misalasala miditra MP dia hahafahako mamandrika toerana ho anao 😊

Photos from Claudia's Shop's post 26/06/2023

πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ†βœ¨Nahatratra ny Asaramanitra daholo eh βœ¨πŸŽ†πŸŽ‰πŸŽ‰

Vaovao mahafinaritra beπŸ’ƒπŸ’ƒπŸ’ƒ nahazo namana vaovao izahay ato amin'ny πŸ‘ˆ
Miarahaba an'i Mahefa TiaMahefa Tiana Mahefa Tiana soa ato amin'ny πŸ‘
Iray fiaviana izahay roa dia tafahaona taty Antananarivo😊, liana tamin'ilay asa izy dia nanantona ahy nangataka fanazavana misimisy kokoa πŸ€—
Dia tapa-kevitra fa hiditra amin'izay 😍

Misaotra betsaka akia nametraka fitokisana tamiko dia mirary fahombiazana ho anao 😍😘 Rendez-vous au sommet akia an πŸ’ͺπŸ’ͺ

Ianao koa raha liana te hahafantatra na te hiara-hiasa aminay ato amin'ny dia aza misalasala manantona an'i Jeannie ah 😍

Photos from Claudia's Shop's post 06/06/2023

πŸ€πŸ€ πŸ€πŸ€

✨ Manadio sy mampalefaka hoditra 😍
✨ Manamandina hoditra tsara ihany koa πŸ€—
✨ Sady tsara no malefaka ny fofony πŸ˜‹πŸ˜Š
✨ Sady afaka hampiasaina amin'ny bain moussant na koa handroana tsotra fotsiny βœŒπŸ‘

MpπŸ’Œ ny commande ary na koa afaka miantso ny laharana 0345413194

02/06/2023

Rahampitso indray zany ny fotoana manaraka ho antsika izay liana te hahafantatra momba ny business Longrich eh 😍

Any amin'ny E-CITY Tsiazotafo ny toerana πŸ‘ˆ

Amin'ny 8:30 ora

Place limitΓ© sous reservation πŸ€—

Category

Telephone

Website

Address


Vontovorona
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Claudia's Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.