E-vide varotra

E-vide varotra

Share

Ventes des produits et des services

08/09/2025
01/10/2024

πŸ“£ CONNEXION STARLINK V4 STANDARD !

Connexion haingam-pandeha eto Mahafaly Vatofotsy, Antsirabe!πŸš€

βœ…1 900 Ar/ora
βœ… 4 900 Ar/tapak'andro
βœ…59 900 Ar isam -bolana (espace co-working)

AFAKA MANAO TÉLÉCHARGEMENT HO ANAO IHANY KOA IZAHAY
(10Go minimum = 2 000Ar)

Voafetra ny toerana koa aza ela ary ankafizo ny tombontsoa azo avy amin'ny connexion matanjaka indrindra βœ…οΈ

☎️ 038 35 047 49

Photos from E-vide varotra's post 27/06/2024

Tapitra amin'izay ary ny fety oh πŸ€”πŸ€©

Ndao amin'izay hanomana ny fidiran'ny mpianatra πŸ§‘β€πŸ«

Araraoty dieny mbola mora ⚠️

Kitapo tsara tarehy kely daholo πŸ₯°πŸ˜
Tsy misy dΓ©faut sady lamaody be

πŸ“’ Misy 3D
πŸ“’ Misy ho an'ny zaza
πŸ“’ Misy ngeza koa antonona cahier grand format sy ordinateur

Efa ao amin'ny sary tsirairay avokoa ny dΓ©tail rehetra

πŸ“Œ Antsirabe Vatofotsy
🚐 Manao livraison Antsirabe sy colis manerana ny Madagasikara

☎️ 033 07 544 92

Photos from E-vide varotra's post 23/06/2024

VENTE FLASH KELY ANDROANY FOTSINY ITY 😍😍😍😍😍
Arrivage vao tonga ireto fa tianay alefa mora fotsiny mba cadeau 26 anareo πŸ˜‰

Akanjo ambony de marque daholo ireo

Alefanay :
- 5.000 Ariary raha maka 1
- 12.000 Ariary ny 3
- 25.000 Ariary ny 5
- 35.000 Ariary raha alainao izy 10

Haingana ary mandefasa hafatra miafina fa valianay

Izay mahazo voalohany no tompony anh πŸ˜πŸ€—
Manao livraison colis manerana Madagascar

Photos from E-vide varotra's post 16/06/2024

ARENDRINA 2024
Araraoty zareo ah 😍
Efa tena natao mora nefa tsara sady tsy misy mpanana πŸ€—πŸ˜

Antsirabe no misy anay fa manao livraison manerana Madagasikara izahay ( colis )

DΓ©tails sur chaque photo.

16/06/2024

Izahay ekipan'ny E-vide varotra dia faly miarahaba ny Ray rehetra nahatratra izao fetin'ny Ray izao πŸ₯°πŸ€©

Ary mankasitraka antsika izay nividy akanjo tato aminay 😘πŸ₯°πŸ€©

Photos from E-vide varotra's post 05/06/2024

DESTOCKAGE πŸ₯°πŸ˜

Mitohy hatrany ny destockage ato aminay πŸ₯°πŸ˜

Efa natao mora be fa maika haka entana 26 izahay πŸ˜†πŸ˜…

7.000 ARIARY daholo izay hitanareo rehetra ireo

Frip TBE modΓ¨le unique hatrany anh πŸ₯°πŸ˜

☎️ 033 07 544 92
πŸ“Œ Antsirabe no misy anay fa afaka manao livraison manerana Madagasikara izahay

Photos from E-vide varotra's post 04/06/2024

PROMOTION FÊTE DES PÈRES πŸ₯°πŸ˜

Mba omeo cadeaux mendrika sy tsara kosa i Dada e πŸ₯°πŸ˜πŸ€©

Efa nataonay promotion daholo ireo satria 7.000 Ariary daholo ny vidin'ny iray πŸ˜ŠπŸ˜‰

Araraoty ary fa hatramin'ny Sabotsy izao izay fihenam - bidy izay anh πŸ₯°

Tianao ve ny dadanao !? Tolory akanjo mafana izy πŸ€—

☎️ 033 07 544 92
πŸ“Œ Antsirabe fa manao livraison manerana Madagasikara

Photos from E-vide varotra's post 26/05/2024

PROMOTION BE ⚠️ Sao taraiky ianao !? 🫣

Efa tena mangatsiaka izao πŸ₯Ά
Manaova mafana sady mihaja no manja kely amin'ireto ensemble anay ireto 😍

Frip TBE, unique tsy misy mpanana ireto 😁
Seulement 15.000 ARIARY fotsiny ny ensemble au lieu de 25.000 ARIARY.

Haingana ary aty amin'ny hafatra miafina

Antsirabe no misy anay fa manao livraison manerana Mada izahay

☎️ 033 07 544 92

26/05/2024

Tianay ianao Neny πŸ₯°β€οΈπŸ˜˜

Miarahaba ny reny rehetra mpanaraka ny Pejy izahay ato amin'ny e vide varotra

Manaova fety sambatra daholo ❀️

Photos from E-vide varotra's post 22/05/2024

TENUE POUR HIVER πŸ₯Ά
❌️ ARRIVAGE PROMOTION 9.000 ARIARY ❌️

Col roulΓ© lava tanana misy ho an'ny lehilahy ary tsy adino koa ho antsika vehivavy indrindra amin'izao ankatokin'ny fetin'ny Reny izao 😍πŸ₯°

Efa natao promotion be mihitsy satria 9.000 Ariary hatrany ny 1 mandritry ity volana Mai ity

Koa araraoty fa miverina 15.000 Ar io amin'ny volana ambony. 😁

πŸ“Œ Antsirabe no misy anay fa afaka manao livraison colis manerana an'i Madagasikara izahay

❌️ Gratuit ny livraison makany amin'ny colis
Γ€ partir 2.000 Ar kosa ny livraison eto Antsirabe

☎️ 033 07 544 92

Telephone

Address


Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-vide varotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.