Regim'naka

Regim'naka

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Regim'naka, Health/Beauty, Ankandidramamy, Antananarivo.

25/10/2025

Offrez 21 jours à votre corps… et perdez 2 à 5kg 💚
Notre Thé Minceur 3 en 1 associe Café Vert, Hibiscus et Gingembre pour :
✨ Détoxifier naturellement
✨ Réduire les graisses stockées
✨ Drainer les excès d’eau

🌱 100% Naturel – Résultats visibles dès la 2ème semaine.

Prix:25000ar

26/04/2025

Prête à transformer ton corps en 21 jours ?
Avec Régim’naka,
Repas minceur + infusions détox, livrés chaque jour chez toi !
Résultats visibles ou remboursement garanti.

22/03/2024

Challenge 14jour
Ho anao maniry anena vantana
Nefa tsy manampotoana ikarakana sakafo
Natao ho anao ity tolotra ity
✅Pack minceur :
👉Detox
👉Plat keto atoandro sy ariva
👉 Couverture chauffante
🚲Ireo rehetra dia aterina any aminao sady gratuit ny livraison anh

02/12/2023

Salama o ndao iarakaa anao defi
Tsy mila misahirana fa livrena ny sakafonao
Raha latsakiny 5 kg ny very ao anatiny zay dia mahazo 1 semaine gratuits

02/12/2023

Salama o ndao iarakaa anena vantana
Tsy mila misahirana fa livrena ny sakafonao miaraka amin'ny boisson détox ary scéance couverture chauffante 14 jour
Raha latsakiny 5 kg ny very ao anatiny zay dia mahazo 1 semaine gratuits anatrarana ny objectif antsika

30/11/2023

Salama o
Kely sisa dia noel
Ndao iaraka anao défi -5kg en 14j
Garantie ve?
Oui ra latsakin ny 5kg ny very ao anatiny zay dia gratuit mandrapa tratrany ny objectif tsika io ☺️
Mp ary e

09/04/2023

Salama o!
Iza daoly kou lay efa nanomakomana be oe vo vita fety eo za dia anomboka regime amzay ?
Ndao amzay iaraka amnay ary e
Sady tsy mila misahirana mikaraka sakafo mitokanaa fa livrenay ny sakafonao( tsisy excuse tsony oe tsy tafa karakaraka za androany fa amin'ny rapitso ndray)
Sakafo atoandro sy ariva +detox
Mp ary zay vonona ary e

Category

Telephone

Website

Address


Ankandidramamy
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Regim'naka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.