Aina Rzf
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina Rzf, Antananarivo.
Tongasoa oh 👋🏻 Mivarotra bijoux inoxydable en gros et en detail izahay❤️
Sur livraison ihany aloha atreto😁
Livraison Tanà et Province 🇲🇬
Contact: 0382934401/ 0374825321
Abonnez-vous 🫶🏻
6000ar prix de gros ensemble GM😳
5pcs minimum
Aiza ndray no ahita an'izany tena mora be zany🤤
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra
Contact 0382934401/ 0374825321
3000ar prix de gros collier + kavina manjabe🥰
Tena mbola azahoana tombony tsara modele maro azo isafidianana
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra
Contact: 0382934401/ 0374825321
23/08/2026
Bonjour tena saika adinoko ity jeux ity an😅
Ataontsika demain à 12h ny tirage izay mahazo azy🥰
Mbola afaka mandray anjara mandrapa rapitso maraina zany a❤️
Manaova presence daholo izay nandray anjara tato hoe😀
22/08/2026
✨Bijoux inoxydable et montre en gros tena mora be❤️ Azahoana tombony tsara maka +5 dia mahazo prix de gros
Manao livraison Tanà sy mandefa faritra rehetra izahay
Contact: 0382934401/ 0374825321
Alefao ny commande ary fa prix tena abordable be an☺️
21/08/2026
Montre tendance be mihintsy
7500ar gros maka +5 afaka afangaro
12000ar detail latsaky ny 5
Manao livraison Tanà mandefa faritra rehetra
Contact : 0382934401 / 0374825321
18/08/2026
Bonsoir👋 Ceinture gasigasy manja foana❤️
Prix mirary efa fantatrareo ihany😁
Maka 5pcs miakatra no mahazo prix de gros an
Mandefa faritra rehetra manao livraison ihany koa
Contact: 0382934401/ 0374825321
17/08/2026
Coucou daholo 👋 iza ilay mbola hivarotra ato fa tena mora anie ireto montre reto azahoana tombony mihintsy e nefa qualité jereo amzao 🤤
prix de gros maka 5pcs minimum
Aiza ndray no ahita an'izany🙊🥰
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra izahay 🇲🇬
Contact : 0382934401 / 0374825321
15/08/2026
✨50.000ar dia efa mahazo entana maro ato aminay😱 vidiny mirary, qualité tena tsara👌 efa prix de gros daholo maka 5 miakatra☺️ Azo antoka, azo atokisana tsara tsy very vola enao rehefa manjifa ato🥳
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra izahay❤️
Contact: 0382934401/ 0374825321
Aza misalasala miditra mp raha misy mahaliana anao ary oh☺️
08/08/2026
Redispo ny collier cerise 🍒 manja be🥳🥰😉 6000ar prix de gros an
Sur livraison uniquement Tanà et province 🇲🇬
Contact: 0382934401 / 0374825321
07/08/2026
Coucou👋 arrivage ensemble tsara be sady prix mora be hatrany🥰 maka 5 dia mahazo gros an😻
Sur livraison uniquement Tanà et province 🇲🇬
Contact: 0382934401 / 0374825321
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
401