Maxi goma

Maxi goma

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maxi goma, Health/Beauty, Antananarivo.

13/11/2023

Coucou daholo isika oh 😍
iza no mbola tsy nahazo gamme maxi traitement ?
Teha hanao soin anefa tsy manana vola be ho laniana aminy produit lafo be ??😊
Maxi traitement no vaha olana
15000ar monja dia mahazo shampooing ravingoavy+masque beurre de cacao
Mapamandina,manatsotra,mitsabo ny volo Simba ❤️

Ho an'ireo panao volo na mila shampooing betsaka mivarotra shampooing amin'izay fotsiny izahay aminy Litatra 😊

06/11/2023

Teboka voalohany tokony atao raha hanomboka hikarakara volo ny gommage

❤️ny gommage dia atao mba hanadio ny hodidoha ka ialan'ireo loto maro manetsina ny masokoditra ary mba handraisany ny produits izay ampiasaintsika sy ireo sakafo natoraly hikojakojatsika ny volotsika avy eo 😍
Tokony hanao gommage arak'izany isika alohany anombohana fikojakojana ny volo

Zavatra ilaina
Sira 1 sotro lehibe
Menaka zava-maniry izay misy na coco,jojoba...sns...
Fampiasa azy ❤️
Osorana tsara aminy odi_doha ray manontolo ary kosehina moramora sady atao massage

Vita izay dia lomana 10 minitra dia kobanina ary manasa loha amin'izay
Tsara atao indroa anatiny 1 volana ❤️

Efa misy ny gamme traitement ho atsika teha hikarakara sy hitsabo volo an ❤️

04/11/2023

Samia indray ary milaza izay tena olany aminy volony e 😍dia mifanome torohevitra eto isika ❤️

Mirary alina mamy oh

31/10/2023

Volo vakivaky ? Maina kina?
Tadidio fa ny maxi traitement dia manasitrana tanteraka ny aretiny volonao 😍
Mety aminy volo rehetra izy ary 100% natoraly
Mapitsotra sy mapangirana tanteraka 😍

30/10/2023

Efa Tonga koa ny masque atsika beurre de cacao,natao ho atsika teha hitsabo volo tanteraka,mety tsara ho an'ireo manana volo maina ❤️❤️
100% naturel vita malagasy

Miarahaba atsika rehetra 😊
Ny beurre de cacao indray no ndao ho resahina ❤️
Ny tsara entiny ho an'ny hoditra
_manamandina ny hoditra
_mitsabo ny hoditra mainty toy ny may ny masoandro
_manalefaka ny hoditra
Ho an'ny volo koa izy Dia manana anjara lehibe satria
_mitsabo tsikelikely ary misoroka ny volo vakivaky
_mety be ho an'ny volo Simba sy maina
❤️Rehefa tsaboina aminy ny volo dia mora lava avieo satria volo salama 😍

Aza adino ny manaraka akaiky fa efa hivoaka ny produits naturel atsika izay natao hitsaboana ny volo ❤️mazava ho azy fa volo salama sady lava no mangirana 😊
Manasa anao hatrany ary i j'aime ny pejy fa hisy lalao mety azahona gamme fitsaboana volo ho an'izay tsara vintana ❤️

30/10/2023

Aza adino fa efa Tonga ny shampooing ravingoavy tsika ❤️ho anao izay teha hikarakara sy teha hitsabo ny volo

Ny ravingoavy sy ny soa entiny aminy volotsika ❤️
1_mitsabo ny volo aloha izy
2 mapitsahatra ny fihitsanany
3 Mapaniry ny volo ary maha Salama azy lalandava
💖Fomba fanaovan'azy💖
Apangotrahana aminy rano 2l ary anakobanana ny volo aminy farany

Liana ve ianareo raha hamoaka produits, toy ny shampooing manalava ny volo izahay?😊 Atao aminy vidiny mirary ,vita aminy zava_maniry toy ny ravingoavy sns....raha mahaliana anareo dia ataotsika

29/10/2023

ity ilay niandrasatsika oh 😍
Vokatra voalohany ❤️
tsy henoheno izahay satria tena nanomana ny tsara ho anareo
ity ny shampooing vita aminy ravingoavy tsika
Ary ny masque vita aminy beurre de cacao ❤️
ho anao izay manana volo simba,tapatapaka,vakivaky,maina be
Natao ho an'ireo teha hitaiza volo ho naturel ihany koa 😍
Efa vita fanandramana ❤️100% naturel sady vita Malagasy
araraoty fa mora be amin'izao voaloha izao 15000ar ny shampooing sy masque
Livraison partout 🛵

09/10/2023

Bonus kely💓
Ny torimaso moa dia tena ilaina be,ary mila ampy tsara mba iatrehina ny tontolo andro rapitso sy hitandremana ny fahasalamana(maro ny vokadratsy entiny tsy fahampina torimaso)
Ahoana ary ny atao mba azahona torimaso tsara sady hampilamina atsika 😊?
_ezahina atao Ora mitovy ny hatoriana sy ifohazana isanandro
_mila diovina tsara ny efitrano indrindra ny fandriana hatoriana
_midio aminy rano matimaty na rano mangatsika
_manao akanjo malalaka
_ezahina alalahana ny saina,atrehina ny torimaso
_ny sakafo atao maivana,raha mety dia adiny 1 na adiny 2 alohany atory no misakafo
_tsara ny misotro rano mafana na zavapisotro mafana kely alohany hatory (akoatrany zavapisotro misy alikaola na manaitaitra toy ny kafe ...sns...)
_mihaino hirahira mandrotsirotsy,mamaly boky,na izay tinao sy mahafinaritra
_pihana ny jiro,na mampiasa jiro malefaka raha tsy tia maizina
_ezahina mba alavirina ny finday rehefa atory
_ny fomba Fatory ihany koa dia andramo ny toy ny aminy sary fa hitanao ahazo aina be ianao 😊❤️
Mirary torimaso mamy ary tompoko ❤️

09/10/2023

Hisy vokatra vaovao tsara be ho zaraina amintsika afaka fotoana fohy ❤️❤️
Fa mialohan'izany dia ndao mba kojakojaina indray ny nify,aminy alalan'ny fraise 🍓 sy bicarbonate
Zavatra ilaina
_fraise 1
_karibonetra 1 sotro kely
Fampiasa azy
_potehina ny fraise ary afangaro aminy karibonetra atao mahazo pate
rehefa izay dia atao aminy borosy nify,ary kosehina atao mihosotra tsara ny nify,afaka atao koa ny maka coton kely dia kosehina tsara amin'iny,ajanona 5min à 10 min raha mahandry Zay vao kobanina aminy rano matimaty , vita Izay dia miborosy nify aminy dentifrice mahazatra anao 😊

Ho an'ireo mahazaka citron dia afaka soloina citron ny fraise 🍓
Zay ary fa mirary atsika ho Salama lalandava oh 😊
Araho foana ny pejy fa hizara mahasoa foana izahay

25/09/2023

Miarahaba atsika rehetra 😊
Ny beurre de cacao indray no ndao ho resahina ❤️
Ny tsara entiny ho an'ny hoditra
_manamandina ny hoditra
_mitsabo ny hoditra mainty toy ny may ny masoandro
_manalefaka ny hoditra
Ho an'ny volo koa izy Dia manana anjara lehibe satria
_mitsabo tsikelikely ary misoroka ny volo vakivaky
_mety be ho an'ny volo Simba sy maina
❤️Rehefa tsaboina aminy ny volo dia mora lava avieo satria volo salama 😍

Aza adino ny manaraka akaiky fa efa hivoaka ny produits naturel atsika izay natao hitsaboana ny volo ❤️mazava ho azy fa volo salama sady lava no mangirana 😊
Manasa anao hatrany ary i j'aime ny pejy fa hisy lalao mety azahona gamme fitsaboana volo ho an'izay tsara vintana ❤️

21/09/2023

Fomba fampiasa azy ❤️
Tenehina apangotrahana miaraka aminy rano hanasana loha ❤️
sady anasana izy no anakobanana
Tandremo anefa❌
Tsy azo atao ary fadio ny manasa loha aminy rano mafana fa manimba ny volo andrasana mangatsika na tapohana rano mangatsika
Raha tena tsy mazaka rano mangatsika dia atao matimaty afa_panala fotsiny ❤️

_ny ahitatsika ny tsy hita fototra matetika maniry eny ambony hazo any Ambanivohitra,misy mivarotr'azy koa eny aminy raok'andro Malagasy eny ❤️
Mirary soa indrindra ary dia samy hanana volo Salama daholo 😘

Photos from Maxi goma's post 20/09/2023

Tsy hita fototra hoy isika na "cuscutes"
izy ity dia zava_maniry tsy hita ny fotony sy ny fakany fa dia mipetraka eny ambony ravina eny ,Any Ambanivohitra matetika no ahitana betsaka azy 😊
Maro tokoa isika no nahalala azy tamin'ilay fanontaniana kely iny 😊
inona ary no mba vokatsoa entiny e?
_ny fantatra sy efa nandramana aloha hatreto dia Manalava ny volo izy ,an'isany mitsabo ny volo tapatapaka ihany koa,mapatevina ny volo ❤️
ho zaraina manaraka ny fomba fapiasa azy sy ny mety ahitatsika azy 😊
Mazotoa mampiasa ny zava_maniry eto amitsika fa maro izy ireo ary natoraly tsara ❤️
Mirary Alina mamy oh🍃💖

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo