Produit bio Naturel

Produit bio Naturel

Share

Huille bio naturel Produit mitsabo sy manalava volo haingana

Photos from Produit bio Naturel's post 07/04/2023

Eoooh,
Efa manakaiky zao ny fety ry maman manja isany an ๐Ÿ˜€
Andao tsika hietsiketsika sy hikarakara amizay mba hivoka tsara ilay hamanjana iny ee๐Ÿ˜€
๐Ÿ‘‰Huille Bio Naturel ๐Ÿ‘ˆ
-Misintona ny volo haniry sy hitombo aingana (3 ร 4cm)
-Mitsabo sy miaro ny volo tsy hihongotra sy ho tapatapaka ary hihintsana
-Mampaniry ny faritra mitady ho sola rehetra
-Manala Aingana ny hanga-drano
-Mitsabo ny volo simba ny fer sy ny lissage
-Mety aminy karazam-bolo rehetra
๐Ÿ’ฏ Naturel, ary tsy misy effet secondaire
-Une semaine de mahita vokatra tsara
Mp envoyer +Informations
Livraison tana et Province
Prix 12.000 ar

21/07/2022

Ho atsika maniry ny ho lava volo, na ko miongotra sy tapatapaka ary vakivaki ny volo, manify tsy mety matevina, ...
Midira mp fa natao hitsabo sy manalava ny volonao ny huille bio naturel,.

12/07/2022

Maro isika no sahirana aminy volo tsy mety lava, vakivaki, miongotra, tapatapaka, sns...
Midira mp fa misy Produit, mitsabo sy manalava volo haingana ato aminay
Herinandro de mahita vokatra enao
Mety aminy karazambolo rehetra, natoraly 100%๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน

Photos from Produit bio Naturel's post 03/07/2022

๐Ÿ‘‰Salama tompoko ho atsika๐ŸŒป๐ŸŒป๐ŸŒป manana olana aminy volo tsy mety maniry na tapatapaka na miongotra.๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน
Midira mp raha lina fa omeko anao ny vahaolana.๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ๐ŸŒฟ
Herinandro de mahita vokatra.
Produit 100%.๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘

Photos from Produit bio Naturel's post 03/07/2022

๐Ÿ‘‰Ririnina izao ny andro andao ikarakara volo๐ŸŒ„๐ŸŒ„๐ŸŒ„
Aty aminay misy ny Produit mitsabo sy manalava haingana ny volo midira mp raha lina ๐ŸŒป๐ŸŒป Ny Produit 100% sady Produit Efficace .๐ŸŒน๐ŸŒน๐ŸŒน

28/06/2022

Ho atsika rehetra manana olana aminy volo tsy mety lava, miongotra, tapatapaka, vakivaki sns...indrindra aminy zao ririnina izao, dia aza misalasala mapiasa Huille bio natoraly .
Produit mitsabo sy manalava ny volo haingana, ary ahitana vokatra ao anaty fotoana fohy
Midira mp raha lina.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Tanjaombato
Antananarivo