Secret de Beauté

Secret de Beauté

Share

Vente de produits cosmétiques et beauté

18/09/2026

❣️5min
Anosorana❤️
Boite 1ihany de veloma mandrakizay ny fofo'elika🌺
‼️Manala tanteraka ny fofok’elika tsy laitran’ny Deo mahazatra ity Baume détox Déo+ ity 🌿🌿
Manala fofona elika na dia ilay tena tsy zaka reny aza😁
Manala hatsembohana amin'ny elika
Mahafotsy sy manadio ny faritra mainty ( elika,tanana,lohalika,sns..)
Manala tasy sy fofona hafa amin’ny vatana Mety amin’ny hoditra rehetra
16000ar/18000ar
jaune/blanc

Mp +++ info / commande
☎️
NB:
❌TSY azo alaina na ampesaina ny sary❌‼️0344587745

18/09/2026

📌 ASTUCE DU JOUR - TAREHY : Masque naturel ho any tarehy Gras na ilay mora miteraka ireny 💆
Akora :
. Tantely 1 sotrokely 🍯
. Voatabia voatoto 1 🍅
. citron kely 🍋

Fomba fampiasana :
1- Afangaro tsara ny akora
2- Apetraka amin'ny tarehy 15 min
3- Kobanina amin'ny rano mangatsiaka

✅Manadio pores
✅Mampiena mony
✅Manome famirapiratana
Mirary soa de aza adino mi abonné ny Page 💕💕

Photos from Secret de Beauté's post 18/09/2026

🥰 Raha te kely loatra ka te hamoka vatana toy izao dia ny Haingana indrindra dia : THE FENELLE akpi 🍑
- mahangeza 5 Andro
- mampitombo nofo
- mahangeza ny muscle
- mahabotrabotra
- mahangeza ny Doudousy sy nono
✨ mamolavola ny Bikanao hirafitra tsara
Mety ho lehilahy sy vehivavy 😍
Mp fa tena hanampy anao io 🥰
☎️0344587745

18/09/2026

👌 Sahiko miteny anareo fa mahangeza doudousy anatin'ny 3 andro ity : 🍑 Savon noir Nigeria ity 🍑
🧚🏻‍♀️ 3 andro dia mahazo vokatra kzay rehetra mampiasa ary efa betsaka nahazo vokatra
-mahangezaa izay faritra osorana azy
- mahabe v.ody
- mahangeza pecto 🫢
- mahabe fe , sandry, tratra,nono ...
Mety ho an'ny olona rehetra
🌹15000ar
Mp avy hatrany izay liana
☎0344587745

17/09/2026

Ahoana ny maminy sy tsiron'zany manan-janaka VAVY ry maman sy papa ?
Mba tantarao sady ity misy fanampiana
💥Torohevitra kely raha kely loatra ny zaza na ankizy dia efa Dispo ilay 💪 Zaza plus Donga 😍 Mahabotrabotra zaza anatin'ny andro vitsy 😍
mp avy hatrany ❤
☎0344587745

17/09/2026

🍀 Volo fohy androany , volo mahafinaritra rampitso 🌹 anak'1 fotsinyi
🥰 Lava be amin'izay ary tsy hioongotra intsony volonao manomboka eto amin'ny fampiasana ity : POUDRE 5 MELANGE INDIENNE na koa creme efa vita avy de mampiasa tsy mitady bain mifanaraka amn'ny tsony👌🍒
ity
Zezika be ho an'ny volo ny fampiasanao an'io
- mahalava volo
- mampaniry sola
- tsy mifidy volo
- mampangirana
Mp avy hatrany izay liana
☎ 🍒
❌Tsy azo alaina sy ampiasaina ny sary ❌0344587745

16/09/2026

1ihany ,Tsy mividy loko mbolo tsony avy eo refa av manao cure
🌺Malaza bé ty !ato aminay ihany n'y misy azy 🌿🍂
Tsy mahalany 1 akory dia misy vokatra
🌿Huile b12 + ylang-ylang 🌿 :
-Tsy mijanona misy repousse n'y volo,,na ny volo fotsy aza mijanona,,ze volo maniry vaovao mia-mainty tsikelikely refa traité à aminy
-Mampijanona miongotra
-mampaniry sola sy manalava volo b
💯7andro de efa manomboka mahita vokatra b mitsy
Iza Mbola tsy nahazo??
Mp ,📞034 19 901 01 ❤️
❌TSY Azo alaina na ampesaina am Varotra ny sary0344587745

Photos from Secret de Beauté's post 16/09/2026

🌸🌸Mandefa mp amiko izay te hanangeza vatana iray manontolo na koa misy partie tiana ho ngeza eny @ vatanao 🍑🍑
Tonga dia miditra mp avy hatrany
☎️0344587745

Photos from Secret de Beauté's post 15/09/2026

💯 Lasa en forme amin'izay ary Ilay Nahy Kely taloha iny an 🥰 STOP MAHY O
Hafa mihitsy ilay The Akpi Mélange
‼️Vao in-2 misotro dia botrabotra sy ngeza daholo ny muscle rehetra
- mahangeza vatana rehetra
- mahabe fe,nono,dodosy ,Sandry ...
Azon'ny rehetra ampiasaina eny fa na ny ankizy aza
- manala Ilay otran'ny rera-dava sy malaina misakafo iny
- mamoka rivotra anaty tsinay izay mahatonga anao tsy ho ngeza mihitsy
Mp ho anao izay Liana na Mila
☎️0344587745

Telephone

Website

Address


Analakely
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Secret de Beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.