Mahasoa Anao
Salama o!! Ity pejy ity dia natao hifampizarana ny mahasoa ka aza misalasala ary mi-abonné ny pejy mba ahafahanao manaraka ny zava-baovao atolotra
đ
10/06/2026
Ny fisotroana rano mangatsiaka be dia mety hampiadana ny fandevonan-kanina. Mila misokatra tsara ny lalan-dra ao aminâny vatana mba hahafahany mandray tsara ny otrikaina ilainy. Rehefa misotro rano mangatsiaka be anefa isika dia mety hihena ny fivelaranâireo lalan-dra ireo, ka mety hampihena ny fandraisanâny vatana vitamina, mineraly ary otrikaina hafa ilaina. Midika izany fa mety tsy hahazo tanteraka ny soa azo avy aminâny sakafo hohaninao ny vatanao.
Ny rano mangatsia be dia mety hanelingelina ny fandevonan-kanina satria manamafy ny tavy avy aminâny sakafo, ka lasa sarotra kokoa ny fandravana azy. Mety hiteraka:
âȘïž fitohanana sy fivontosana ao an-kibo (ballonnements)
âȘïž fanaintainana na fikorontananâny kibo
âȘïž kibo mivonto sy tsy mahazo aina
Mety hiteraka fiovana tampoka eo aminâny hafananâny vatana ihany koa izy, indrindra rehefa avy nanao fanatanjahan-tena na rehefa mafana be ny vatana. Io fiovana tampoka io dia mety hiteraka:
âȘïž fahatsapana tsy mahazo aina
âȘïž fikorontananâny fandevonan-kanina
âȘïž olana aminâny torimaso aminâny olona sasany
Ankoatra izany, ny rano mangatsia be dia mety hampitombo ny famokaranâny vatana tsiranoka (mucus), ka mahatonga ny lalan-pisefoana ho mora tohinâny:
âȘïž aretin-tenda
âȘïž aretinâny taovam-pisefoana
âȘïž fanafihanâny asma aminâireo olona marefo aminâizany
Farany, ny rano mangatsiaka be dia mety hampihena ny fahafahanâny vatana mandray tsara ireo otrikaina ilaina, ka mety hisy fiantraikany aminâny herinâny vatana sy ny fahasalamana ankapobeny.
Tsara kokoa ny misotro rano aminâny hafananâny antonony(tempĂ©rature ambiante), indrindra rehefa avy nisakafo na avy nanao fanatanjahan-tena.
Ny tongolo gasy (ail) dia heverina fa manampy aminâny ferin-tazo satria misy akora atao hoe allicine, izay manana hery miady aminâny mikraoba sy virus. Rehefa ahosotra moramora eo aminâilay ferin-tazo na mibotsibotsina izy dia afaka :
* Manampy hampamaina ilay fery
* Manamaivana ny fivontosana sy fanaintainana
* Manampy ny hoditra ho sitrana haingana kokoa
* Mampihena ny fiparitahanâilay mibotsibotsina
Saingy mila tandremana ihany satria mety mangirifiry na handoro kely ny hoditra, indrindra raha saro-pady ny molotra. Koa tsara raha :
* Tsy avela ela loatra eo aminâny hoditra
* Atao moramora fotsiny
* Atsahatra raha tena maharary na mampivonto be
Ary raha miverimberina matetika ilay ferin-tazo na miharatsy dia tsara kokoa manatona dokotera na farmasiana. Satria misy mantsy tsy mahazaka .
-
21/05/2026
Tombontsoa ny mananasy ( natao tanaty rano mafana)
Manampy aminâny fahasalamana ny rano mafana misy mananasy.
MakĂ silaka 2 ka hatraminâny 3 aminâny mananasy ao anaty iray kaopy be misy rano mafana, afaka sotroina isanâandro.
Ny mananasy izay natao t@ rano mafana dia mety mamoaka singa sasany izay heverina fa manampy aminâny:
* fanadiovana ny vatana
* fanalana poizina sy mikraoba
* fanalefahana ny allergie
* fanatsarana ny fikoriananâny rĂ
* fanampiana aminâny tosidrĂ
Lazaina ihany koa fa ny otrikaina ao aminâny mananasy (toy ny vitamina, asidra amine, ary polyphĂ©nols) dia mety hanampy aminâny fahasalamanâny lalan-dra sy ny fo.
Mirary soa e!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo