O'P'tits SOINS Beauty Space

O'P'tits SOINS Beauty Space

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from O'P'tits SOINS Beauty Space, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

23/02/2025

Makeup gratuit💄

Ndao isika ilalao e💄
Mba anombohantsika amin'ity page ity dia ndao isika hilalao azahoana makeup gratuit

•Abonneo ny page
•commenteo hoe "ndao ilalao" ary inviteo ny namana ilalao
•partage en mode public ity publication ity

Izay be réaction indrindra ny commentaire no mahazo ilay MAKEUP GRATUIT❤

••Amin'ny 22 Mars no hafantarantsika oe isa ilay tsara vintana💄❤😘

10/02/2025

Manao massage koa izahay an

03/02/2025
24/06/2024

Hararaoty fa promotion ndray ny 25 -26 juin o!!!! misy fihenam-bidy 10 isanjato bé Zao izay rehetra atao ato aminay.🥰

24/06/2024

Promotion indray à l'occasion de la fête de l'indépendance an🥰. Moins 10 pour cent daholo izay rehetra ataonao ato aminay manomboka androany 22 juin hatramin'ny alarobia 26 juin😉. satisfait ou remboursé 🥰

07/06/2024

Nous offrons des promotions ce week-end.🥰😉

Photos from O'P'tits SOINS Beauty Space's post 24/05/2024
Photos from O'P'tits SOINS Beauty Space's post 24/05/2024

Ny O'P'tits soins beauty Space Ambohimanarina Dia manolotra promotion sur toutes les prestations: coiffure esthétique onglerie épilation massage à l'occasion de la fête des mères. Lieu: Ambohimanarina, en face de l'espace médical Mendrika. Contact pour rdv: 0346283502.

Photos from O'P'tits SOINS Beauty Space's post 19/05/2024

Aza misalasala manantona ny O'P'tits SOINS Beauty Space Ambohimanarina, près pharmacie: coiffure esthétique onglerie, épilation, manucure, pédicure et massage. 🥰. Vonona ny hanome fahafahampo anareo hatrany izahay amin' ny vidiny mirary. ❤️🥰 Manao ny prestation à domicile koa zahay MBA ho fanomezana fahafahampo ireo tsy afaka manantona🥰. Afaka manao rdv koa sur 034 62 835 02😉

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo