Handmade raffia crochet
"Ka na dia kely aza no niandohanao,Dia ho lehibe indrindra no hiafaranao " Joba 8:7
📞 +261 34 01 504 06
+261 37 67 792 88
10/06/2026
Coucous kely hoanao irery e
29/05/2026
Mba misy zava baovao e indray e
15/04/2026
Ilay poketra anao ao iny efa tokony hisolo an😅
Ataovy dia ny izao ary ny commande fa vonona hanome fahafahampo anareo izahay
sady afaka misafidy ny lokon'ny raphia sy ny oditra anie ianao e😊
30/03/2026
Salama aby e👋👋
Ahoana indray ny fahitanareo ity poketra mamy kely vao vitanay ity? 😍
Sur commande no anaovanay an'io dia afaka misafidy loko izay tianareo ianareo☺️, na ny raphia izany na ny oditra
Aza misalasala ary fa MP avy hatrany e☺️
09/01/2026
Tratrany taoana 2026 daholo e! reto ny vaovao ato fa nenareo kosy mba inona é😁
06/12/2025
Efa manimanitra fety daholo izao izay aleha an 😅
Dia fotoana koa izao hijerena ilay poketra hoentina amin'io 😁
Ireto izao misy roa tsara kely😍, iza no mety aminareo?
26/11/2025
poketra miaraka atao prix Promo be Hoanao 👍🏻
15/11/2025
14/11/2025
Ity indray ary ny vokatra manaraka😀
Ho anareo ilay mitady sac sady maivana no mora hoentina, mp avy hatrany fa somary vitsivitsy izy ato an😊!
Araho hatrany ny page hahitanao ny vokatry rehetra😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo