Mahatehotia
💜❤️Ma passion, mon métier ❤️💜
11/08/2024
Nos dernières prestations 💖😍
N'hésitez pas à nous contacter si vous avez besoins d'être chouchouter 😍
up
11/07/2024
Pour avancer 💖
N'ayez pas peur de commencer 😍
Fifaliana ho ahy no mampahafantatra anareo fa efa manao make up izahay manomboka izao 💜
Afaka mandefa hafatra miafina any amin'ny kaonty mahatehotia ianareo raha toa ka liana amin'ny prestation ataonay 💖
11/05/2024
Hey💋
Aza adinoina fa manao coupe ihany koa izahay an 😉
Ity izao coupe carre dégradé plongeant
Bonne weekend daholo indray ary ooo 💖
23/12/2022
Miala tsiny ry zareo fa tena sahirana❤️🙏🎁
Indro valin'ilay tirage 😘 afaka miditra Mp ilay voasarika
Mbola mitohy foana ny fandraisana anjara fa izay voasarika fotsiny no fafana ny commentaire-ny
Ity lien an'ilay lalao
👉https://www.facebook.com/100082744593858/posts/158200323614787/?app=fbl 👈
16/12/2022
🎄🎁 PRESTATION GRATUITE 🎁🎄
🙏Offre uniquement à Vontovorona 🙏
Amin'izao fety hoavy izao dia hizara prestation gratuite Hoan'izay tsara vintana isan-kerinandro izahay.
Ireto ny choix misy:
💟 Brushing avec finition lisse ou bouclé ou wavy 😍
💟Chignion
💟Tresse sans ou avec postiche
💟Make Up
Tsotra fandraisana anjara😋😋
1- inviter-o daholo namanao rehetra hanaraka ny page +capture hanamarinana izany sy atao ao amin'ny commentaire.
2-soraty ao amin'ny commentaire hoe:" mandraisa anjara Sao tsara vintana + mimentioner namana 5 +Capture"
3- partage public ity publication
Zay fa Mazotoa milalao😋😘
🎁🎁🎁Amin'ny talata 20 Dec fisarihana voalohany 🎁🎁🎁
❗❗❗ Jerena tsara ireo condition ireo fa raha Vao tsy manaraka dia Mamerina misarika an ❗❗❗
Valable jusqu'au mois de Janvier 😘
23/10/2022
Ireto anisany andrana Tamin'ilay Randrana natao 😁😁 ahoana fahitanareo azy 🙈❣️
Bisous daholo
21/10/2022
Tsy ratsy koa anie raha fohy volo no bouclé-na toy izao eee 😋😋
08/10/2022
🖤💋anisany vokatra tamin'ity herinandro ity 💋🖤
04/10/2022
Tianay foana ny mizara ny asan-tananay aminareo ❣️❣️
15/07/2022
Ny asanay anio 😘💝
Mahafinaritra anay foana manome fahafaham_po hoanareo
Contact
Fb:Tsanta Mahatehotia
➡️N'oubliez d'abonner à notre Page⬅️
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Vontovorona
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 06:00 - 16:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Mahatehotia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.