Bella Beauty Andoharanofotsy
Basé à Andoharanofotsy (à proximité de l'Hotel Tsika), notre salon s'opère dans de domaine de la coiffure et de l'esthétique.
Notre équipe, sélectionnée avec minutie et expérimentée, est ravie de vous accueillir avec convivialité.
10/05/2026
🫢 Ireto ndray ary ny PROMOTIONS tsika mandrapahatongan’ny Pentecôte an ! 😲
07/03/2026
Inty ndray ny PROMOTION atolotra ho antsika amin'izao fetin'ny Pâques izao an ! 💕
Aza tara maka rendez-vous dieny zao ary e ! Mandrapahatongan'ny fetin'ny Pâques io an 💃 ❣️
22/01/2026
Inty ndray ary ny promotion antsika ka ataontsika miavaka mihitsy ny Saint Valentin @ ty an :❣️
❤️ Fihenam-bidy 50 % be izao ho an'izay manao pack-Mariage, izany hoe lasa 50.000 Ar👌
-❤️ Ny soins du visage complets ihany koa dia lasa 60.000 Ar daholo👌
Bella Beauty, la beauté à l'infini ...,❤️
02/01/2026
10/12/2025
MOINS 40 % BE IZAO ? 😱
💃 Inty indray ary ny promotion-tsika manaraka an ❤️🫢
40 % BE IZAO NO AZONAO RAHA MANAO SOIN DU VISAGE COMPLET :
- Epilation visage complète
- Lait
- Lotion
- Vapozone
- Extraction points noirs
- Massage facial (jusqu'à 1 heure de temps)
- Premier masque
- Premier gommage
- Deuxième masque et peeling
- Masque savon
- Deuxième gommage
- Crème du jour
Marihina fa lay soin haut-de-gamme no ampisainay (tsara bé mihintsy 👌)
"Bella Beauty, la beauté à l'infini ..."
10/11/2025
💃 GRATUIT ÔOOO !!! 👈
😲😱 Indro indray ary ny promotion antsika mandrapahatongan'ny faran'ny volana novembre. ❤️❤️❤️
💅 Araraoty ary ô ! 🏃♀️🏃♀️
22/10/2025
GRATUIT !!!
🫢 🫢 Efa manana carte de fidélité ho an'ny épilation maillot isika izao.
Ankoatran'izay dia, mandrapahatongan'ny faran'ny volana Octobre izao, raha manao J'AIME 👍👍 ny PAGE ao @ salon isika dia mahazo épilation aisselles GRATUITE 👌👌 raha manao épilation maillot
💕 Ngah zay ihany !!! 💕
Misy koa épilation sourcils à fil GRAUITE 👌👌 raha manao volo
🎀 NB: Aza adino ny manao J'AIME 👍👍 ny PAGE rehefa mandalo eo @ caisse aloha 🎀
02/06/2025
🫢😱 GRATUIT ôôô 😱🫢
Mandrapahatonga ny Pentecôte dia :
👉 Izay manao volo ka manao j'aime ny page Bella Beauty Andoharanofotsy eo noho eo ka miteny VITA dia
Dia mahazo 🎁🎉ÉPILATION SOURCILS GRATUITE 🎉🎁
Mitondrà téléphone hanamarinana azy !
♥️ Bella Beauty, la beauté à l'infini... ♥️
23/05/2025
Araka ny fisarihana natao dia arabaina ianao Fân'hïr Ramaherijaona nahazo t@ kilalao izahay natao. Afaka mandalo aty @ salon @ fotoana mahafaka anao. Ho an'izany tsy nahazo, manasa anao ho Tonga. ❤️❤️❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Andoharanofotsy
Antananarivo
00102
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 07:00 - 18:00 |
| Saturday | 07:00 - 18:00 |