BioBella Mada
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BioBella Mada, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
01/06/2026
✨ MASQUE NUTRI-CHEVEUX ✨
🌿 NY MPIARA-MIOMBON'ANTOKA AMIN'NY FAHASALAMAN'NY VOLO 🌿
💚 Tombontsoa azo avy aminy
✦ Mitsabo ny volo simba vokatry ny fer sy sèche-cheveux
✦ Mampitsahatra ny fihintsanan'ny volo
✦ Mampaniry sy manalava volo
✦ Manala vakivaky sy tapatapaka
✦ Mampamirapiratra sy manalefaka ny volo
✦ Mamerina ny tanjaka sy fahasalaman'ny volo
✦ Mety amin'ny karazana volo rehetra
💆♀️ Fomba fampiasana
❖ Hosory amin'ny volo madio sy mando
❖ Avela hilona 30 minitra
❖ Sasana amin'ny rano madio
🌟 Vokatra andrasana
✦ Volo salama sy matanjaka
✦ Volo malefaka sy mamirapiratra
✦ Volo lava sy tsara karakara
✦ Fihenan'ny fihintsanan'ny volo
✦ Fisorohana ny vakivaky sy ny tapatapaka
🌱 BIO BELLA MADA 🌱
"Ny hatsarana sy fikarakarana avy amin'ny natiora"
📞 034 15 816 04
📞 034 49 315 07
🚚 Livraison disponible manerana an'i Madagasikara
🔥 Andramo izao dia omeo aina vaovao ny volonao! 🔥
31/05/2026
🌷 Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra! 🌷
Misaotra amin’ny fitiavana, fikarakarana ary hery omenareo isan’andro. 💖
Enga anie ianareo ho feno fahasalamana, fifaliana ary fitahiana mandrakariva. ✨
Bio Bella Mada 💐
🌷💖
⬜ Mivahiny ato amin'ny fandaharana manokana Real tv Madagascar izahay Bio Bella Mada .
👉 Manasa anao hanaraka izany
28/05/2026
🚨🚨🚨 LEHILAHY ⚠️ MITANDREMA !!! 🚨🚨🚨
👉 Mipipi matetika ve ianao ?
👉 Sarotra mivoaka ny pipy ?
👉 Mifoha alina matetika ?
❌ TSY AZA ATAO TSINONTSINONA IO !!!
💥 Mety ho OLANA AMIN’NY PROSTATE izany 😳
⚠️ INONA NO MITRANGA ?
💣 Rehefa mihalehibe ny prostate :
🔥 Manery ny lalan-drano
🔥 Manelingelina ny fivalanan-drano
🔥 Miteraka fanaintainana sy tsy fahazoana aina
🚨 FAMANTARANA MAMPITANDRINA
🔴 💥 Mipipi matetika (indrindra alina)
🔴 💥 Sarotra mipipi / tapaka tapaka
🔴 💥 Misy rà ny pipy
🔴 💥 Fahalemena ara-nofo 😞
🔴 💥 Reraka foana + tsy mahita torimaso
❌ ANTONY MAHATONGA AZY
⚡ Toaka + Sigara
⚡ Café be loatra
⚡ Sakafo be menaka 🍖
⚡ Tsy fanatanjahan-tena
🦠 MITONDRA ARETINA HAFATRA KOA
💣 Infection urinaire
💣 Fery amin’ny filahiana
💣 IST (Syphilis, Herpès…)
🌿 VAHAOLANA NATORALY MISY 👇
MAN'AFAKA ( Vahaolana tsara be omena anao!)
✨ 🌱 Manadio ny lalan-drano
✨ 🌱 Manalefaka ny fanaintainana
✨ 🌱 Manampy amin’ny fahasalaman’ny lehilahy ary manampy hanasitrana ireo aretina rehetra ireo
📩 Manantona boutique Bio bella Mada na midira Mp aminay.
👉 Antsoy 0341581604
👉 Hahazo fanazavana + vahaolana mifanaraka aminao
💚💛❤️ “LEHILAHY MATANJAKA = SALAMA TSARA” ❤️💛💚
27/05/2026
🌸✨ FOIRE SPÉCIALE FÊTE DES MÈRES ✨🌸
📍 Efa itanao eny amin’ny Gymnase Mahamasina izahay
📌 Stand 35 & 36 — BIO BELLA MADA
🛍️ Ahitanao :
✨ Produits naturels sy cosmétiques
👗 Akanjo
👜 Poketra
🎁 Ary entana maro hafa mbola miandry anao
💖 Tongava mitsidika anay fa handray anao am-pitiavana sy amin-kafaliana izahay.
🌿 BIO BELLA MADA — Hatsarana sy fikarakarana ho anao ✨
25/05/2026
👉Tongava maro fa mandray anjara amin'ito hetsika ito izahay Bio Bella Mada.
❤️La vraie beauté, elle vient de la nature❤️
✨Bio Bella Mada vous offre de produits cosmétiques naturels soigneusement formulés, des soins capillaires qui transforment et une approche beauté globale qui respecte ta maman de l'intérieur comme de l'extérieur✨
🗓️27 au 30 Mai 2026
📍Au Gymnase Extérieur Mahamasina
‼️ENTRÉE GRATUITE‼️
✨Parce que ta maman mérite ce qu'il y a de plus pur et de plus efficace✨
C'est l'occasion à ne pas rater🤲🏽❤️
24/05/2026
✨📢 CALENDRIER BIO BELLA MADA – FARAN’NY VOLANA 📢✨
🌿💚 Mba hanomezana fahafaham-po sy hanakaikezana kokoa anareo mpanjifa dia maro ireo hetsika sy toerana ahafahanareo mahita anay amin’ity faran’ny volana ity. 💚🌿
🎉 FOIRE SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES
📍 Gymnase Mahamasina
🗓️ 27 - 28 - 29 - 30
🏪 Stand 35 sy 36
✨ Tongava hitsidika anay ary hahita ireo vokatra natoraly tsara kalitao efa nahafantarana an’i Bio Bella Mada.
🆕🎊 VAOVAO LEHIBE !
📍 Misokatra izao ny Point de Vente vaovao any Manakara
💚 Afaka mahita sy mividy mivantana ireo vokatra rehetra ianareo any an-toerana.
🛍️ BRADERIE MAHAJANGA
📍 Devant Post Mahajanga
🏪 Stand 54
🌸 Aza adino ny mitsidika anay fa maro ireo vokatra fikarakarana vatana, tarehy, volo ary fahasalamana miandry anareo.
✨ Bio Bella Mada — Ny hatsarana sy fahasalamana voajanahary ho an’ny rehetra. ✨
22/05/2026
🌿✨ AFAKA AHO – Bio Bella Mada ✨🌿
💖 Satria ny fahasalaman’ny vehivavy dia harena sarobidy indrindra
🌸 Vehivavy salama = Fiainana sambatra sy feno fahatokisana 🌸
🌿 AFAKA AHO dia vokatra voajanahary natao hanampiana ny vehivavy hikarakara ny fahasalamany sy hanadio ny vatana anatiny.
💫 Tombontsoa azo avy aminy :
✨ Manampy amin’ny fanalana perte sy mangidihidy
✨ Manala fofona ratsy
✨ Manampy amin’ny fanadiovana anatiny
✨ Manampy amin’ny fandevonan-kanina
✨ Manampy amin’ny :
💠 Kyste
💠 Fibrome
💠 Hernie
💠 Appendicite
💠 Infection urinaire
💠 Trouble hormonale
💠 Règle douloureuse
💠 Trompe bouchée
💖 Manadio ny tranon-jaza
👶 Manohana ny fahafahana miteraka
🌿 Karakarao ny tenanao isan’andro miaraka amin’ny AFAKA AHO 🌿
📞 034 15 816 04
📞 034 49 315 07
🚚 Livraison manerana an’i Madagascar 🇲🇬
🏬 Point de vente :
📍 Bio Bella Mada – Analakely, ampitan Institut d’Hygiène
🌸 Hita eny amin’ny boutique Bio Bella Mada manerana ny Nosy 🌸
✨ AFAKA AHO – Safidy voajanahary ho an’ny vehivavy maniry fahasalamana sy fahasambarana ✨
20/05/2026
🌬️ SUNISITE (SINUSITE) : Inona izy io ?
Ny Sinusite dia aretina miseho rehefa mivonto na misy infection ireo “sinus” (lavaka kely ao amin’ny loha sy tarehy).
👉 Matetika izy io dia vokatry ny :
✔️ sery tsy sitrana
✔️ allergie
✔️ vovoka sy setroka
✔️ mikraoba
🤧 Soritr’aretina mahazatra :
🔸 Marary loha (eo amin’ny handrina sy takolaka)
🔸 Orona mikoriana na feno
🔸 Fahasemporana sy fahasarotana miaina
🔸 Misy tsindry ao amin’ny tarehy
🔸 Mety misy tazo
🔸 Very fofona na maimbo fofona
⚠️ Raha tsy voakarakara ara-potoana :
❌ Mety hivadika ho sinusite chronique
❌ Mety hiteraka aretin-tsofina sy aretin-doha matetika
❌ Mety hiparitaka ny infection
📅 Rahoviana izy no miseho ?
👉 Matetika rehefa :
🌧️ Mangatsiaka ny andro
🤧 Misy sery
🌫️ Misy allergie (vovoka, fofona mahery, setroka…)
✅ Tokony atao :
💧 Misotro rano betsaka
♨️ Manao vapeur / evoka hanokatra orona
🥗 Mihinana sakafo mahasalama
😴 Miala sasatra tsara
🌿 Mampiasa vokatra natoraly hanampy ny taovam-pisefoana
❌ Tsy tokony atao :
🚫 Avela haharitra ny sery
🚫 Misotro zava-pisotro mangatsiaka be
🚫 Mipetraka amin’ny vovoka sy setroka
🚫 Manindry mafy orona
💡 Vaovao tsara ho anao !
🌿 Manana vahaolana natoraly izahay : SUNISITE
Natao hanampy amin’ny :
✔️ fanokafana orona
✔️ fanalefahana fahasemporana
✔️ fanamaivanana sinusite sy sery
📩 Aza misalasala mifandray aminay na manantona boutique raha mila fanazavana fanampiny.
✨ Tadidio :
Ny fikarakarana aloha sy fitsaboana ara-potoana no manampy hisorohana ny fahasarotana.
18/05/2026
💐✨ FÊTE DES MÈRES 2026 ✨💐
🥰 Ho an’i Neny mendrika ny tsara indrindra…
Tongava mitsidika ny BIO BELLA MADA mandritra ny foire lehibe indrindra amin’ny Fête des Mères !
📍 STAND 35 & 36
🏟 Gymnase Extérieur Mahamasina
📅 27 • 28 • 29 • 30 Mai
🌸 Miandry anao ireo vokatra tena ankafizin’ny maro :
🌿 Produits 100% naturels
💆♀️ Soins beauté & bien-être
💇♀️ Fikarakarana volo sy tarehy
👗 Ankanjo classe sy moderne
👜 Poketra élégante
💖 “Bio Bella Mada — manampy anao hikarakara ny hatsarana sy fahasalamana” 💖
📣 Aza adino ny mitsidika anay ao amin’ny
✨ STAND 35 & 36 ✨
🌸 BIO BELLA MADA 🌸
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101