Frenzy Glam

Frenzy Glam

Share

Sublimez votre beauté, illuminez votre monde✨

Photos from Frenzy Glam's post 25/07/2026

❗ MANAFOTSY NIFY ❗

Tena Fanafotsiana nify mihitsy no asan'ity Produit iray ity : SMILE KIT 😁 🦷
Patch Blanchiment dentaire misy 1 Paire ny Patch na sachet iray, ho an'ny nify ambony sy ambany ✨

✅ Mamerina ny nify ho fotsy tsikelikely ary indray mampiasa dia efa hita ny résultat 🥰
❌ Sans effet secondaire

💌 Tongava aingana ary manao commande ao amin'ny Mp
📍 Lieu : Ampefiloha, Immeuble Net à Sec, 3ème étage en face de BNI
☎️ Contact : 038 68 445 99
🛵 Livraison partout à Madagascar

Photos from Frenzy Glam's post 25/07/2026

Eyeliner MLSmile Waterproof 🩷✨

Ndao amin'izay hianatra Hanao eyeliner miaraka amin'ity Eyeliner Pointe Ultra-fine ity 👌🥰
Tena hoe mora ampiasaina be mihitsy sady elabe vao miala 😍

💌 Stock limité, fa alefaso izao ny commande !
📍 Lieu : Ampefiloha, Immeuble Net à Sec, 3ème étage en face de BNI
☎️ Contact : 038 68 445 99
🛵 Livraison partout à Madagascar

Photos from Frenzy Glam's post 25/07/2026

Raha mba tsy ny Tarehy ihany no omena Soin ❗

Tsy ny tarehy ihany anie no mila karakaraina fa ilaina koa ny manao soin ny Tanana sy ny tongotra eh 👣 🤲 😍

✨ DUO SOFT TOUCH : Foot Mask + crème à Main 🥰

🦶 Foot Mask : manampy manala ny peau morte, manalefaka ireo faritra maina sy rugueuse mba hahazoana tongotra malefaka sy malama ary mandina kokoa✨
🤲 Crème à Main : manome hydratation ny tanana mba ho malefaka sy souple ary mandimandina 🤍

💌 Alefaso dieny izao ary ny commande
📍 Récupération : Ampefiloha, en face de BNI Bâtiment Net à Sec, 3e étage
☎️ Contact : 038 68 445 99
🚛 Livraison partout à Madagascar

Photos from Frenzy Glam's post 25/07/2026

Te hanomboka Skincare ve ianao? ✨😍
Ireto Misy Produits Skincare de base Vitsivitsy proposenay ho anareo 🥰
Indrindra ianareo mbola tsy nanao produits tamin'ny tarehy mihitsy 😍

❗ Masque en tissu, Mud Mask, Exfoliant ou Gommage visage 🌿

✅ Produits efa testé daholo ary tsy hahatahorana hisy Effet secondaire 👌

💌 Raha mila fanazavana misimisy kokoa de afaka manantona Mp avy hatrany ✨
Alefaso dieny izao ary ny commande ❤️
📍 Récupération : Ampefiloha, en face de BNI Bâtiment Net à Sec, 3e étage
☎️ Contact : 038 68 445 99
🚛 Livraison partout à Madagascar

Photos from Frenzy Glam's post 25/07/2026

🌿 Te hanomboka skincare ve ianao?😍
Inona ny sakana mahatonga anao tsy resy lahatra? 🥰
Inona ihany kou anefa ny fiovana andrasanao sy ny problème de peau tinao ho karakaraina manokana? 🥰

💌 Tantarao ao amin'ny commentaire ahafahanay manome solution ho anareo ✨

Photos from Frenzy Glam's post 24/07/2026

Crayon à lèvres Noir et Marron 🤎🖤

Iza daholo ilay tia Combo combo à lèvres ato? 😍
Afaka hanaovana contours des lèvres tsara ireto crayon à lèvres ireto 👌🥰
Mety amin'ny Rouge à lèvres rehetra na Gloss ihany koa izay tianareo ✨🫦

‼️ Prix : 5.000Ar ‼️

💌 Passez vite en Mp pour commander !
📍 Récupération : Ampefiloha, en face de BNI Bâtiment Net à Sec, 3e étage
☎️ Contact : 038 68 445 99
🚛 Livraison partout à Madagascar

Photos from Frenzy Glam's post 24/07/2026

Gloss Miel effet Rose🍯🩷

Sady manitra be no manome effet mouillés 🫦👯
Longue tenue be ihany koa, Tena tsy mora miala nefa hydratant be 🥰
Afaka atao Porte-clé ihany koa mba tsy hiaraka aminao mihitsy 🤩

✨ Prix : 5.000Ar 🫶

💌 Alefaso dieny izao ary ny commande !
📍 Lieu : Ampefiloha, Immeuble Net à Sec, 3ème étage en face de BNI
☎️ Contact : 038 68 445 99
🛵 Livraison partout à Madagascar

Photos from Frenzy Glam's post 24/07/2026

Lip Oil Juicy Bomb ✨🩷

Ity ilay Gloss fruité be no sady pailleté be ihany kou 🫦 🥰
Manome hydratation tsara ny molotra no manitra be otrany bonbon 🤗😋

✨ Prix : 5.000Ar l'unité 💸

💌 Alefaso dieny izao ary ny commande !
📍 Lieu : Ampefiloha, Immeuble Net à Sec, 3ème étage en face de BNI
☎️ Contact : 038 68 445 99
🛵 Livraison partout à Madagascar

Photos from Frenzy Glam's post 24/07/2026

"LIPSTICK" ou Rouge à lèvres 💄 ❤️

Ho Afa-po be daholo indray ianareo somary tia couleurs vif amin'ireto rouge à lèvres ireto 💋 🥰
Sady couleur intense be no Pigmenté tsara🤩

Misy teintes 12 disponibles, ho hitanareo ao ny couleur Rouge rehetra, bordeaux, corail orangé, marron sy fushia 🫦✨

💌 Alefaso dieny izao ary ny commande !
📍 Lieu : Ampefiloha, Immeuble Net à Sec, 3ème étage en face de BNI
☎️ Contact : 038 68 445 99
🛵 Livraison partout à Madagascar

24/07/2026

Teintes Rouge à lèvres mifanaraka amin'ny Lokon'ny hoditrao 😍

Rehefa mijery Rouge à lèvres isika de sahirana sy matahoatra Indraindray Sao tsy mifanaraka amin'ny Teint antsika 😁😅

Ity ary Misy guide simple kely omenay anareo mba hahalalanareo izay Rouge à lèvres Mety tsara amin'ny Teint anareo ✨🥰

P. S: Vao Nahatonga Arrivage Rouge à lèvres izahay ary avoakantsika eto fa araho tsy tapaka ny Pejy 🤗🩷

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00