Daniela's Beauty Salon

Daniela's Beauty Salon

Share

Coiffure/Esthétique/ Onglerie💅/Epilations
" La Beauté plaît aux yeux, la Douceur charme l' âme"👌

Eo amin'ny nectar Ankadifotsy, Dia misy totobato, dia miakatra eo ianao,avy hatrany dia mahita ny plaque Daniela's Beauty ( trano maitso)
Mankasitraka

08/08/2026

Quand ton amour du chocolat rencontre ton amour de la beauté… 🍫💄🤎
Ça donne ça ! 😍



🏠 Ankadifotsy
📱+261 34 14 744 44

07/08/2026

🏖Manentoento rivo- dranomasina mihintsy, rehefa manao déco " Ongles mode Vacance" anareo zay🍹
🌞Efa aiza zani zao?? ... ( iza no any Nosy be ato) 😅
Mifona aminareo efa vita aloha anh,
fa ireo tonga amin' izao ka "motifs Vacance" dia mahazo "remise - 5.000 ar" b zao!!!

🏠Daniela's Beauty Salon Ankadifotsy
📱034.14.74444

07/08/2026

📢Aty ilay fanafody, manala ny rari- tsaina, ny sorisory, ny harerahana, ...
👉 sady sarany mirary!
Tena efficace, eo no eo iany dia efa mahita fiovana enao 👌🎊🤪

🏠 Daniela's Beauty Salon Ankadifotsy
📱+261 34 14 744 44

06/08/2026

📢Artiste nay ato an- tanana! 😅
✅Zay mahay en mode inona izy teto, mahazo " Mobile money" Surprise 🎁
1) Sakalava 🥰
2) Sômarôho ❤
3) Vangaindrano😍

🏠Daniela's Beauty Salon Ankadifotsy
📱034.14.74444

06/08/2026

✅Eto dia fintininay keli aminareo, ny étapes amin' ny resaka soin ny tarehy, sombiny iany ireo fa avy dia alaivo ny RDV anao, dia ianao no manohy ny tohiny resaka🧖‍♀️
⏰ 01 heure eo ho eo ny homanina rehefa anao izany.
🔔" Misy fikarakarana, ambadik' ireny endrika malandiny b ireny! "

Mankasitraka an' ito Cliente manja b anay ito, io ny tarehiny/ izy tena afa- Po, ary misafidy anay hatrany.
Tsisy effets secondaire
Porofo hita maso Mme io🥰

🏠Daniela's Beauty Salon Ankadifotsy
📱034.14.74444

05/08/2026

🔥🌷 MERCREDI CADEAU – JP FLEUR 30.000 Ar 🌷🔥
Tsy misy fety.. tsy misy occasion spéciale... ❤️
Fa indraindray, ny fanomezana tsara indrindra dia ilay tonga tsy nampoizina.
✨Androany, Daniela's Beauty Salon dia manolotra JP Fleur mitentina 30.000 Ar ho an'ny iray aminareo mpankafy anay. 🌸💝

Raha te handresy:
🌷 Araho ny pejy
🌷 Ataovy J'aime ity publication ity
🌷 Asio commentaire "JP Fleur 🌷 "ary tagueo ilay olona tianao homena voninkazo.

🏠 Daniela's Beauty Salon Ankadifotsy
📱+261 34 14 744 44

05/08/2026

✨Les filles venez on fait toutes un carré😍💇‍♀️
👉Seulement à 7.000ar chez Daniela's Beauty Ankadifotsy

Alors, on relève le challenge ensemble ? 👀

📱+261 34 14 744 44

04/08/2026

🌴 PRIX SPÉCIAL VACANCES à ne pas rater ! 🌴

Efa betsaka no afa-po fa aza tara 👌🥰

🏠 Daniela's Beauty Salon Ankadifotsy
📱+261 34 14 744

04/08/2026

🔥 Miainga avy aiza ianao manenjika "MARDI BÔJO" aty Daniela's Beauty Ankadifotsy?😍
💥 Mardi Bôjo dia efa mandeha be!
✨ 10.000 Ar kosa anie ny coiffure finition lisse toute longueur e !
Ary aza manahy fa tsy miova mihitsy ny qualité: 🌿 Mbola ireo produits sy soins mampangirana, mampalefaka ary manampy ny volo hitombo tsara ihany no ampiasainay.
👭 Efa mikatroka ny ato... mbola tsy misy filaharana lava anefa, ka araraoty dieny izao!

📢🎁 Mbola misy bonus koa: Misy Bonbons (Mobile Money) ho an'ireo toerana tsara vintana ao amin'ny commentaires !

Tongava dieny izao fa sao tara!

🏠 Daniela's Beauty Salon Ankadifots
📱+261 34 14 744 44

03/08/2026

🕷️ Le film Spider-Man fait le buzz… alors on l'a invité jusqu'au bout des ongles ! 😍❤️

🎊Remise 3.000 Ar sur tous les modèles à motif spiderman jusqu'à samedi ...

Go go go ....

🏠 Daniela's Beauty Salon Ankadifotsy
📱+261 34 14 744 44

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ankadifotsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00