SOA Beauty
💜Salon de beauté💜
🟣 Coiffure-Esthétique-Onglerie-Epilation🟣
LIEU: Tana & Mahitsy & Tsiroamandindy
CONTACT: 0345968492
30/03/2026
🎁 PROMOTION PÂQUES🎁
'Ndao hanao Manjamanja miaraka @ SOA Beauty 💜 🥰
📍SOA Beauty Ambohimilemaka
(Akaikn'ny Canel's ampitan'ny Ramanandraibe)
☎️0345968492
27/03/2026
Make-Up Simple💜🥰
(Gel sourcils+Fard à Paupières+Rouge à lèvres)
Maro ianareo cliente no mangataka hoe MBA te hanao Make-Up nefa tsy te hiositra fond de teint🤔
Oui Afaka ataotsika tsotsotra ohatr'zao fotsiny anie .. Ny Maso sy ny molotra ihany no kitihana
Asiantsika PROMO Make-Up manomboka rahampitso hatr@ PAKA fa fandrio dien'zao ny fotoana🥰
Mandray Rendez-vous ATELIER MAKE-UP hatrany koa zahay
📍SOA Beauty Ambohimilemaka
📞0345968492
22/03/2026
Vonona hanome fahafahampo anareo hatrany izahay ato @ SOA Beauty
LIEU: SOA Beauty Ambohimilemaka
(Akaikn'ny Canel's ampitan'ny Ramanandraibe)
📞0345968492
20/03/2026
💄 PROMOTION ATELIER MAKE-UP 💄
Samedi, 21 Mars 2026✅
Rahampitso àry ny fotoanantsika an🥰
Mbola tsy tara raha Zao ianao VAO hisoratra anarana...
⭐Ho ampianarinay anao de A à Z ny momban'ny Maquillage
⭐Misy théorie sy Pratique (mandrampahaizanao azy mihitsy🥰)
👉Ahafahanao Manao Make-up n'y tenanao
👉Ahafahanao manomboka Manao Asa-tena (P'tit Boulot)
Lieu: SOA Beauty Anosikely
☎️0345968492
16/03/2026
❌💄 PROMOTION ATELIER MAKE-UP💄❌💋
⭐Sahirana Maquillage ny tenanao vé ianao❓
⭐Maniry hanao "P'tit Boulot" nefa tsy hita izay hanombohana❓
👉'Ndao hiaraka aminay de hatoronay anao daholo ny Secret mampivaoka tsara ny Make-Up ataonao💋🥰💄
1) Atoronay anao ny fomba hisafidianana fond de teint mifanaraka aminao
2)Atoronay anao de A à Z ny fomba fanaovana Make-Up miaraka rehetra Ilana
👉Izahay no miantoka n'y fitaovana sy ny produits rehetra ilaina mandritran'ny fampianarana
👉Omenay Polycop ianao ahafahanao mitadidy tsara n'y zavatra ampianarinay anao
👉 Cahier sy stylo ihany no entinao🙂
KOA INONA NDRAY NO MBOLA ANDRASANAO ARY FA FANDRIO DIEN'ZAO NY TOERANA Eh😊Mahay ianao VAO miala ato aminay✅
Samedi 21 Mars à 8h ou à 13h
PRIX PROMO:15000Ar✅
Lieu: SOA Beauty Anosikely Mahitsy
☎️0345968492
NB: Afaka mampanao Cours Particuliers à domicile ihany koa zahay tompoko
06/03/2026
❌PROMOTION Spécial SAMEDI ET DIMANCHE ❌
Hello les filles 💜🥰 Aza tara fa Tongava Manao Manja daholo miaraka Promo bé
👉SOIN+BRUSHING+STEAMPOD
👉6000Ar
📍SOA Beauty Ambohimilemaka (Akaikn'ny Canel's ampitan'ny Ramanandraibe)
📞0345968492
03/03/2026
❌ PROMOTION 8 Mars❌
Aiza daholo Ary isika vehivavy rehetra eh♥️🥰
Satria moa andron'ny Vehivavy ny 8 Mars dia aleo fa homenay fahafahampo fahamanjana mirary ianareo🥰
Ka toy IZAO Ary👇
👉Soin de visage: 5000Ar
👉 Make-Up Nude/Événementiel: 10000Ar
👉Soin+Brushing+STEAMPOD: 5000Ar à 10000Ar
👉 Soin Curly: 8000-12000Ar
👉Pose faux ongles+ Vernis permanent 10000Ar
👉Pose vernis permanent sur ongles naturels 5000Ar
📍SOA Beauty💜 Ambohimilemaka (Akaikn'ny Canel's)
📞0345968492
26/02/2026
Hello Hello🥰💜
👉SIMBA bé vé ny volonao?
'Ndao hanao SOIN aty Beauty💜
👉SOIN mampaniry volo, mitsabo ny volo vakivaky, mampitsahatra ny volo miongotra, mampangirana sy manalefaka volo...
📍SOA Beauty Ambohimilemaka akaikn'ny Canel's
📞0345968492
SOIN CURLY+DRESSAGE BOUCLE 💜🥰
19/02/2026
Hello Hello💜🥰
Mbola Mitohy foana ny PROMO an
✨Soin+ Brushing+STEAMPOD
👉6000Ar
✨Curly Hair / Finition bouclé
👉8000Ar
✨ Coiffure à domicile
👉8000Ar
Tongava maro Ary fa miandry anareo zahay e🥰
📍SOA Beauty Ambohimilemaka
Akaikn'ny Canel's
📞0345968492
13/02/2026
💝🎁 PROMOTION ST VALENTIN 🎁💝
👉Soins+Brushing+Finition Steampod ✨
👉6000Ar
Oui 6000Ar fotsiny dia vita tsara bé ny volonao🥰
👉 Curly Hair: Soins+Dressage boucle
👉8000Ar
Raha matahotra orana ianareo de ataonay Curly Manja bé koa🥰
📍SOA Beauty Ambohimilemaka
📞0345968492
NB: AFAKA MANAO A DOMICILE ihany koa zahay an
03/02/2026
Hello February💜😍
❌PROMOTION COIFFURE ❌
Hey! Ao ve nareo♥️💜
Manimanitra St Valentin🥰 Satria tianay bé ianareo dia asinay PROMO bé manomboka rahampitso hatr@ 14 février mba ho Manjamanja daholo😍
❌PRIX PROMO :Brushing + Finition Steampod
👉6000Ar - 7000Ar fotsiny😍
koa aza tara ary fa miandry anareo zahay e
Lieu: SOA Beauty Ambohimilemaka
☎️0345968492
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Mahitsy
Antananarivo