NKN Beauty

NKN Beauty

Share

🌸IL EST TEMPS DE PRENDRE SOIN DE VOUS 🌸
🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸 🌸

23/07/2026

✨ Tianao ve ny hanana maso manintona isan’andro? 👀

💖 Naturel na matevina, ataonay araka izay tianao.

😍 Rehefa vita dia tsy mila mascara intsony! Mifoha manja isan’andro. ✨

📩 Mitohy foana ny pose Extension Cils.
Makà rendez-vous dieny izao! 🤍

NKN Beauty 💕

23/07/2026

Cliente
Ataovy matevina kely ilay ahy akia fa ilay volomasoko somary fohy sady manify an🥹

Zah :
D’accord ary akia. Ataoko matevina tsara nefa mbola
Fijery naturel voa may manja be 🥰

Mitohy foana ny pose extension cils, koa aza misalasala maka rendez-vous mialoha. 🤍

22/07/2026

Ndao anao manja oa🥰

21/07/2026

😄 Je réponds à tout le monde avec plaisir ❤️, mais s’il vous plaît… lisez bien la publication avant de poser votre question. 😂🙏

16/07/2026

🎉 FÉLICITATIONS À NOTRE GRANDE GAGNANTE ! 🎉

Toutes nos félicitations à Sarindra, la grande gagnante de notre jeu-concours ! 🥳

En respectant toutes les règles du jeu, elle remporte :

✨ Une extension de cils classique OFFERTE
✨ Un soin du visage OFFERT

Merci à toutes les personnes qui ont participé. D’autres jeux et surprises arrivent bientôt chez NKN Beauty. 💖

Sarindra, merci de nous contacter en message privé (MP). 😊🌸

14/07/2026

🥰MERCI bisous bisous🥰
Mitohy foana service à domicile 🥰
Sur rendez-vous uniquement 🥰

12/07/2026

💰 Tianao ve ny hanana asa mampidi-bola isan’andro?
✨ Ity misy vahaolana tsara ho anao!

💄 Salon de beauté ve ianao sa olona tsotra ka te hiasa tena?
👁️ Mbola débutant amin’ny sehatry ny Make-up na Extension des Cils?
📈 Sa te hampitombo ny fahaizanao sy hanitatra ny asanao?
🎓 Mety indrindra ho anao ity Atelier de Formation ataon’ny NKN Beauty!
💖 Hianaranao:
✅ Extension des Cils (Cils à Cils)
✅ Make-up Professionnel

📚 Hampianarinay anao ny technique rehetra A hatramin’ny Z, miaraka amin’ny 90% pratique, ka afaka manomboka miasa avy hatrany ianao rehefa vita ny formation.
📅 Programme :
👁️ 1 journée – Atelier Extension des Cils
💄 1 journée – Atelier Make-up

💵 Frais de formation :
✨ Extension des Cils : 120.000 Ar
✨ Make-up Professionnel : 50.000 Ar

🎁 Tombony azonao :
✔️ Izahay no miantoka ny fitaovana rehetra ampiasaina mandritra ny fiofanana.
✔️ Atoro anao ihany koa ny fitaovana ilaina rehefa hanomboka hiasa ianao.
✔️ Formation mora arahina, na ho an’ny débutant aza.

🏠 Lieu :
📍 Afaka manatona anay eny Antsampandrano Ilafy ianao.
🚗 Misy ihany koa ny service à domicile, arakaraka ny toerana misy anao ny frais de déplacement.

🔥 Tapitra hatreo ilay hoe “Tsy misy asa!”
💼 Manàna fahaizana, manàna asa, ary manomboka mahazo vola amin’ny talentanao.
📩 Aza misalasala manoratra anarana dieny izao, satria tombony lehibe ho anao ity formation ity!

📞 Contact : 038 275 5789
💛 NKN Beauty

07/07/2026

ELAELA ZAY TSY NANAO JEUX TSIKA EH 🔥IO MISY JEUX MAHAZO CADEAU 🥰SOIN DU VISAGE SY EXTESION CIlS CLASSIQUE TENA OE HO MANJA NDRY FA MANDRAISA ANJARA DAHOLY EH 🩷

03/07/2026

🌟 Tsy Extension Cils ihany no prestation misy ato amin’ny NKN Beauty!

💛 Miroso hatrany isika amin’ny fanomezana hatsarana feno ho anareo, satria ny tanjonay dia ny hampamirapiratra ny hakantonareo amin’ny lafiny rehetra.
✨ Ny prestations rehetra atolotray:
👁️ Extension Cils
💄 Make-up Professionnel
💇‍♀️ Coiffure (Lisse • Bouclée • Wavy)
✨ Soin du Visage
💅 Manucure
🦶 Pédicure

🏠 Service à domicile
📅 Sur rendez-vous

💬 Aza misalasala mandefa hafatra anay raha mila fanazavana na te haka rendez-vous.

📞 038 27 557 89

✨ NKN Beauty — Ny hatsaranao no laharam-pahamehanay

28/06/2026

✨ NKN Beauty ✨

👀 Mifoha maraina ianao… dia efa hoe “iza ity manja be ity?” 😏😂
💖 Extension de cils effet naturel
👉 Tsy mila mascara intsony
👉 Mifoha dia efa “ready” 😌✨

😂 Hoy ny miroir: “aza be filtre e!”

📅 Sur rendez-vous
🏠 À domicile
📞 038 27 557 89
✨ NKN Beauty — manja tsy mila effort 😍✨

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


En Ligne
Antananarivo