Aigle Production
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aigle Production, Antananarivo.
๐ Atao hita sy fantatra aminโny maro ianao ๐
๐ Eto no hanombohanโny lazanao ๐ฅ
๐ Izahay no mampiakatra anao ho hitanโolona ๐ฌ
Midira hafatra miafina aviatrany fa hanampy anao izahay,misokatra ho an'ny rehetra ny fiaraha miasa.
24/05/2026
โซ ๐ก๐ผ๐ฑ๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ ๐ถ ๐๐ฒ๐๐ถ๐ป, ๐บ๐ฝ๐ฎ๐บ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐น ๐ ๐๐๐๐๐๐ข๐ฆ๐ง. Izy hatrany ilay manao maska eto amin'ny sary.
Nandray anjara taminโny famolavolana ny asanโireo mpanakanto maro : Wada & Yoongs, Malm Martiora, Berrizzโjah, Mackinley Music, sns.
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ireo mpanakanto maro izay niara-niasa taminy.
20/05/2026
Ina anarana ity moto ity ?
18/05/2026
Misy mahafantatra?efa niananao ve ?tantarao
16/05/2026
Copie Coller Big Mj
Manao ahoana ny fijerinao azy?
14/05/2026
Tadidinareo ve i Thiphanie kely ?
Toerana mahafinaritra be indray no entina ho antsika.
08/05/2026
๐ด ๐๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐ก๐๐ก๐๐ก๐๐๐ก๐๐ก๐ : LEHILAHY IRAY NAMPIGAGA TANY AMBONIHORAKA
Lehilahy iray fantatra aminโny anarana hoe Cleophane no nahavita zava-bita tsy fahita firy nandritra ny fifaninana finanankanina natao tany Ambonihoraka.
๐ฅ Sotro 2 sy sotro 4 niaraka niditra am-bava
๐ Vary 4 kapoaka no lany
๐ซ Tsaramaso 2 kapoaka
๐ฅฉ Niampy hena
๐ง Ary rano 1 litatra iray zinga no voafafa
Izy no nivoaka ho mpandresy taminโity fifaninanana ity ary voalaza fa efa miandry adversaire vaovao any Vavatenina indray aminโizao fotoana izao.
โIanao ve mahalala olona afaka hifaninana aminy sy handresy azy aminโny finanankanina tahaka izao ? Mentioneo ary ilay namanao poassible andresy azy๐
06/05/2026
๐ค๐ด ๐๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐ก๐ ๐ ๐๐ง๐ข๐ฅ๐ฌโฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐ฌ ๐๐ ๐ง๐๐ก๐ ๐ ๐๐ฆ๐ฌ! ๐
Tany Sรฉoul, Corรฉe du Sud, taminโny Sabotsy 02 Mey lasa teo no nanatanterahana indray ity hetsika tsy fahita firy ity: fifaninanana matory! ๐
๐๏ธ Na dia toa mampihomehy aza dia hetsika manan-danja izy io, natao hampahatsiahy ny olona momba ny tsy fahampian-torimaso, satria any an-toerana dia tena be asa ny olona ka vitsy ora fatoriana.
๐โฐ Rehefa tonga ny fotoana dia samy nandry teo ny mpifaninanaโฆ ary natory! Tsy hoe matory lava anefa no tanjona, fa ilay matory milamina sy lalina indrindra. Misy mpitsara sy fitaovana manokana mihitsy manara-maso izany.
๐ด๐ Ny nahagaga? Lehilahy 80 taona no nibata ny fandresena!
๐คโ Fanontaniana kely: ๐ Raha atao eto amintsika koa ity, iza aminareo no tena mahay matory tsara? ๐ Sa ilay vao mandry dia efa mifoha indray no ho resy voalohany? ๐
๐ Ary misy ve eto ilay matory na aiza na aiza? ๐
๐ฅ Tagio ilay namanao: โ ilay โroi/ reine du sommeilโ ๐ด
โ na ilay mahita torimaso eny rehetra eny ๐
๐ฅ Raha ianao no miditra, heverinao ho ho anisanโny mpandresy ve sa mbola mila fanazaran-tena? ๐
05/05/2026
Kopie koler Chantal
Manao ahoana ny fahitanareo azy?
04/05/2026
Influenceurs Malagasy 7 no hiazo an'i Rosia
๐ธNiainga teny aminโny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato androany 04 Mey ireo influenceurs malagasy fito hiazo anโi Rosia, ary hivahiny mandritra ny 10 andro.
๐ธIsanโizany i Antso Bomaka, Dezy Kely La Page, Mba Lait, My Rakotoarivony, Rakotoarivony Miandriray Fanantenana, Abi Abriane ary Regina R.
๐ธTafiditra ao anatinโny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo aminโi Rosia sy Madagasikara ity hetsika ity, vokatry ny fanampianโny African Initiative izay mandray anjara aminโny fampandrosoana ny fifandraisana eo aminโny firenena roa tonta.
๐ธTanjona ny hampandraisana anjara ireo influenceurs malagasy aminโny fizarana mivantana ireo hetsika entina hankalazana ny daty ny 09 Mey, fety manana ny lanjany lehibe any Rosia, fahatsiarovana ny faharesenโi Alemaina nazia sy ny fiafaranโny Ady Lehibe Faharoa, izay ankalazaina aminโny hetsika maro samihafa.
๐ธMarihina fa mbola hisy ihany koa ny andiany manaraka aorianโizao, ao anatinโny fanamafisana ny fiaraha-miasa ara-kolontsaina sy ara-tserasera eo aminโny firenena roa tonta.
African Initiative
ยฉ24H Mada
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Website
Address
Antananarivo