Mah BiO
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mah BiO, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
29/04/2026
SÉRUM VITAMINE 💊
Nutrition intense ho an’ny volonao!
👉 Izy ity dia:
✔️ Mampitombo ny tanjaky ny volo
✔️ Miaro amin’ny fahatapahana
✔️ Manampy famirapiratana
✔️ Mampihena “pointes fourchues”
✨ Ampiasaina isan’andro amin’ny tendrony na amin’ny volo manontolo.
📩 Omeo sakafo mifanaraka aminy ny volonao
28/04/2026
👋𝙷𝚎𝚕𝚕𝚘 𝚑𝚎𝚕𝚕𝚘
✨ Efa elaela isika tsy nihaona teto… 😊
Fa vaovao tsara ho anao 👇
👉 Mbola misy hatrany ireo vokatra voatily sy tena mahomby....
Efa hiditra vanim-potoanan’ny ririnina isika izao…
👉 Fotoana fiarovana ny volo
💆♀️ Gamme complet mikasika ny fikarakarana volo:
💛 Beurre coiffante
🧴 Shampooing naturel
🥑 Masque hydratant
💊 Sérum vitamine
🎯 Miaro ny volo amin’ny:
✔️ Hatsiaka sy rivotra
✔️ Fahamainana sy fahatapahana
✔️ Fahalatsahana
💖 Vokatra: volo malefaka, salama, matevina ary mamirapiratra
📩 Commande en MP / WhatsApp
🚚 Livraison disponible
08/02/2026
🐝 Hello Hello 👋
Fa maninona ny volo no sarotra lava??
😊 Ny volo dia otran-tsika olom-belona ihany hoe Misy hery tsy ampy
--io volo io dia anisany zavatra iray manintona indrindra ety amin-tsika vehivavy
--izy io anefa dia Mila sakafo aram-pahasalama
--izy io koa dia Mila fanafody satria mba mandalo tsy fahasalama ihany koa izy.
🐝Rehefa voakarakaranao izy io dia ho tsapanao fa salama tsara.
🐝ireo zao dia Gamme complet mihintsy
---Natao ho any Volo Simba-ny Loko
---Volo sarotra maniry
---Volo mihintsana
---Volo tapatapaka be
✔️Ndao ary Karakarao ny volonao aminy alalan'ny soin naturel izay voatily tsara mihintsy
✔️Masque
✔️Sérum
✔️Crème
✔️ Shampooing
🍃Mandefa gros ihany koa ho anao izay liana🍃
22/01/2025
🥺 Pourquoi tes cheveux ne poussent pas 🥺
📢Ndao ho resahantsika indray NY antony hoe inona marina ary no mahatonga NY volo sarotra maniry efa taona Maro dia iny alavany iny ihany 🥺
Misy Karazan'olona an! Mampiasa karazana produits Maro dia Maro kanefa dia iny ihany tsy misy fiovana ilay volo. Fa Maninona tokoa ary?
🍴Ny sakafo hoaninao indray aloha fantarina 🥗
Mety avy aminy sakafo hoaninao mihintsy no olana amin'io volonao io.
🥗Tsarovy fa ny sakafo dia misy angovo.
Raha te hanana volo lava sady salama ianao no mora maniry dia NY sakafo aloha no aza atao ambaninjavatra.
🍃Misy legumes kely ireto izay anampy anao aminy fampaniriana NY volo aingana kokoa
🍆Paranjely na koa Aubergine 🍆
Betsaka no tsy tia azy io nefa ilaina tena ilaina aminy vatana izy io ary mitondra fahasalama be mihintsy.
(Tokony anandrana ianao)
indrindra aminy lafiny volo no tena miasa kokoa izy.
Ny Aubergine 🍆 dia mitondra
🌿🥗
😋 Andramo aloha NY sakafo fa mety ahitana tombotsoa be ho anao te ho lava volo😋
🍀Mah bio
22/01/2025
👋Hello Hello 👋
Ndao hiverina ikarakara volo amin'izay indray isika ❤️ ...mety hoe lava volo ve dia nihato kely ☺️
Ndao iverina aminy kolokolo volo aminy naturel atrany isika ♥️🥰
💚Hafa ihany izay volo voakarakara izany ☺️
ireto avy NY type Des cheveux.
💚Misy vokatra mifanaraka aminy type-ny volonao rehetra 😊
Araho atrany fa misy ihany koa NY astuce izay afaka ikarakaran-tsika ny volo 🥰
https://www.facebook.com/profile.php?id=100089985083017
💚💚💚💚💚💚
01/08/2023
🐝 Crème mélange 🐝
Cire d'abeille
//// Mamerina Volo ho naturel indray
////Manalefaka ary Miaro ny Mety ho fahasimbany volo
////Mampaniry ireo Volo sola sy Mihintsana
////Mampitsiry Volo sarotra maniry ...sy ireo Volo mandady rehetra
////Miaro Ny Volo aminy Lokom-bolo
////Volo Sarotra Mandray Menaka na Maina lava
Mety ho any vehivavy bevoka ka mihintsambolo
Mety ho any zazakely ihany koa
Mety ho any Lehilahy Sola ka tiana itsiry ilay volo
----- Livraison Tana province ❤🚗
📞0344449917
24/05/2023
🐝 Soin naturel Pour cheveux 🐝
🐝🐝🐝🐝
27/03/2023
❤️Avant après😍
Temoingage mami kely😍
🌴Gelée 🎉🎉
#0344449917
19/02/2023
💚Coucou daholo👋
Ndao ikarakara volo
----Mampalaelo kely ery ny mieritreritra an'ilay Volo hoe lava sy natevina dia avy eo simba ny Loko na Produits chimique 🥺
----Nefa dia Afaka arenina tsara ny olany Volonao "Soin naturel" izay ilainy volo rehetra
---- ❤️
Volo mihintsana dia manomboka miha manify
Volo simbany Lissage, Lisseur,Lokombolo
Maina lava ilay Volo dia tsy mandray menaka mihintsy.
Volo misy pelade
----Volo sarotra maniry sy tina atevina kokoa
Aza misalasala raha misy fanontaniana tinao apetraka
☎️0344449917☎️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101