ITT Glow
Espace de beauté où ton style devient une signature.
Transformations, éclat, confiance… tout commence ici: ITTGlow révèle votre élégance😉
📍TsenaMavo-Anosy| 3e étage, box 11;
📞034 74 007 46
🔓Ouverture: Lundi au samedi de 8h à 17h
01/08/2026
✨ MIVOATRA HATRANY ✨
Efa herintaona sy tapany izay no niarahantsika teto Anosy, ary tsy ampy ny teny hilazana ny fisaorana anareo tamin’ny fitokisana sy ny fahatokisana nasehonareo anay. ❤️
Noho ianareo no antony manosika anay hivoatra isan’andro. Niofana sy nikatsaka hatrany izahay mba hanatsarana ny kalitaon’ny tolotra omenay, satria mendrika ny tsara indrindra ianareo cliente…
📢 Ireto ary ny fiovana manomboka ny Alatsinainy 10 Aogositra :
📍 Toerana vaovao :
Nifindra tanteraka eny Faravohitra-Ambony, en face Ankany Avoko ny salon.
💅 Pose gel rehetra :
➡️ Sur rendez-vous ihany.
💇♀️ Coiffure sy Épilation :
➡️ Afaka manatona mivantana foana, toy ny mahazatra antsika.
Misaotra anareo hatrany tamin’ny fitokisana. Manantena izahay fa mbola hiaraka hanohy ity lalana ity miaraka aminareo. ❤️
📞 034 61 159 04 / 034 74 007 46
ITTGlow– It’s Time To Glow ✨
⛔️⛔️‼️ Loading ..... ‼️
Surprise be ho anareo Cliente rehetra ito an 😍
30/07/2026
Extension gel sur demi capsule 😍
-lieu📍: Tsena mavo anosy en face sénat 3 ème étage box 87
📞:034 74 007 46
034 61 159 04
29/07/2026
Pose faux ongles avec vernis permanent 💛✨
🏠Tsena mavo anosy en face sénat 3 ème étage box 87
☎️0347400746
0346115904
24/07/2026
Extension gel sur demi capsule avec vernis permanent 🥰
-lieu📍: Tsena mavo anosy en face sénat 3 ème étage box 87
📞034 74 007 46
034 61 159 04
20/07/2026
Pose faux ongles avec vernis permanent et déco ♥️🥰
🏠Tsena mavo anosy en face sénat 3 ème étage box 87
📞034 74 007 46
034 61 159 04
16/07/2026
Pose gainage 🤍
🏠 Tsena mavo anosy en face sénat 3 ème étage box 87
📞034 74 007 46 /034 61 159 04
14/07/2026
Hey🥰
Iza daholo indray ary ilay team French traditionnelle ou French avec des Nail’s Art rehetra ato eee😍 💅🏻
🏠 Immeuble Tsena Alakamisy anosy en face sénat 3 ème étage box 87 no misy anay
☎️034 74 007 46
034 61 159 04
11/07/2026
Extension gel sur demi capsule ❤️
-lieu📍:Tsena mavo anosy en face sénat 3 ème étage box 87
📞:034 74 007 46 / 034 61 159 04
08/07/2026
Gainage 💅 ou renforcement des ongles naturels à partir de gel
🏠Tsena mavo anosy en face sénat 3 ème étage
➡️ 034 74 007 46
➡️ 034 61 159 04
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Anosy 3ème étage, Box 87
Antananarivo
101