Produits ZO
Vente des produits cosmétiques PRODUITS ZO
POINT DE VENTE :
- Manakambahiny, 0346968042
- Art'Soa Beauté Analakely, 0346147061
WhatsApp : Zo Andria
Inona no ilaina ny hydratation amin'ny tarehy?
-🔥🔥 Ny hydratation amin'ny tarehy dia tena ilaina satria manampy ny hoditra hitazona rano sy hiasa tsara.
Inona no soa azo?
💦💦 Mampalefaka sy mampahazo aina ny hoditra, ka tsy ho maina na hihenjana.
💦💦 Manamafy ny barrière cutanée, miaro ny hoditra amin'ny fahamainana sy ny zavatra manaitaitra azy.
💦💦 Mampamirapiratra sy manome aspect frais ny tarehy.
💦💦 Manampy ny hoditra hihavao tsara ary mety hampihena ny fahitana ireo petites ridules vokatry ny fahamainana.
Na ny peau grasse aza mila hydratation : tsy midika hoe menaka ny hydratation. Raha tsy ampy rano ny hoditra dia mety hahatonga fahamainana ka hamokatra sébum be loatra.
Mazotoa mikarakara daholo o 🥰
31/08/2026
Nify goaka? Marary? Tsy handairam-panafody intsony? 🥺
👉🏾 Aza kivy fa mbola misy fanantenana, tsy mila mandeha dentiste , ity BAIN DE BOUCHE à base de girofle sy ravintsara ity hanotsanana azy. Mampiasa in-2 dia mijanona ny fanaintainana 👌
Manakambahiny 0346968042
Art'Soa Beauté Analakely 0346147061
IMPIRY ISAN-KERINANDRO NO MANASA LOHA?
🍀🍀 Miankina amin'ny karazana volo sy hodi-doha ny faharetan'ny fanasana loha :
👉🏾👉🏾Raha hodi-doha be menaka dia mety 3 fois isan-kerinandro, na mihoatra raha tena mamokatra menaka be.
👉🏾👉🏾 Raha volo normal dia in-2 na in-3 isan-kerinandro.
👉🏾👉🏾 Raha volo maina na bouclé dia in-1 na in-2 farany betsaka isan-kerinandro mba tsy hampahamaina azy
bebe kokoa.
👉🏾👉🏾 Raha misy pellicules dia 2-3x isan-kerinandro, sasana amin'ny shampoing mifanaraka aminy.
N.B : Raha volo mihintsana bé dia une fois/semaine dia ampy.
HUILE D'ALOÈS : lissage naturel, mahasolo brushing sy fer 👌
0346968042
Ny 👉🏾👉🏾Crème Coiffante Volumatrice Produits Zo dia manome volume sy épaisseur hita maso ny volo 👌
25/08/2026
TIANAO HAHAZO VOLUME VE NY VOLONAO?
Ireto misy routine tsotra hampitomboana ny volume:
🍁🍁 Sasao in-2 isan-kerinandro amin'ny shampooing malefaka, indrindra raha mora matavy ny hodi-doha.
🍁🍁 Massage cuir chevelu 5 minitra rehefa manasa loha na alohan'ny hatory. Ataovy amin'ny rantsan-tanana fa tsy amin'ny hoho.
🍁🍁 Crème coiffante volumatrice: apetaho kely amin'ny volo, aza atao betsaka sao mavesatra ka mihena indray ny volume.
Aza miborosy mafy ny volo rehefa lena, ary ahena ny huile be loatra raha volo manify 👌
ASTUCES!!!
Raha maina ny volo, dia mila zavatra 3 indrindra izy: 🔥🔥hamandoana + sakafo + fiarovana🔥🔥
💦💦 Ireto no manome HYDRATATION ny volo : aloe vera, miel, glycérine végétale, yaourt nature — manampy hitazona ny hamandoana.
💦💦 NUTRITION : huile d'amande douce, olive, argan, avocat, beurre de karité - manampy hanalefaka sy hampihena ny fahamainana.
💦💦 Soin sans rinçage / crème coiffante: ilaina indrindra rehefa avy manasa volo mba tsy ho mora maina indray.
💦💦 Shampooing doux: aza mampiasa shampooing mahery loatra na manasa matetika.
💦💦 FIAROVANA : ahena ny sèche-cheveux, lisseur ary chaleur be.
Raha misaraka ny tendron'ny volo, tsara ny manapaka kely azy.
0346968042
Rehefa fantatrao ny type de peau dia ireto ny soin mifanaraka aminy :
💙 Peau sèche : avocat, banane, concombre
💙 Peau grasse : tomate, citron, concombre
💙 Peau mixte : concombre, aloe vera, fraise
💙 Peau sensible : concombre, aloe vera, avoine
💙 Peau terne : fraise, papaye
👉🏾👉🏾 Tsy tsara amin'ny peau sensible ny citron, betsaka no tsy mahazaka azy amin'ny tarehy indrindra raha tsy maintsy mandeha amin'ny masoandro.
👉🏾👉🏾 Ny concombre kosa dia mety amin'ny tarehy rehetra.
FANTARO NY TYPE DE PEAU MIALOHA NY ANAOVANA SOIN
Fomba tsotra indrindra hamantarana izany :
👉🏾 Sasao amin'ny savony malefaka ny tarehy
👉🏾 Aza manosotra na inona na inona fa avela amin'izao fotsiny
👉🏾 Avelao 30 à 60mn
👉🏾 Jereo ny hoditrao avy eo
🍁🍁 PEAU GRASSE : hita hoe mandina ny tarehy, misy menaka indrindra ny handrina, orona sy ny saoka. Mety ho misokatra ny mason-koditra.
🍁🍁 PEAU SÈCHE : misintona na mihenjana ny hoditra.
🍁🍁 PEAU MIXTE : Misy menaka ny zone T (handrina, orona, saoka), normal na maina ny tarehy.
🍁🍁 PEAU NORMALE : Tsy dia misy menaka, tsy dia maina, malefaka ny hoditra.
🍁🍁 PEAU SENSIBLE : mora mena, mangidihidy, may na manaintaina rehefa mampiasa produit sasany.
Ho jerentsika manaraka eo ny soin adapté amin'ireo type de peau tsirairay ireo 🥰
INONA INDRAY ARY NO ANTONY MAMPISY BOUTONS AMIN'NY TAREHY : Mety ho
🍀🍀 Sébum be loatra : mameno sy manentsina pores
🍀🍀 Bactérie amin'ny hoditra : mety hiteraka inflammations sy boutons
🍀🍀 Fiovan'ny hormones indrindra amin'ny adolescence, alohan'ny règle
🍀🍀 Stress sy tsy fahampiana torimaso
🍀🍀 Sakafo sasany ho an'izay tsy mahazaka azy. Ohatra sakafo be siramamy na produits laitiers dia mety hampitombo ny mony
🍀🍀 Cosmétiques tsy mifanaraka amin'ny hoditra : crème na maquillage be loatra
🍀🍀 Mikasika na manindry tarehy matetika dia mety hampitombo irritation
Raha manana olana amin'ny tarehy ianao dia zarao aminay anaty Mp fa afaka manampy anao izahay 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101