Valérie
Curly By Val 😍❤️
Curly et Belle 😍❤️
Rehafa hanao sipa ry reto d mba miera @ bestie azafady a🙏
Ce n'est pas mon genre de mec.
Te hiteny fotsiny aho hoe ilaina ry reto ny câlin 🫂🥹.
Aza anareo ato fa hanomboka hagnano entraînement ana sourire commercial za io ato ato 😂😂
Nandramanay fotsiny aloha fa mety ho gaga ianay ny sasany aminareo hoe " an 🙀 ianao vé io " oui za io mandihy io ❤️🫣😊
Wa ☺️
Tsimihety lahosam-bady 🫣😂
Tsontsoko nisy 8 Mars ay,
Nahay nandihy Salegy, tsy tihiala banja konay 🤣😂
27/02/2026
Forcé-na fotsiny hanao an'ireo rehetra reo.
Manenjika an'io mahatonga ny olona sasany miteniteny foana ato Facebook.
Rehefa tsy mahita tenenina aza manao ry zareo fa tena misy maha menatra be anie.
Saod ataonareo fa tsy manana ampoule ary izahay ?
🤣😂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
RN2
Antananarivo
Opening Hours
| 06:00 - 18:00 |