CireAko
Naturelle, facile à utiliser, efficace🌺
Zero waste,non toxic,eco-friendly🌺
Épilation chez nous - Soin du corps naturel
☎️ 038 96 196 51 / 034 92 606 93
Petit rappel : il faut commencer avant d’être prête. 🤍
Cireako, cire 100% naturelle
26/08/2026
🌡️ Nahoana no miovaova ny cire orientale rehefa miova ny température ?
Ny cire orientale dia cire à base de sucre, rano ary citron, ka mora mi-react amin’ny température. Tsy mitovy amin’ny cire industrielle izay matetika mila hafanaina vao ampiasaina.
* ☀️ Rehefa mafana ny andro → mihalemy kokoa ny cire. Amin’izay dia tsy ilaina ny manafana azy, ary mety hahatonga azy ho liquide loatra aza ny hafanana fanampiny.
* 🌤️ Rehefa température normale → lasa texture souple, élastique, mora alaina amin’ny tanana ary mora miasa.
* ❄️ Rehefa mangatsiaka ny andro → mihamafy ny cire ka mety ho sarotra ny maka azy sy mamolavola azy. Amin’izay dia azo atao bain-marie doux sy fohy mba hampiverina azy amin’ny texture idéale.
Ary rehefa manao bain-marie dia tsy tokony hampangotrahina na hafanaina be. Ny tanjona dia ny hampalemy azy fotsiny, fa tsy hanova ny composition na hahatonga azy ho liquide.
☎️ 038 96 196 51 - 034 92 606 93
21/08/2026
Ce que vous voyez sur les bandes après une épilation ? 👀🤎
Ce ne sont pas simplement des poils “coupés” à la surface : avec une épilation à la cire, le poil est retiré depuis sa racine.
✨ Une peau plus nette
✨ Une sensation de douceur
🍯 Chez Cireako, notre cire orientale au miel vous accompagne pour une épilation efficace et une peau toute douce.
📩 Pour commander ou prendre rendez-vous, écrivez-nous en message privé.
☎️ 034 92 606 93 - 038 96 196 51
19/08/2026
Bonsoir daholo, live momba ny épilation sy cire. Manasa antsika rehetra.
Cireako is LIVE | TikTok Épilation amin’ny Cire orientale. | Check out Cireako's LIVE streams on TikTok! Watch, follow, and discover the latest content from Cireako.
16/08/2026
Feno fankasitrahana tanteraka fa mbola afaka manome fahafapo ho anareo ary izay mihintsy ny tanjonay 🥰🥰
Raha sahirana mampiasa ny cire dia aza misalasala miverina aminay fa miezaka mampianatra anareo foana izahay
☎️ 034 92 606 93 - 038 96 196 51
Ahitanao ny crash test ny Cireako ato dia mankasitraka hatrany an’ireo tsy misalasala manao vidéo ho fampizarana ny asan’ny produit
🌹Cireako , cire orientale 100% naturelle
☎️ 038 96 196 51 - 034 92 606 93
09/08/2026
Manaova jp dia jerenay eto izay mahazo azy rahampitso ary e 🥰
Manararotra foana mankasitraka anareo mahatoky anay sy manao recommandation ireo 🥰🌹❤️
☎️ 038 96 196 51 - 034 92 606 93
07/08/2026
Hey 🥰🥰 Araho ny live ao amin’ny tik tok avy eo
🌹 Afaka mametraka fanontaniana aminay ianareo momban’ny épilation sy ny Cireako
🌹 Afaka manao achat ihany koa
🌹 Afaka mandefa témoignage sy fanatsarana
Miandry anareo izahay amin’ny 18h:30
➡️ Compte tik tok : https://www.tiktok.com/?_r=1&_t=ZS-98gborzR0yd
06/08/2026
Akora natoraly avokoa no hitanao ao anaty Cireako toy ny : siramamy 🧂, voasarimakirana 🍋 ary tantely 🍯
Tsy misy conservateur na additif chimique izy na ny kely ary fa ny siramamy ao anatiny ihany no manampy hiaro azy haharitra hatramin’ny heritaona ❤️❤️
Afaka hanalana volo rehetra amin’ny vatana izy fa saingy kosa mila halavana kely ilay volo , izany hoe 1cm eo no tena idealy 🌺
☎️ 038 96 196 51 - 034 92 606 93
04/08/2026
Afaka misafidy ny Cireako tsara ianao raha anao épilation toy ny jambe, aisselle na ventre aty aminay
Ireto ny prix raha izahay no manao azy :
✅ aisselles : 6.000ar
✅ Demi- jambes : 20.000ar
✅ Ventre : 10.000ar
Ny produit anefa tena azahoanao tombiny be raha ianao ihany no manao azy any antrano sady maharitra ela kokoa 😍
☎️ 038 96 196 51 - 034 92 606 93
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo