Mi-haingo

Mi-haingo

Share

Vente en gros et détail

18/09/2022

‼ Efa tonga ô...PROJECTEUR SOLAIRE
🔥 30 000 Ariary 🔥

☄Mazava be
☄Mitokana ny panneau sy ny jiro( afaka atao any antrano)..monocristalin ny panneau ka ma-charge foana na tsy misy masoandro aza
☄Waterproof,tsy mataotra orana sy masoandrl
☄3 mode de fonctionnement
🔥Mode permanent
🔥Vieillesse
🔥 détecteur de mouvement
Livraison TANA/PROVINCE
MP na 034 83 717 01

18/09/2022
24/08/2022

Liquidation be o
Lisseur REMILGNTON 23 000Ariary

Reglable tsara ny hafanany(160°C à 220°C)
Afaka hiasana,,
Mahamay tsara ,tsy manimba volo
Rotatif ny vodiny
Afaka anaovana boucle ihany koa

Vonjivonjeo ary fa 23 000 Arriary fotsiny dia efa mahazo lisseur

Livraison TANA/PROVINCE
Mp na 034 83 717 01

13/08/2022

➖ Promotion SPEAKER sady torche mazava be 30 000 Ariary monja

📡 Tsara feo ,bass ao tsara
📡 Misy torche tena mazava
📡 Chargeable (5 volt na panneau solaire efa miraikitra aminy
📡 Batterie mateza tsara
✔Tsara tarehy
💥 Dimension : 224*72*110mm
📡 Bluetooth,,entré USB,,Micro SD,FM 📻
Couleur disponible : noir ⚫ sy rouge🔴
Photo réelle daholo ireo an

➖Livraison partout à Madagascar
Mp na 034 83 717 01

26/06/2022

ARRIVAGE BE ITY, GOURDE THERMOS, 25 000Ar ny 800mL ary 28 000Ar ny 1Litre

💥 Deux fonctions (Azo itehirizana MAFANA sy MANGATSIAKA❄)
💥Mitazona 8h mafana
❄10H rano mangatsiaka
💥Double inox (mafy tsara)
💥 Misy filtre Ao anatiny
💥 Mahatàna hafanana tsara
💥 Tsara Tarehy ery
💥 Tsy mitete ny sarony (Misy caoutchouc)
💥Modèle roa azo isafidianana (1L sy 800mL)

Misy photo en détail ao amin'ny commentaires

MP na 📲034 83 717 01
Livraison Tana/Provinces

08/05/2022

✴LASER POINTER 5 EN 1✴
26 000 Ariary monja.

🎆Mahatakatra hatramin'ny 5km be izao (ilay mahalasa lavitra be)
🎆Misy lohany 5 miaraka aminy (samy hafa daholo ny kisarisary aminy sady mahafatifaty ery)
🎆Design tsara tarehy (sous forme stylo)
🎆Efa omena pile miaraka aminy ianao. (Mora jerena rehefa lany satria irony pile télécommande irony)
🎆Dimension 16Cm ( lehibe tsara)
🎆Mafy fa tsy ilay mora simba sy mora maty ny pas.
🎆Mbola misy photos réelles maromaro ao am commentaires ao an.

MP ou ☎034 83 717 01
🚴三Livraison à partir de 2000 Ar eto Tanà.
Mandefa PROVINCES.

29/03/2022

Efa tonga indray ny micro PROFESSIONNEL WG-198 🎙🎙
🎙 25 000 ariary

🎙 Professionnel tsara
🎙 Mavesatra tsara
🎙 Tsara qualité ny feo,sensible tsara,,tsy mila tohofana be,,
🎙 Vaovao sous carton
🎙 Afaka ampiasaina n'aiza n'aiza (na any ampiangonana aza)

➖ Livraison TANA/PROVINCE
➖ mp ou 034 83 717 01

24/02/2022

Lisseur SONAR 💖💖
35 000 ariary✔✔

✔Mavesatra tsara ➖Afaka hiasana ➖Rotatif ny vodiny(tsy ho tapaka mihintsy ➖Reglable 140°C à 220°C ➖Mahamay tsara ➖Plaque céramique ➖Tsy mifidy ary tsy manimba volo

✔Vaovao sous carton daholo ireo
✔Afaka mi-test tsara
✔Manome garantie ho anareo panjifa izahay
✔Livraison tana/province
✔mp ou 034 83 717 01

19/02/2022

🎀 PROMOTION LAMPE TORCHE MULTI-FONCTIONS➖2 isa be izao no 50 000 Ariary

-27 000 Ar raha iray no alainao
_ Ilaina be rehefa tapaka ny jiro na mivoaka amin'ny alina.
_ 3 fonctions ( torche mahatsilo lavitra be... 2 Led miparitaka afaka manazava hefitra... )
_ Autonomie hatramin'ny 8h
_ Chargeable (chargeur téléphone na panneau miraikitra amin'ny vatany)
_ Sortie USB 5volts (afaka hichargena téléphone)
_ Azo entina n'aiza n'aiza
_ Bonnus câble chargeur
_ Tsara qualité, vaovao sous carton

➖Livraison TANA/PROVINCE
➖Mp ou 034 83 717 01

15/02/2022

Eo indray ary e
BRUSHING PROFESSIONNEL + MINI-FER
🎀 35 000 ariary monja
Brushing professionnel afaka hiasana tsara
Mahamay tsara,,afaka hiasana
Mini fer 2 en 1 ,,,sady lisseur no bouclier

Izy roa miaraka no 35 000 Ar monja an, aza tara.

Livraison TANA/PROVINCE
Mp ou 034 83 717 01

Photos from Mi-haingo's post 11/02/2022

Ho an'ny lehilahy indray
➖ Sac cuir pour homme 25 000 ariary
_ Tsara qualité...Mafy tsara...mihaja kely...afaka hoetina n'aiza n'aiza...lehibe
_ Vaovao
_ Mp ou 034 83 717 01
_ Livraison TANA/PROVINCE
_Nb: ao amin'ny commentaires ny photo réelle sy ny detail-ny

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
102