Heniky ny Mode

Heniky ny Mode

Share

vente en ligne seulement

Photos from Heniky ny Mode's post 06/02/2025

Aza.tara eh!jerijereo izay tina dia hanontanio ndray izay mety amnao πŸ˜πŸ€—
Mp ary!πŸ€—

Photos from Heniky ny Mode's post 27/01/2025

Araraoty fa.reto sisa dispo an!πŸ‘œπŸ‘œ

Photos from Heniky ny Mode's post 21/01/2025
Photos from Heniky ny Mode's post 21/01/2025

Reto ndray ary misy robe mahafatifaty ,afaka anaovana tsara amzao andro mafana zao πŸ‘—πŸ’ƒπŸ»
_misy combi short

Photos from Heniky ny Mode's post 15/01/2025

Reto ndray misy elo mahafatifaty kelyβ˜” β˜”β›ˆπŸŒ§afaka atao anaty poketra tsara mitsy
misy koa hoany ankizy lahikely sy vavikely β˜”β˜”
_misy koa ilay misy torche sdy automatique bouton any afaka mamelatra sy manidy πŸŒ‚β˜‚
Misy couleur hisafdianana grenat,vert,bleu gris ,rouge,noir
koa alefaso ary ny safidinao
mp ny prix

Photos from Heniky ny Mode's post 26/12/2024

Mbola mafana zao ny androπŸŒ…πŸŒ„πŸŒ„
Misy t.shirt vraie coton
taille S,M,L,XL,
Midira mp fa betsaka model

Photos from Heniky ny Mode's post 17/12/2024

Mbola dispo ny rideau voile antsika an!
Samy manana ny refiny
aza tara ary fa mp
afaka mandefa any @ province

Photos from Heniky ny Mode's post 16/12/2024

Aza misalasala fa mbola misy rideau voile maro2 ato an!
Afaka miditra mp !
Samy manana ny refiny !

Photos from Heniky ny Mode's post 12/12/2024

Mbola misy hatrany ny rideau voile
Misy 1m sur 90
1m sur 2m
1m 50 sur 2m 20
samy manana vidiny fa hanontanio izay mety amnao ary an!

Photos from Heniky ny Mode's post 10/12/2024

Mbola misy ihany ko ny fonona.ondana
double 6000ar efa somary vitsy
Simple 3000ar,raha maka simple 5 pcs omeko 12000ar
mbola maro2 sady mbola tsara be dahlo
_manao livraison
Anontanio izay mety ary eeh!πŸ€—

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Wednesday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00