Anovora
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anovora, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
12/02/2025
Efa maro ny sedra nolalovana fa mbola eto ihany aho ary tsy mbola miova ny tanjona" TSY MAINTSY VITAKO NY ANARAN'IO ary tsy maintsy TRATRAKO IO TANJOKO IO"👌🏻❤ ny sedra natao ho lalovana fa tsy natao hampihemotra 🤗
💪🏻❤
Misy fotoana misy "projet" ngeza be ato anaty loha ao
Efa mieritreritra ndry hoe tonga dia mandeha be izao io vao lancéko eo ,vonona be ny saina ,manomboka tsy mahita tory @ alina ,
(Anecdote kely: za nisy fotoana tena niditra hopitaly sous serum mihitsy satria nidina 6 ny tension ako taminizay ...Ny antony dia satria tsy nahita tory mihitsy aho noho izay projet iray izay ka tsy ampy torimaso..)
Tohizako....
Rehefa tonga amin'izay anefa ny fotoana tokony hilancendry anazy dia misy "BLOCAGE" be mihitsy manakana
-Mijery ny réalité ndry
-Miainga any amin'izay ny tahotra sy ny mpandihiny 😅 💃🕺
-Manontany tena hoe : sao dia iomehezan'ry ianona , sao oainina be ao ,tsy misy kil
-Jerena koa ny "budget" O Ariary 🤕
-Lasa mandray conclusion amin'izay ndry hoe za koa ohatrany mpanonofy be zany , shhhh ,ajanoko any ranga io fa aleo ny asa efa ataoko isanandro ihany no ataoko a ,lasa adala eto ....
-Any iny 1 taona ,2 taona ,Dossier classé
-Mijery ato @ Facebook amin'izay ndry ,nisy olona nanao ilay projet exactement mitovy aminilay noeritreretindry 🥺
Teo aminizay vao tonga saina hoe TAHAK'IZAY NATOMBOKO ihany 😵💫, toa mandeha be ilay izy🥺
-Tsy maintsy manenina kely ndry aminizay fotoana izay
Ka zao...
Raha amin'izay cas izay ndry aminizao an
AZA MBOLA.KIVY ALOHA
Alaivo indray ilay projet efa noclasséna
-TENENO MAFY BE HOE TSY MAINTSY VITAKO IO
-ZA MAFY BE NOHO NY TAHOTRO, MAFY BE NOHO NY FISALASALAKO
Jereo fa manomboka manaiky amin'izay ny vatandry ,saina, fanahy hiarahiasa hanomboka indray ilay izy (c'est un très bon signe ) 🥰
-Raiso taratasy, stylo,na ordi
-avereno réstructurena ilay projet
-Manao FORMATION momba ilay izy mba hahatonga anao ho PRO
-Zarao 2 ny tableau
1)Inona ny afaka ataoko tsy misy vola aloha ?
2) Inona aminizay ny tsy maintsy hilana vola ?
(Ataovy minimum de dépense aloha 😎 ,raha afaka iarahana miasa @ olona ( échange de service ,ataovy )
-Manamboara calendrier :
Asio hoe lundi hatramin"ny zoma ohatra
inona ny ataoko ( asio ora)
Vérifieo isankariva hoe inona ny vita ,inona ny tsy vita ..izay tsy vita dia ataovy @ andro manaraka indray
-Dia zao ...
ATOMBOY FOTSINY AKIA ,MISY MILA IO PRODUIT NA SERVICE ndry io foana
-Aza miraharaha hoe iza no iomehy ahy , iza no.lasa.tsy tia ahy
-Anaty business tsy hoe hitady fankatoavana isika fa hamaha olan'ny olona dia ataovy izay mission zay
-Ireo blocage nolazaiko teo ambony ireo ,"tsy mi existe akory matetika fa foronin'ny saina fotsiny
-Fohazy ilay "GUERRIÈRE " ao anatindry ao fa ao izy fa matory fotsiny
-Mandeha akia ny fotoana a, ary tsy hiandry andry ho vonona izany ,fa atomboy izao
-Afaka 1 taona ndry hisaotra andry nanomboka androany
Dia zao
-Raha sendra "échec " ilay andrana voalohany
Aza mbola ajanona , mijereva Google dia jereo tantaran'i Cocacola, Amazone, Alibaba ...zay orinasa ngeza be fantatry ndry fa henjana no nolalovan'ireo vao fantadaza toy izao
-Mametraka tanjona, manao plan d action, manao action, manandrana, manatsara ...dia tohizana foana
-Zavadehibe indrindra dia MANOMBOKA ndry
Rehefa mitady ho kivy , dia mangalà 5 minitra ,mangalà toerana calme dia akipio ny maso , dia eritrereto hoe efa mahomby ilay izy , dia ohatrany ahoana ny mety ho fiainandry amin'izay , eritrereto ireo olon-tiandry rehetra miandry ny fahombiazandry
-Avy eo ,lasa ndray zao
ALEFAAAA
Joyce Mi.
28/11/2024
"🌟 Des cheveux forts et éclatants, ça vous tente ? 🌿
Anovora, le secret naturel pour révéler la beauté de vos cheveux ! 💆♀️✨
✨ Offrez-leur le soin qu’ils méritent.
ANOVORA arrive bientôt!!...
"
12/11/2024
Talon carré mafatifaty kely🥰
Shein
Mp ou 033 20 106 07
Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! Ny Tsara Ho Anao, Bizina DA Offisialy, Erica Rav
Salamaaa daolyyy😍❤
Fifaliana lehibe ho anay ato Best Gift by Miorah no hampilazana anareo mpanaraka ny pejy fa ho avy tsy ho ela ny VOKATRA novokarinay😋😍hinoanay sahady fa ho tinareo izany VOKATRA izanyy😁🥰
Akoatran'izay dia maro ireo karazana jeux ho lalaovintsika🙈 Ka noho izany dia arao tsy tapaka ny pejy 😅🤗🥰
Izay ary fa mirary soa antsika rehetra❤
30/06/2024
🥰 Sublimez votre beauté avec notre service de maquillage à domicile ! ❤
Vous rêvez d'un maquillage parfait sans quitter le confort de votre maison ? Profitez de notre expertise à petit prix !
✨ Maquillage pour toutes occasions
✨ Tarif abordable
Réservez dès maintenant et laissez-vous choyer par nos experts !
📞 Contactez-nous pour plus d'informations et pour prendre rendez-vous.
Hey les filles😍❤ Tuto manja kelyy zaraina amtsika androanyy✨
30/08/2023
Le secret du bonheur ne consiste pas à chercher toujours plus, mais à développer la capacité d'apprécier avec moins🫶🏻❣
18/04/2023
📿Colliers, Pendentifs, Boucles d'oreilles, Montres ⌚️
‼️ à partir de 10 000 Ar seulement 😲
🏃♀️Mp vite avant que le stock ne soit épuisé ‼️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Address
Antananarivo
102
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 20:00 |
| Wednesday | 07:00 - 20:00 |