Ylva

Ylva

Share

Page à nous tous�

12/12/2023

Talon doré mafatifaty kely😍
Pointure 37 à 41
Araraoty ary fa efa vitsivitsy izy ato sady anefa mora

23/11/2023

Coucou les filles 😍
Ireto indray ary ny lot boucle d'oreille mafatifaty kely

Araraoty fa 8000ar 🥰
Afaka manao livraison ihany koa😊
Tongava MP ary

Photos from Ylva's post 27/07/2022

4000ar ny iray (1)😊🍁

Jereo izay mety dia afaka miditra mp☺
Manao livraison ihany koa izahay,
Na récupérer Ambolokandrina

31/05/2022

Maro ny sedra arahina vao tonga lalana sy tanjona tiana tratrarina ny tsirairay🍁❤
Fa ny fomba fisehony sy ny fambara no samy hafa, ka hoy aho hoe raha sendra lavo dia miarena moramora ,jereo ny eo alohanao ary mitrakà,tohizo moramora ny lalanao....

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Ambolokandrina
Antananarivo