Chez Didim
Cosmétiques/Ventes/ services/
26/07/2023
Andao hilalao
26/07/2023
Give away barbie (couleur rose ou fushia 🌺🌸💮🍭🍨🏩🏩🎠🎠)
Mode barbie indray no malaza .
🤩 1er Lot 1 = une porte cle personnalise + 1 lip oil
🤩 2 eme Lot 2= une porte cle personalise
🤩 3 eme Lot 3 = un lipoil
👉Alefaso ao amin'ny commentaire ny sarinao en mode barbie (tous ce qui est liee aux couleurs ,rose, fushia .....)
👉Asaho ny namanao hanisy reaction an'ilay commentaire anao
👉 Asio j'aime ny pejy.
👉Zarao ity publication ity ary atovy mode public
👉Mentionneo ny namanao mba hilalao .
👏👏 IREO 3 be reaction indrindra no mahazo ny loka
15 aout hariva amin'ny 4 no tapitra ny lalao
Alefa ary ooh , aza adinoina ny manisy j'aime ny pejy .
Raha tsy ilalao ianao dia ireto avy ny prix:
Lipoil 1500ar
Porte cle personnalise 2000 ariary
31/05/2023
Misaotra nanjifa
porte cle personalisable
2000 ariary
07/04/2023
😍😍
07/04/2023
Ho antsika te hanao cadeau ho an'ny namantsika,, indro ny portes cle personalisees amin'ny vidiny mirary .
Ao amin'ny commentaire ny prix
01/04/2023
Salama tonga indray ny zavabaovao
Liquide vaiselle ,mandroatra tsara sady manala loto
100ml : 600 ariary
1l : 3000 ariary
25/10/2022
Andao isika anao sondage kely amin ny alalan ireo reaction ireo.
Samia milaza ny karazan ny volony avy ao amin ny commentaire ao,, 😍😘😘
24/05/2022
Salama o ireto njay ny vokatra vaovao
1)masque à base de beurre de cacao et aloe Vera (250ml, 500ml)❤️
2) shampooing kanto à base de ravingoavy pour les cheveux colorés 💞💞
3) shampooing meva à base de ravingoavy (150ml, 1litre)
Mety amin ny karazambolo rehetra
🌷Mitsabo ny volo
🌷Mampijanona ny fihitsanan ny volo
🌷Mampalefaka volo.
🌷Mampangirana volo...
🌷Mampaniry volo..
Jifao ny vita Malagasy, mankasitraka antsika oo
06/05/2022
salama.tonga soa eto amin ny pejy.
Ity no shampoing à base de feuille de goyave , tsara izy ity
☝Mitsabo volo
☝Manalefaka volo
☝Mapijanona ny fihitsanambolo
☝Mampangirana volo
☝Mampaniry ny volo.....
150ml no fatrany .
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
RN1
Antananarivo
ANTANANARIVO101