Tout pour Vous

Tout pour Vous

Share

📌Vente en ligne mixte📌
0384147931
Livraison partout a Madagascar 🇲🇬

09/03/2026

Bonjour 🥰

08/03/2026

Coucou les filles 🌺💗
Fangatahana avy Amin’I Tatiennah Hanitriniaina ity momban’ny ‼ CLARIFICATION CAPILLAIRE ‼ na ny ‼ DETOX CAPILAIRE ‼

🤔 inona ny ilana ny clarification na ny detox capillaire? Rehefa inona ny manao azy? Impiry isam - bolana no tokony anao azy? 🤔

👉🏻 Matetika ny volontsika tsy te andray soin atao aminy intsony , mavesatra , satria nahoana ? Satria mety misy ambina produits chimique , loto , vovoka na menaka any amin'ny foto bolo sy ny hodi - doha any na dia sasana ary . Lasa tsy te andray ny soin atao aminy intsony lay volo avy eo satria mifangaro ao ireo .

⭕ arak'izany , ny clarification dia fanalana ny produits chimique , ny loto na ny menaka sns.. zay tavela ao ary hiverenany ho vaovao indray mba ahafahany mandray soin atao aminy indray .

🤔 Ahoana no ahalalana fa efa tokony anao azy ianao?
❌ Rehefa tsy dia mivoaka intsony ny boucle
❌ Rehefa hitanao fa sarotra mandray soin ny volonao
❌Rehefa vao anomboka anao retour au naturel
❌ Rehafa tsapanao fa mavesatra ny volo

⭕ Impiry isam - bolana no tokony anao clarification?
- Raha vao anomboka anao retour au naturel mihintsy dia tena tsara 1fois par semaine aloha mandritran'ny 1mois no manao azy dia izay vao mijanona 1fois/mois
- Raha efa manana routine dia 1fois /mois

💁🏻 Inona ny voka - tsoa azo avy amin'ny fanaovana clarification?
💗 mampandaitra ny soin atao amin'ny volo
💗manamaivana ny volo
💗mampangirana
💗manadio ifotony
💗manome aina ny hodi doha
💗mamerina azy ho vaovao indray

Ahoana ary ny fanaovana azy? Ataoko ao ny rectte tsotsotra afaka atao dia anjaranao ny misafidy izay mety aminao 🥰👇🏻

Misaotra anao nanaraka sy namaky hatramin'ny farany 🥰😘 dia aza adino ny mizara amin'ny namana raha mahaliana anao dia aza adino koa ny manisy j'aime ny page 👍🏻🎈

Photos from Tout pour Vous's post 08/03/2026

8mars ❤️💋

Photos from Tout pour Vous's post 04/03/2026

Mademoiselle est bien tressée ❤️🥰

Photos from Tout pour Vous's post 04/03/2026

Gourde mafatifaty kely 🥰

Reo couleur reo disponible daholo

Livraison partout
Contact : 0384147931

Photos from Tout pour Vous's post 26/02/2026

ROBE 8mars ❤️
Taille standard 🥰
Tena feno Karazany ireo fa Anjaranao sisa misafidy 🥰❤️
Livraison partout a Madagascar 🇲🇬
Contact : 0384147931

Photos from Tout pour Vous's post 26/02/2026

Robe blanc tena Tsara be ity anh ❤️✨

Prix : 30000ar
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
Contact : 0384147931

Photos from Tout pour Vous's post 26/02/2026

Promo ✨❤️
Prix : 25000ar

Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
Contact : 0384147931

Photos from Tout pour Vous's post 26/02/2026

Promo ✨❤️
Prix : 30000ar
Combi Tsara be ity

Mp pour commander
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Photos from Tout pour Vous's post 26/02/2026

Disponible misy taille rehetra

Pantalon allo ❤️

Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Sabotsy Namehana
Antananarivo