Mahasoa Anao

Mahasoa Anao

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mahasoa Anao, Health/Beauty, Ampitatafika, Antananarivo.

13/09/2022

Tsara ery ilay tarehy madio sady malefaka no malandilandina
Une semaine monja dia efa nahita fiovana tamin'ny fanalana ny mony, panda, tache, kentrona ary tena vetivety dia lasa fotsy ery ilay may ny masoandro sy simba ny produit maro
Ianao koa mampiasa ary ny :

LOTION FANDIO (vita amin'ny vahoana,citron,persil) 15.000ar

MASQUE VISAGE (Vita amin'ny curcuma,tantely,citron, beurre de karité)
15.000ar 100ml/ 25.000ar 200ml

SAVON 7.000ar ( carotte/ tamotamo/ vahona)
Fa ireo ilay vahaolana terehy simba

Midira mp na tonga dia miantso
Fa manao livraison sy mandefa makany amin'ny faritra izahay
034 18 301 12 / 032 85 984 10

Photos from Mahasoa Anao's post 12/08/2022

SAVONY NATORALY
MANALA TASY SY ARETIN-KODITRA MARO, MANALA FOFONA RATSY, MANALA MAINTIMAITY AMIN'NY ELIKA, ELAKELAMPE,
AFAKA NASANA LOHA MAMPANIRY VOLO...
@ SARY NY FIASANY KA FIDIO IZAY METY AMINAO

Vidiny : ataotsika promotion 5.000ar
Rehefa tapitra ny promotion dia miverina 7.000ar ny 1

➡️Misy CREME (Vita amin'ny tamotamo+beurre de karité) + LOTION FANDIO (vita +persil) : manala mony, panda, tâche,may ny masoandro, manazava oditra ... Mp raha mila
Lotion :15.000ar
Creme:15.000ar
VOKATRA NATORALY efa betska nahita vokany tsara tamin'ny fampiasana azy ireo

Manao Livraison Tana/ mandefa faritra
034 18 301 12 - 033 95 984 10

09/08/2022

❤️ Masque visage aux beurre de karité & Curcuma
➡️Manampy anao amin'ny fanalana ny mony, panda, tâche, point noire, may ny masoandro, manazava endrika ihany koa, ary mamerina ny oditavanao ho naturel indray
Natoraly vita Malagasy.
25.000ar / 15.000ar

Manatitra manodidina Tana/ mandefa makany amin'ny faritra
034 18 301 12

02/08/2022

❤️ LOTION FANDIO ( fotsy) : manampy anao hanala ny cerne ambany maso, mampihena ny fiketronana, manala mangana, manafotsy, manadio tarehy (15.000ar)

❤️ MASQUE VISAGE ( ) manampy anao amin'fanalana ny mony, panda, tâche, point noire, may ny masoandro (15.000ar)

Raha maka izy omena fihenambidy😍
Manao livraison
034 18 301 12

02/08/2022

❤️ Crème Visage
Manampy anao amin'ny fanalana ny mony, panda, tâche, point noire, may ny masoandro, manazava endrika ihany koa, ary mamerina ny oditavanao ho naturel indray
Natoraly vita Malagasy.
25.000ar / 15.000ar
Manao livraison
034 18 301 12

01/08/2022

Masque Cheveux fait maison AUX 5POUDRE INDIENNE
1)🍀 Avocat (atsasany)
🍀 Huile d'olive (3sotrokely)
🍀 Poudre indienne (50g)
🍀 Beurre de karité (3sotrokely)
👉 Afangaro tsara dia atao Masque amin'ny volo, mety na aloha na aorin'ny anasana loha no manao azy, atao 30min

Mampitsiry sy manalava volo, manala angadrano, manamandina ny volo, manalefaka... aingampiasa
👉MISY EFA VITA MÉLANGE ihany koa atao aminay ho anao izay mitady sy manana fahafahana afaka mividy, sad aingampiasa no efa vita andrana😍
25.000ar (200ml) / 15.000ar (100ml)

💌034 18 301 12

Photos from Mahasoa Anao's post 01/08/2022

Tsara foana rehefa le kelikely mafatifaty ,
👉Ity ny:
GAMME BIO AMAINCISSANTE afaka ampiarahina tsara amin'ny sport, afaka tsy manao sport koa nefa:
✳️Thé gingembre (infusion)
✳️Thé poudre en poirreaux : manampy anao aingana be, sady mitroka tavy, no manadio ny ao anaty rehetra, manatsara ny fikorina'ny rà
✳️Misy creme Bio sy savon naturel koa afaka miaraka aminy manampy ny fiasanany, ahosotra amin'ny vatana tiana ahena
➡️Traitement thé pour 21j (18.000ar)
➡️Raha maka complet 40 000ar (Creme bio, savon naturel, thé au Choix)

📞📞034 18 301 12
Manao livraison Tana sy mandefa makany amin'ny faritra

Photos from Mahasoa Anao's post 22/07/2022

ASTUCES anti cerne, fa manazava endrika ihany koa, manadio ny tâche rehetra mihintsy ihany koa aza
❤️LOTION :
➡️DITINA VAHOANA
➡️RANONA PERSIL
➡️RANONA CITRON( afaka asina afaka tsy asina)
👉Atao Fanadiovana tarehy isak'ariva, anamparitaka nuy sela maty mamorona ny tâche...

❤️ MASQUE VISAGE MAGIQUE
✳️ VOVOKA TAMOTOMO
✳️DITINA VAHOANA
✳️RANONA CITRON (Afaka asina afaka tsy asina)
✳️ BEURRE DE KARITÉ
✳️TANTELY PURE
👉Fatrany= zay mety aminao, afangaro tsara fotsiny
Ahosotra @ tarehy alona 15min ary kobanina matimaty isamaraina
Vetivety dia ahitana fiovana ny mampiasa aza. Mila fahazarana sy finiavana fotsiny dia madio ny tarehy🤗

💁Manana efa vita melange koa izahay ho an'ireo izay tsy mavita mikarakara, sady azo tehirizina tsara
❤️LOTION fandio 15.000ar
❤️ MASQUE VISAGE MAGIQUE 25.000ar 200ml / 15.000ar 100ml
❤️SAVON 7.000ar(persil, carotte, vahona)
Mandefa faritra sy manatitra raha eto Tana
💌034 18 301 12 / 032 85 984 10 ny numero afak iantsona anay mivantana ho anao zay te ho voaray aingana.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ampitatafika
Antananarivo
102