Musique theory Mada

Musique theory Mada

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Musique theory Mada, Health/Beauty, Antananarivo.

23/03/2026

🎸 FAMPIASANA NY ACCORD 7ème DOMINANT (V7)
Ao amin’ny mozika, matetika ampiasaina ny progression IIm – V7 – Imaj mba hanomezana tsiro sy “tension” alohan’ny hiverenan’ny feo ho milamina (résolution).
Ohatra, azo ampidirina ny degré IV ao anaty hira (“Hiditra IV ao anaty hira”). Raha tsotra dia afaka manao C → F (I → IV) isika.
Fa mba hahatonga azy ho tsara kokoa sy matihanina kokoa, dia azo ampiana progression toy izao:
C – Gm7 – C7 – Fmaj7.
Eto, ny Gm7 – C7 dia II – V7 an’ny F, izay manomana tsara ny fidirana amin’ny Fmaj7.
Ity teknika ity dia tena ampiasaina amin’ny mozika maro (jazz, gospel, pop…) satria manampy “fluidité” sy hatsarana amin’ny filaharan’ny accord.

10/03/2026

salama daholo , ✋🖐️

Handao hianatra gamme majeur sy accord majeur indray ary androany ❣️🎸🎸🎸

samy Ary mankafy dia mazoto mianatra daholo 🙏🌹

16/01/2026

👉Raha hahay Guitar dia hianaro aloha ireo accord de base !!!

inona avy Ary ireo Accord de base tokony hianarana .

1️⃣Accords Majeurs : 1 3 5
Misafidiana Gamme iray izay tianao

oh : Do re mi fa sol la si do
1 2 3 4 5 6 7
1=Do
3=Mi
5=sol

izay dia vita ny accord majeur de Do

2️⃣Accords mineurs : 1 3b 5

Ahemory 1/2ton fotsiny ny 3 dia azo ny accord mineur 🤓.

Raha te hahazo accords septieme ianao dia Ampio 7 fotsiny
ohatra : Rem 7= Re fa la do
Sol7 = Sol si re fa
Domaj7=Do mi sol si

Hitanao amin'izao fa tena tsotra Kely ny fitadiavana accords 🎸



Abonneo Ary ny page raha mahafa-po anao ny fizarana dia hasaio n'y namanao

05/01/2026

Tonalité Sol :
Sol majeur ,Do majeur , Re majeur
Mi mineur , Si mineur , La mineur
Fa # diminué

👉Mba manomeza hira iray vita Amin'ny ireo accord ireo ao Amin'ny Kaomentera 👇🎸.

31/12/2025

Fantatrao ve fa Mitovy ihany Ireto notes roa Manaraka Ireto ?

DO # sy REb
RE # sy Eb
E # sy F
F # sy SOLb
SOL # sy LAb
LA # sy Sib
SI # sy Do

Manomboka izao ianao dia tsy voafitaka amin'ireny intsony 🎸🤪

🎶

31/12/2025

Fandrafetana ny accord majeur ?

DO RE MI FA SOL LA SI DO

1 2 3 4 5 6 7

1️⃣Ny accord domajeur dia fitambaran'ny note do mi ary sol izany hoe 1 3 5
2️⃣Tahaka izany ihany koa ny Fa sy ny Sol
Fa = Fa la do
Sol = sol si re

🤗Hitantsika amin'izay fa tena tsotra nu fandrafetana ny accord majeur.
Mazotô Mianatra daholo 🖐️ !

Aza adino no MIZARA sy Manasa ny namanao hi-abonnée tsika 😁 .

31/12/2025

Fantatrao ve fa anisan'ny mampikorotana ny fitendrena ny tsy fahaizana manao doigté tsara.

Amboary tsara ny doigté-nao rehefa Mitendry , fa mampitombo ny fahatokisan-tenanao izany.

28/12/2025

Araky ny fijerinao , marina ve Ireto notations musicale Manaraka Ireto

Ataovy ao Amin'ny Kaomentera Ary ny valiny marina 👇

Misaotra anao Amin'ny fandraisanao anjara😃

13/12/2025

Cours guitare en ligne

🎸 Te hianatra guitare ve ianao ?
✔ Débutant
✔ Intermédiaire
✔ Acoustic na électrique

📍 Apprentissage simple sy progressif
📩 Alefaso message privé raha te hahalala bebe kokoa

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo