Riah koja

Riah koja

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Riah koja, Health/Beauty, 3284 Antanjona, Antananarivo.

Photos from Riah koja's post 21/02/2026

❌ Livraison gratuite ❌
❣️Un pour vous,un pour la personne spéciale ❣️
🏵️Ajustable
🏵️ Lumineux
🏵️en acier inoxydable
🏵️en cordon
🍀15000🍀

Photos from Riah koja's post 16/07/2022

Dieny izao dia araraoty ny mividy kitapo ooo
Frip TBE daholo
20.000ar- 43.000ar
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra

Photos from Riah koja's post 11/07/2022

Solde indray ary
Ahitanao entana isankarazany
Pas plus de 13.000ar
Mahazo daholo na ny lehibe na ny kely

Photos from Riah koja's post 11/07/2022

Hampifalifalio amin'ireto indray ary ny ankizy kely ooo
😍Parfum DA 13000ar
😍 Parfum Time of beauty 10.000ar
😍 Mini chouchou 5000ar paquet de 5 (25pièces)
Livraison possible partout

Photos from Riah koja's post 08/07/2022

Parfum manitra malefaka natokana hoan'ny ankizy
Amin'ny vidiny 13.000ar sy 10.000ar
Mp ary ooo

Photos from Riah koja's post 23/06/2022

Torche no sady mini projecteur
Educatif hoan'ny ankizy ihany koa
10.000ar ny detail
8000ar ny gros
Mandefa any amin'ny faritra
Mp avy hatrany ary
Nounourse rose et jaune dispo

26/04/2022

💞Parfum la petite robe noir💞
💛💜💚 1er choix Replique
💛💜💚 20.000ar seulement
Nous livrons Dans tout Mada

Photos from Riah koja's post 06/04/2022

👧👦Spéciale hoan'ny ankizy👦👧
Tsetsetse💝😱😊
Hofaly indray izao ny ankizy raha mahazo na dia iray Amin'ireto fotsiny aza
💞 Pinces 14 pièces 13000ar
💞 Kapa kely mahafatifaty 15000ar
💞 Parfum à motif DA 15000ar
💞 Tennis mirehidrehitra pt 25-36 28.000ar
💞 Couffin rofia 63cm 18000ar
💞 Timberland Pt 20-25 25.000ar
💞 Tapis 1m sur 85cm 22.000ar
💞 Couette 2 places double face 2m sur 2m10 70.000ar
💞 Tennis pt 20-25 25.000ar

Anao ny safidy ary
🚌 Livraison possible partout

Photos from Riah koja's post 06/04/2022

👦👧Tsetse ny ankizy kely eeeeehhhh👦👧
Samy mahazo ny anjarany avokoa na lahikely na vavikely ann
💕Pinces 14 pièces
💕Kapa kely
💕 Parfum hoan'ny ankizy
Vidiny: 15000ar daholo

Manasa antsika

Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra

Photos from Riah koja's post 23/03/2022

TSY ALEO VE MIKIPY KELY MIVIDY NY MAFY SADY TSARA TOY IZAY HIVIDY FOANA NEFA MORA SIMBA
Kiraro mihaja indray no atolotra hoanatsika
Made in Korea tsy atahorana ho Mora potika mihintsy fa Mahazaka ny rotorom-piaianana andavanandro
🚌Mandefa any amin'ny faritany sy livraison Tana

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


3284 Antanjona
Antananarivo
TANA101