2A Bio

2A Bio

Share

Vokatra malagasy
Manjifa ny vita malagasy
Akora azo antoka

27/02/2026

Iza Ilay nangataka foana hoe
MBA asio gamme Ilay an'ny ankizy 🥰
Mbl tsy gamme aloha ity fa nivoaka indray ny shampooing antsika aloha 🌿 fa ho avy ny manaraka 🙏
tsy maintsy mivoaka tsikelikely ny produit satria atao tsikelikely ny fitiliana azy ka Miandry procédure maromaro vao afaka mivoka ny vokatra vaovao 🙏
shampooing Zazah 10000ar
zazah coiffante 20000ar

26/02/2026

Rehefa te hanalava volo a
dia mila tsaboina ihany ko ny pointe 🌿
Ilay loham-bolo tapatapaka iny no matonga ny volo mia-fohy sy tsy mety ho Salama 🥺
ity sérum ity no vaha-olana ho amin'izany
tena tsara bé IZY ity satria ,Sady Mitsabo volo Simban'ny produit no mitsabo ny vakivaky sy tapatapaka ,
sérum 15000ar 50ml
☎️0346531112

Photos from 2A Bio's post 22/02/2026

ndao samy mahazo anjara
promotion an-jaza 25000ar au lieu de 30000ar
gamme an-dehibe 50000ar au lieu de 70000ar

Photos from 2A Bio's post 21/02/2026

elaela tsy niaona indray 🥰
efa maro ny vokatra vaovao bé eto @
🌿 2ABIO pousse des cheveux 🌿
Ndraso asiana tolotra tsara Kely Ary ❤️
Ra mividy Shampooing et crème pour enfants ianao
dia mahazo crème repousse pour adultes iray 🥰
Zazah coiffante+ Zazah shampooing 30.000ar
Crème mélange Repousse offert 🎁
☎️0346531112

15/02/2026

Savony manafotsy
Faritra rehetra misy mainty 🥺
Vita @ citron , Argile , vitamine E, aloe Vera 🌿

Photos from 2A Bio's post 03/02/2026

point de vente
67h Majesté boutique
Miaina boutique Andranomena
Coiffure bango betongolo Ambohitrakely
Ain'ah Beauté Antaninandro/ Ambondrona
Coiffure tinah Toamasina
Linah beauté Majunga
Coiffure Natina Antsirabe
Annii bijoudream Fianarantsoa
2A Bio
Pousse des Cheveux
fans

28/01/2026

Ity indray Promotion gamme complète
Repousse,soin , réparateur
zany hoe soin profondeur mihitsy ✔️
Ra mividy Gamme Ndry dia mahazo Conditionneur iray
oui 1 gammes acheter= 1 conditionneur Offert 🎁
aza tara fa vitsivitsy no atao an'ity offres ity 🙏
Gammes 60.000ar 🌿

27/01/2026

Tonga indray beurre de karité
aza tara fa tsy misy maro
mandefa prix de gros zahay
*20000ar 100g
*40000ar 250g

26/01/2026

aza tara Ary fa ho tohizana Kely rampitso ity offre ity 🥰

20/01/2026

bonjour les Mamans 💕
ndao isika anao promotion Kely an'ity
soin ho an'ny zazah ity 🥰
androany sy rampitso ihany ny tolotra ity ah ,
mividy Zazah coiffante GM dia mahazo shampooing Zazah iray 🥰💕
Ireto avy ny asany
*Manamora ny fiogona ny volony ( démêlant)
*Manalava sy mampatevina faran'zay aingana
*Miaro ny fiongotrin'ny volo aloha loatra
*shampooing Sady anti-poux no soin
*Mampangirana sy manalefaka ny volo ihany ko
25000ar les 2 au lieu de 30.000ar
☎️0346531112

Photos from 2A Bio's post 19/01/2026

ho anao matahotra marary
tsy hoe tsy marary ity fa azo hiafina
ela VAO maniry ny volo esorina aminy
azo antoka tsara
Natoraly 💯✔️
tsy misy effets secondaires
cire d'épilation
15000ar avec bande + spatule

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101