Bioderm Mada
beauté
20/12/2023
🔔Etsy angeeee
Manasitrana ny mony mba tsy hiverimberina intsony izahay : na avy @ trouble hormonale (acné juvenil) na vokatry ny fampiasana corticoïdes ka mahatonga ny fahavakisan’ny « vaisseaux sanguins »na excès de sébum vokatry ny aretin’aty sns…
Omena torolalana ianao 😊
Midira MP na miantsoa mivantana 0340460515
19/12/2023
Ho anareo manana olana @ tarehy : rougeurs na couperose toa ny @ sary
Izany hoe « peau sensible »dia manana ireto produits ireto izahay hamahana ny olana
34.000ariary
Mila fantatra kosa anefa ny antony
Midira mp na tonga dia antsoy ny 0340460515 😊
14/12/2023
💃« KOLOKOLOY NY HATSARANAO »
🌿 Ny Bioderm Mada dia efa 20 taona nananana traikefa teo @ sehatry ny taovolo sy ny tarehy ary natoraly avokoa ny akora ampiasaina
🌾 Ny vokatra vaovao eto @ Bioderm Mada dia natao ho an’ireo manana olana rehetra @ volo: mihintsana, be angadrano, vakivaky… na te hiova « look » mihitsy eee na « Curly » hoy isika 😊
💐 Natao ho an’ireo manana olana @ tarehy ihany koa ny vokatra ato aminay: kentrona, panda, menamena, mony sns…
⭕️ Marihina fa mila manatona aty an-toerana mihitsy ny manana olana @ tarehy
🌼Promotion:
📌Diagnostique gratuit(mode de vie)
📌fitsaboana natoraly ( fanafody vidina Ratsimamanga)
📌Soin de visage gratuit (11 au 20 décembre 2023 raha mividy gamme momba ny tarehy ianao)
🏠Adresse: Ampitatafika akaikin’ny Aceem
📞Téléphone : 0340460515 ou venez sur mp
Livraison partout à Madagascar
12/12/2023
Shampoing + masque+ leave in gel
Manome boucle mivoaka tsara toy izao👌
09/12/2023
💃« KOLOKOLOY NY HATSARANAO »
🌿 Ny Bioderm Mada dia efa 20 taona nananana traikefa teo @ sehatry ny taovolo sy ny tarehy ary natoraly avokoa ny akora ampiasaina
🌾 Ny vokatra vaovao eto @ Bioderm Mada dia natao ho an’ireo manana olana rehetra @ volo: mihintsana, be angadrano, vakivaky… na te hiova « look » mihitsy eee na « Curly » hoy isika 😊
💐 Natao ho an’ireo manana olana @ tarehy ihany koa ny vokatra ato aminay: kentrona, panda, menamena, mony sns…
⭕️ Marihina fa mila manatona aty an-toerana mihitsy ny manana olana @ tarehy
🌼Promotion:
📌Diagnostique gratuit(mode de vie)
📌fitsaboana natoraly ( fanafody vidina Ratsimamanga)
📌Soin de visage gratuit (11 au 20 décembre 2023 raha mividy gamme momba ny tarehy ianao)
🏠Adresse: Ampitatafika akaikin’ny Aceem
📞Téléphone : 0340460515
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101